Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 12/11/2004 10:07)
inona no atao hoe lehilahy na tovolahy maditra ho anareo naman vehivavy
Asa raha efa nisy nanolotra teto ity lohahevitra ity fa mba tiako ho faritanareo namana vehivavy ny antsoinareo hoe lehilahy na tovolahy maditra ary misy ambaratongany v izany ? Misaotra.... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:44
ravatorano ( 08/11/2004 10:31)
ny virtuelle makany amin\'ny réelle : maro ny namana no mahatsiaro fatsy mety aminy io !
Raha jerena dia eto Madagasikara dia maro b ny mpikambana ao amin ito namana.serasera ito.Raha nanao fanadihadiana ihany koa ny tenanay dia nahatsapa fa betsaka ireo namana tsy sahy miala amin ilay ps... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:59
ravatorano ( 03/08/2004 06:12)
Fihaonan ' ny namana teny amin ny 67 teo
:D :D :D Voalohany indrindra aloha dia misaotra an ilay Mpahary isika afaka nanatontosa iny fihaonanay iny. Misaotra an 'i fyjl sy rivo ihany koa nanome ny trano ary nahafoy ny asany tamin iny s... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2004 22:34
ravatorano ( 26/07/2004 13:22)
rahampitso no higadona eto Madagasikara Ingahy Chirac hanao fitsidihana manokana
Raha araky ny fantatro sy reko amin ny vao2 vahiny dia miala sasatra ny filoha frantsay amin izao ary dia atsy La Réunion no hanaovany izany.Hitsidika an i Madagasikara anefa izy ary izany fitsidihan... tohiny
novalian'i ludo ny 25/08/2004 09:28
ravatorano ( 13/07/2004 09:34)
ho antsika namana eto antanindrazana na ireo mandalo eto manao ny fialantsasatra.
Misy namana maromaro ihany izahay no efa nifampidinika momba ny fihaonana manaraka indray.Tohizako eto izany ilay lohahevitra nalefan i soratra izay isaorako betsaka antsika tamin ny fandraisana anjar... tohiny
novalian'i rfm ny 30/07/2004 12:52
ravatorano ( 28/06/2004 10:53)
Najnakan ny rock ny fanafanana ny fetimpirenana 26 Juin 2004 tamin ity indray mitoraka ity
Na dia nafindra teo amin ny stade couvert Mahamasina aza ny fampisehoana nataon i Kazar sy Iraimbilanja dia tena nafotaka tokoa izy io . Ny alarobia 24 dia ry Kazar sy L2K no nanafana ny sehatra>izan... tohiny
novalian'i ngou ny 13/07/2004 10:09
ravatorano ( 28/06/2004 10:40)
hetraketraka tamin ny 26 jiona 2004
Ho antsika rhtr dia maro no naheno tsara ireny hetraketraka niseho tany Mahajanga sy Toliary ireny. Fetim pirenena malagasy izay fankalazana ny faha 44 taonan ny fahaleovantena no nohararaotin ny olo... tohiny
ravatorano ( 18/06/2004 13:06)
fetin ny ray
Ataoko fa na lasa aloha aza ity firariantsoa ho antsika ray sy ray atsy ho atsy ity dia faly ny tenako miarahaba antsika ray sy futur ray rhtr ato amin ity namana serasera ity.Ho trandroka aron ny voz... tohiny
novalian'i mimich ny 23/06/2004 10:59
ravatorano ( 18/06/2004 09:13)
Ahoana marina ny tantaran ireto reservistes ireto é ?
Nafanafana teto andrenivohitra tamin ny fiatombohan ny herinadro iny noho ny raharaha rezerivisita. Ahoana marina moa no nisian izy ireo sy ny nipoirany teo amin ny fiaraha monina . http://.madagasc... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:54
ravatorano ( 16/06/2004 12:57)
Io ary fa manomboka mihena ny frais taxibe
raha nanambara ny VPM fa mahazo miasa dhl ny fiara rhtr izay sahy mampadoa fraiz 1000 fmg ny olona ary tsy mandalo koperativa ny fakana fahazahoandalana fa avy hatrany dia any amin ny commune. Io fan... tohiny
novalian'i mimich ny 18/06/2004 09:04
ravatorano ( 16/06/2004 06:43)
Mihotakotaka indray Antananarivo
Ny antony voalohany aloha dia ny momba ireto reservite ireto.Nisy tamin izy ireo nanambara fa raha nofoanana marina ny decret namoronana an dry zareo sy mamoaka ny namany any amponja (???) ny fanjakan... tohiny
novalian'i latifa ny 16/06/2004 16:20
ravatorano ( 11/06/2004 11:26)
arendrina iraimbilanja
Raha tafaresaka tamin i Niry izay R@R lebe ao amin ny tarika iraimbilanja ny tenanay anio maraina dia nnilaza izy fa tsisy concert foana izany fa dia raikitra izany ny arendrina iraimbilanja 2004 ao a... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:43
ravatorano ( 05/06/2004 12:32)
Inn no tena nanamarika anao teo amin ny fiainanao ny fahaazana v? ny fahatanorana vao nanomboka
....ny fahatanorana nahalala ny vavy sy lahy , ny fianarana primaire ,secondaire ,universitaire, teo amin ny fanambadiana sns............ tohiny
novalian'i mimich ny 02/07/2004 07:45
ravatorano ( 05/06/2004 11:51)
fetin ny reny
Faly miarahaba anareo rehetra namana reny tsy ankanavaka ato amin ity namana.serasera ity tratry izao fetin ny reny izao. Ho lava andro iainana anie ianareo , hijoro hatrany ho reny mahatoky , mahav... tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2004 23:12
ravatorano ( 04/06/2004 10:50)
tsy manaiky ny hisondrotan ny frais 1550fmg eo amin ny taxi be eto Antananarivo ny Pladic sy ny Ascoma
Reko tamin ny vaovao tamin ny radio teo fa sia tsy manaiky ny hiakaran ny frais ho 1500 fmg ho an ny taxibe eto Tanà izany ny Pladic sy ny Ascoma izay fikambanana anakiroa miaro ny zon ny mpanjifa. ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2004 23:37
ravatorano ( 04/06/2004 10:41)
hotely le rubis nivoaka ny didy
niverina amin Ingahy Rabetsintota indray izany ny Hotely le Rubis rehefa avy namoaka ny didy ny cour suprême .Raha mandalo amin iny faritramisy ilay hotely nefa ianao dia mahita kely maso efa nanao f... tohiny
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:41
ravatorano ( 04/06/2004 10:25)
Hamoaka 100 miliara fmg ny fanjakana malagasy
Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra fa hamoaka vola zato miliara ny fanjakana mba hametrahana araton 'aina.Izany dia mahakasika nyfamatsiana ny entana ilaina andavan 'andro.Tapaka koa fa ha... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2004 21:26
ravatorano ( 04/06/2004 08:49)
mirongatra ny mpaminany eto amintsika
fa maninona no mirongatra izay tsizy amizao fotoana izao ny olona milaza nahita an Andriamanitra ary misy asa mitompo teny fatratra fa mpaminany tokoa amizao. Lozan ireo izay sahy mitsangana amizay k... tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2004 00:34
ravatorano ( 27/05/2004 14:18)
landivola hanao conference de presse
Araky ny voalazan ny gazety tribune nivoaka anio 27 Mai ao amin ny takeleka faha 11 dia hanao conference de presse i Landivola , ary izy irery tsisy mpanotrona fa dia izy ihany izany no hitarika io fi... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 22:20
ravatorano ( 26/05/2004 09:44)
voalaza fa miankina amin ny politika...
ny zavatra rhtr. Miankina amin ny politika ny toekarena,ny kolotoraly,ny fiaraha monina , ny asa sosialy,ny fanatanjahan tena. Nisy aza mpanao sary karikatira izay niteny hoe raha tsy misy ny politi... tohiny
novalian'i ramoul ny 10/06/2004 16:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0545