Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 27/03/2006 06:29)
teny ampiangona no nifankahita indray i ra8 sy ny mpanohitra
[b]Ravalomanana à Farafangana : Un salut à l’opposition [/b] Marc Ravalomanana a adopté un ton nouveau à l’endroit de l’opposition. Le fait fut flagrant samedi à Farafangana, lors de ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 14:39
ravatorano ( 23/03/2006 09:57)
teny zato kabary arivo .....toky fitaka hoy naivokely izay
Teny zato, kabary arivo… Toky fitaka Fivoriana etsy, fivoriana eroa, ary saika tsy mahatombina intsony ny mpanao politika rehetra taorian’ilay fihaonana azo heverina fa mbola bitika ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 13:05
ravatorano ( 21/03/2006 07:11)
Ny solitany sy ny vahiny mpampiasa vola eto madagasikara
ENQUÊTE Rush des investisseurs étrangers sur l’or noir malgache ( Enquête du 20/3/2006 ) L’exploration pétrolière on shore (sur terre) et off shore (en mer profonde) sur l... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 08:18
ravatorano ( 21/03/2006 06:49)
Nifampiresaka izany ny mpitondra sy ny mpanohitra
Pasteur Andriamanjato à Ambohitsorohitra Le dialogue entre l'opposition et le régime est enclenché Dialogue entre Ravalomanana et Andriamanjato. C'est chose rare que ces deux personnalités... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 05:28
ravatorano ( 17/03/2006 09:27)
conférence sur la mort du colonel RATSIMANDRAVA
Conférence : 31e anniversaire de la mort du Colonel Ratsimanandrava « Le passé ne s’oublie pas » 13 février 1975. « Niamboho ho an’ny firenena izy ! » Voici maintenant 2... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 25/03/2006 18:53
ravatorano ( 16/03/2006 07:08)
valikafatra avy amin ny tananan 4ntananarivo renivohitra
momba ilay fanehoan ilay televiziona frantsay anakiray izay an 'Antananarivo Ben'ny tanànan'Antananarivo Tsy hitanondrika amin'ny fanakianana Manoloana ny tsikera ataon'ny hafa mom... tohiny
novalian'i Vaika ny 18/03/2006 09:34
ravatorano ( 16/03/2006 06:51)
Fihaonana namana serasera dago : fambolen kazo 2006
Raikitra izany fa dia hisy fambole kazo ho tontosaitsika nbamana serasera ato amin ny 09 avril 2006 ho avy izao.Ny toerana dia eny Andranovelona , toerana iray manakaiky an ilay tendrombohitra malaza ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 20:41
ravatorano ( 10/03/2006 10:56)
faniriana hafahafa kosa ity ry zareo ah
FANIRIANA. Efa naharitraritra ihany no nitetika hahazo an’ilay ramatoa ilay rangahy saingy tsy tanteraka ny faniriany. Kaotikaotiny ary arahiny sy rahonany hatrany an-gabone ----------------... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2006 21:08
ravatorano ( 10/03/2006 10:48)
hivahiny eto madagasikara ny SG an ny ONU
Kofi Annan, dans nos murs d’ici peu Le Secrétaire général de l’ONU et son épouse sera l’hôte de Madagascar à partir du 15 mars prochains. Un bref aperçu sur l’homme d’abord ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 11/03/2006 05:06
ravatorano ( 06/03/2006 09:25)
nandresy ary tafakatra amin ny dingana manaraka izany
nandresy ary tafakatra amin ny dingana manaraka izany ny USJF RAVINALA sy ny USCAFOOT . FOOTBALL. Nos représentants en compétitions africaines ont démontré que le niveau du football malgache sâ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 08/03/2006 09:42
ravatorano ( 06/03/2006 09:22)
misy chik ihany zany eto amitsika raha toy izao
« Madagascar enregistre ses premiers cas de chikungunya, mais il s’agit de cas sporadiques. En revanche, le pays est durement frappé par une épidémie de dengue ». Ce fut ainsi que les télévi... tohiny
ravatorano ( 02/03/2006 09:34)
nanomboka omaly alarobian ny lavenona izany ny karemy
ho an ireo mpino kristianina katolika dia nanomboka omaly alarobian ny lavenona ny karemy ary haharitra efapolo andro moa izy io satria maiafara amin ny andron'ny Paka. taloha dia fifadia-kena no nit... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 06:01
ravatorano ( 14/02/2006 06:22)
d nolaviny izany eh ka asa na ho vita amin ity volana ity
ny fitsarana ambony (appel). LAHADY RESTE EN PRISON - L'EX-GOUVERNEUR REFUSE LA LIBERTÉ L’ex-gouverneur de Toamasina, Samuel Lahady, accepterait la liberté avec la réhabilitation de ses droit... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:21
ravatorano ( 13/02/2006 05:24)
aoana ny hevitsika momba izao tsy aleo v ny tena mahavoa no
tsy aleo v ny tena mahavoa no omena asa toy itony mba hahavitan izany antsakany sy andavany Samedi 11 février 2006 ----------------------------------------------------------------------------... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 20:55
ravatorano ( 19/01/2006 05:05)
Un Malgache enlevé en Irak
Un Malgache enlevé en Irak Un Malgache et un Malawite travaillant pour une entreprise de télécommunications en Irak ont disparu hier, selon l’agence Reuters. Travaillant pour une entrepris... tohiny
novalian'i vale ny 03/02/2006 21:09
ravatorano ( 14/12/2005 05:53)
amin izao taona 2005 izao mbola misy ihany ny toy izao
ZAZA TERAKA. Noho ny fomban-drazana izay mbola voatazona hatramin’izao dia tsy afaka mitaiza zaza kambana ny olona avy any. Kambana dimilahy tao Mananjary, ny iray ihany no notazonin’ny reniny ... tohiny
ravatorano ( 13/12/2005 12:21)
tena aleo ihany asiana fiheverana ny toy itony
Tamin ity taona ity dia nisy olona iray tao amin 'ny fianakaviako izay novonoin 'olona.Vao haingana koa dia nisy namana anakiray izay novonoin 'olona. Ny antony dia halatra : vola vaky trano opérati... tohiny
ravatorano ( 12/12/2005 05:01)
fety ny noely fanaovana veloma ny taoan ary fiarahabana 2006
Faly miarahaba antsika rehetra namana sy tapaka milay b daholo. Maro ianareo no manontany hoe rahaoviana no hisy fety karakarain'ny namana indrindra amizao fiafaran ny taona sy ny fiavian ny fankalaz... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:43
ravatorano ( 08/12/2005 05:42)
Fiangonana katolika eto Dago : nisolo ny Kardinaly
Ny evekan'Ambanja no hisolo ny Kardinaly Gaetan Razafindratandra.NY Mgr OdonRazanakolona no anaran 'ilay kardinaly vaovao ho an 'ny fiangoanan katolika eto madsagasikara.Izy dia efa sakretera jeneral... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/02/2006 00:49
ravatorano ( 03/12/2005 06:54)
efa mihamanatona ihany ity ny fifidianan filoha nefa aiza ho
efa miahamanatona ihany ity ny fifidiana filoham pirenena nefa aiza amizao ny mpanohitra.Misy namana anakiray ary amin ny antson'ny fo ary milaza fa tena crédible v ny mpanohitra amizao fotoana izao.... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0539