Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 24/11/2007 16:42)
fifaninana mitoraka blaogy
tohin'ireo fivoriana maromaro natao teto antananarivo momba ny hetsiky ny mpi blaogy izay nandraisan'ny namana serasera dago anjara ary nifanojo indrindra tamin'ny nandalovan'i hery teto antanindrazan... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 14:52
ravatorano ( 23/11/2007 14:13)
momba ny serasera namana dago ihany ty kah !
Vao avy teny amin'ny faritany antananarivo aho ary ny vaovao dia izao : vita soa aman-tsara anio izany ny taratasy mirakitra ny fitsaganan'ny namana serasera dago izay voafehin'ny lalana 60.133 tami... tohiny
novalian'i ANARIM ny 28/02/2008 12:36
ravatorano ( 09/11/2007 10:32)
maty vao ramalala ! fombatsika io e !
Niravaka mari-boninahitra ireo mpanakanto nalaza nodimandry tao ho ao, ka isan’ny nahazo izany farany i Zafihita sy i Toty, ary nomena sehatra manokana tetsy amin’ny tranom-pokonolona Analakely ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 12/11/2007 09:08
ravatorano ( 05/11/2007 05:17)
Nilatsaka ho fidiana ben'ny tananan'Antananarivo i Andry TGV
Rajoelina Andry moa no tena anarany tompon'ny injet group izy izay itambaran'ireo orinasa mpikirakira pub ary koa ny viva izaytv ravianala taloha ary vao azony vao tsy ela akory izay rehefa tsy nahob... tohiny
novalian'i Bol ny 06/12/2007 06:25
ravatorano ( 05/11/2007 05:06)
Lasan'ny Ajesaia izany ny tompon-dakan'i Madagasikara 2007
Araky ny notanteran'ny l'Express de madagascar azy anio maraian ity vaovao entiko eto ity fa za tsy afaka nijery an'ilay fihaonana na dia naniry mafy no ho tany aza : Football - THB Ligue des c... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/11/2007 14:43
ravatorano ( 25/10/2007 09:24)
ny tarika kazar ao amin ny glacier anio hariva
nohon'ny fandalovan'i Milon eto ami'ny tanana dia hiatrika ny mpankafy azy ny tarika Kazar ao ami'ny le glacier anio hariva ary hampahafantatra ilay vcd vaovan'ny tarika misy titre efatra waouuuh ! ... tohiny
ravatorano ( 23/10/2007 14:13)
Filohan'ny Antenimeram-pirenena vaovao Ingahy Jacques SYLLA
Araky ny vaovao reko tamin'ny radio RDB teo izany dia nolanian'ny depioté 123 amin'ny 124 ho filohany Ingahy Jacques SYLLA izay voafidy tany Sainte Marie Rahampitso maraina izany no ho fidiana izay... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/10/2007 13:04
ravatorano ( 15/10/2007 05:34)
fety sy fihaoanan ny 20 octobre 2007
Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy : *[b]Daty : Sabotsy 20 octobre 2007 *Toerana hanaovana ny fihaonana : eny A... tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2007 22:02
ravatorano ( 13/10/2007 08:36)
andrebabe3 filma malagasy
efa hitanareo v io film io ny sary aloha dia tena ùmilay b ny toerana nakana ilay film ihany koa tena mahavariana mihitsy amiko ny indro kely dia eo amin'ny feo somary milentika izany sy tsy dia m... tohiny
ravatorano ( 11/10/2007 05:42)
Nodimandry i Bouboul
Nodimandry omaly i Bouboul ilay mpitendry gitara fanta-daza ikoizana iny. Ramboatiana Etienne moa no tena anarany ,raha ny fahatsiarovako azy dia saika hira nentina hampihomehezana na ho an'ny ankizy ... tohiny
novalian'i tsiahi ny 18/10/2007 18:52
ravatorano ( 24/08/2007 10:58)
RUGBY CAN 2007 atao eto Madagasikara ny lalao famaranana
Raikitra ary izao fa dia hatao eto Madagasikara ny lalao famaranana ny RUGBY CAN 2007 ny 26 sy 29 Septembre 2007 ho avy izao etsy Mahamasina. Ireto avy ireo firenena mandray anjara amin'izany : Keny... tohiny
novalian'i Balack ny 24/09/2007 15:10
ravatorano ( 24/08/2007 10:46)
Rugby - Can 2007 Les Makis jouent à domicile
SPORT Rugby - Can 2007 Les Makis jouent à domicile Les Makis seront gâtés dans les phases finales de la Coupe d’Afrique des Nations de rugby. Les Makis tenteront de gagner le titre... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:33
ravatorano ( 06/04/2007 11:48)
fijerena vokatra momba ny referandoma
Efa zatra mijery an ity site an 'ny ministeran ny atitany ity iska fa mba fanamafisana ihany ny ahy e http://www.mira.gov.mg/election/resultrefelection.php http://www.mira.gov.mg/election/ Mazotoa ... tohiny
novalian'i lamie ny 06/04/2007 20:46
ravatorano ( 05/04/2007 10:27)
REFERENDU80 % d’abstention • Tana vote oui, Toliara dit non
Référendum 80 % d’abstention • Tana vote oui, Toliara dit non Les électeurs ont boudé le référendum constitutionnel. Le taux d’abstention avoisine les 80 % un peu partout dans l’ïle... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 07:31
ravatorano ( 21/02/2007 10:50)
voalaza fa amin ny 04 avril 2007 zao ny referendum
Araky ny filankevitry ny goverinemanta omaly izany dia tapaka fa amin ny 04 Avrily izao no hanaovana ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny fanitsiana ny lalampanorenana ny repoblika fahatelo. Hatramizao ... tohiny
novalian'i liva5 ny 25/02/2007 12:12
ravatorano ( 05/02/2007 06:58)
Vita soa amantsara ny fambolena zana-kazo 2007
Misaotra an\'Andriamanitra lehibe nanome fotoana ;hery tanjaka ary fahasalamana nahafahatsika nanatontosa iny fambolekazo sy fifampiharabana tratry ny taona 2007 teny Andranovelona iny. Tsy hay ny ts... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/05/2007 20:59
ravatorano ( 01/02/2007 10:35)
tsy mifidy asiana ny dahalo e fa matiny avokoa reefa .......
hitany fa be voal azony angalarina ASAN-JIOLAHY. Tsy mifidy hasiana fa izay be vola dia fafazany Havan’i Ben Laden matin’ny dahalo -------------------------------------------------------... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/02/2007 09:14
ravatorano ( 26/01/2007 06:43)
niova indray izany ny minisitry ny tanora sy fanatanjahatena
Ingahy Philémon Rabarison izany zao no minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ! Inoana fa hitondra hery vaovao ho an izany minisitera izany izy ary koa hanavao mihitsy ny rafitry ny fanatanjaha... tohiny
novalian'i Radama4 ny 24/02/2007 08:40
ravatorano ( 29/12/2006 05:55)
fa nankaiza marina ny AVI no tsy andrenesam peo ?
Ao amin 'ny gazety mivoaka isan'andro dia milaza sy miantso aary misy aza mikikiaka mihitsy amin ny fahanginan'Antoko AVI Avia amizay mou e mba lazao ny hevitrareo ??? !!! Mahazendana tokoa fa tsy n... tohiny
novalian'i exdadabe ny 01/01/2007 09:54
ravatorano ( 21/12/2006 05:49)
naterin i dada lery fa natahotra ngamba
ny teny hoe voasambotra ny kolonely Welson Ralaikoa dia tsy marina loatra satria dia naterin ny rainy tany amin ny toby miaramila teny amin ny BANI ranamana nitolobatana tao izany.Tsi zoviana amitsika... tohiny
novalian'i rvoulah ny 16/01/2007 11:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1672