Liste des messages
Liste des messages, inserés par ravatorano, par ordre de date
ravatorano
(
12/06/2009 08:37)
kaka sy cristiano ronaldo any real de madrid indray
Kitra – Cristiano Ronaldo
Mpilalao lafo vidy indrindra
Ela ny ela ka hiala ao amin’ny klioban’ny Manchester United ilay kintan’ny baolina kitra, portioge, Cristiano...
suite
répondu par rhina le 26/09/2009 11:22
ravatorano
(
05/06/2009 08:29)
nokianin'Ingahy Monja Roindefo ny HAT
VAOVAO MISONGADINA
FIFANITSAHANA ANDRAIKITRA
Nokianin’i Monja Roindefo ny Fat
FIFANITSAHANA ANDRAIKITRA
Nokianin’i Monja Roindefo ny Fat
Azo lazaina ho fanakian...
suite
répondu par xxxy le 06/06/2009 09:36
ravatorano
(
14/05/2009 06:33)
tsy hilatsaka Ingahy Andrinirina TGV
dia gaga indray aho omaly raha nahare tamin'ny fanehoan-kevitra nataon'olona iray mpikambana ao amin'ny HAt hoe " raha ny lalampanorenana manankery hozy dia tsy afaka milatsa Ingahy Andrinirina Rajoel...
suite
répondu par ravatorano le 15/05/2009 06:31
ravatorano
(
16/04/2009 10:44)
miahihay ny tantsaha eo amin'ny vidim-bary !
Amizao dia efa misy ny vokatramiakatra ary efa valasira na asotry na fararano ny tantsaha eny ambanivohitra eny.
Miahiahy nefa izy ireo nohon'ny vidin'ny vary amin' izao fotoana izao izay aely tokoa ...
suite
répondu par fijo le 16/04/2009 20:35
ravatorano
(
10/04/2009 06:57)
Andia-miaramila tonga teny Ampandrana nitady ny CEMGAM teo a
«Andia-miaramila tonga teny Ampandrana nitady ny CEMGAM teo aloha»
«Tsy misy fanajana lehibe izany eo amin’ny miaramila. Ny lehibeny aza tsy mahalala izay ataon’izy ireo. Tsy manana fil...
suite
répondu par xxx le 12/04/2009 08:06
ravatorano
(
10/04/2009 06:30)
fitokonana : vita ny etsy...mipoitra ny eroa !
Manao fitokonana fanairana 24 ora indray izao ny mpiasa rehetra ao amin'ny Hopitaly Befelatanana rehetra (mpistabo mpandidy,mpitsabo tsotra,rasazy mpampivelona,ny mpitsabo mpanampy ary mpiasa tsotra) ...
suite
répondu par Oay le 10/04/2009 06:59
ravatorano
(
04/04/2009 06:25)
"calendrier électoral"
Toy izao ary ny namaritan'ireo nivory teny Ivato ny 02 sy 03 avril 2009 teo ka namoahan-dry zareo ny fandaharana isan tsikajiny eo amin'ny fifidianana
-*septembre 2009 : Réferendum fitsampan-kevi-b...
suite
répondu par mion le 06/04/2009 06:55
ravatorano
(
31/03/2009 05:51)
Very olomanga ny ady totohondry malagasy
Nodimandry i Harvel
Misaona ny tontolon'ny mpanao fanatanjahantena malagasy fa tsy ny taranja ady totohondry ihany. Nantsoin'Andriamanitra hody any aminy tamin'ny alahady tolakandro teo Atoa Randri...
suite
répondu par endrika01 le 01/06/2009 10:36
ravatorano
(
19/03/2009 08:52)
vaovao mampalaelo momba an'i KAMBA
Araky ny hafatra sy resaka nifanaovako tamin 'i anarim vao eto dia nilaza izy fa nindaosin'ny fahafatesana izao maraina izao i KAMBA ilay zaza nifanomezantsika tanana teto iny na ny namana serasera da...
suite
répondu par endrika01 le 08/04/2009 12:33
ravatorano
(
17/03/2009 08:45)
fametrahampialana nataon'ny ministra maro
Re sy nolazaina tamin'ny haino amanjery toy ny RFI sy ny Antsiva fa nametram piala ireto minisitra ireto (tsy mbola ofisialy) :
Paul Richard (Santé)
R. Perline (vice min santé)
Panja Rapanoelina ...
suite
répondu par ifiona le 17/03/2009 10:01
ravatorano
(
16/03/2009 11:32)
didy fampisamborana an'Ingahy Ravalomanana
Araky ny kabary nalahatr'Ingahy Andry Rajoelina teo amin'ny 13 mai izao atoandro izao dia namoaka didy fampisamborana an'Ingahy Ravalomanana ny ministeran'ny Fitsarana eo ambany fiahian'ny fitondrana ...
suite
répondu par notron le 17/03/2009 06:07
ravatorano
(
16/03/2009 07:38)
maro no taitra teny amin'ny 13 mai tamin'ny sabotsy teo
satria nahoana hoy ianao : tonga nanao fambarana teny amin'ny kianjan'ny 13 mai tamin'ny sabotsy 14 mars teo Ingahy Jacques Sylla ary nolazainy teny fa ny "prezidà" Andry Rajoelina no nanasa azy ho t...
suite
répondu par ari.malala le 16/03/2009 10:14
ravatorano
(
16/03/2009 05:49)
LSA NY ADINY EFATRA §
Nanome adiny efatra an'Ingahy Ravalomanana Ingahy andry Rajoelina mba hametrahany fialana.
Lasa ilay adiny efatra dia efa samy niantranatrana avokoa ny rehetra samy nanongilan tsofina tamin 'ireo rad...
suite
répondu par ngoiha le 16/03/2009 12:05
ravatorano
(
02/03/2009 05:25)
Vita soa aman-tsara ny fambolena zanakazo !
:D Misaotra an'Andriamanitra Andriananahary nanome fotoana indray nahafahantsika nanatontosa ny fihaoanana izay natao hambolena zanakazo iny
Misaotra koa antsika namana rehetra tonga nandray anjara ...
suite
répondu par ravatorano le 23/03/2009 05:31
ravatorano
(
12/02/2009 07:10)
NEGOCIATION TIM-TGV
[b]Dialogue et négociation. Le dialogue a commencé. Mais, ce n’est qu’un début. La mission de médiation pilotée par Ban Ki Moon porte déjà ses fruits.[/b]
Ivohasina Razafimahefa et Monja...
suite
répondu par tsinjo le 12/02/2009 09:56
ravatorano
(
11/02/2009 11:07)
sary nalaina ambonin'i mahamasina anio atoandro 11/02/2009
Indro ary misy sary akiroa nalainay teny ambonin'i Mahamasina reefa nasain- dry zalahy mpitsaty nandeha teny ny tena mba hojerevana sy mba atao fampitahana izay fandehany rehetra eto amin'ny tanana e...
suite
répondu par MANAKASINA le 12/02/2009 05:18
ravatorano
(
10/02/2009 12:51)
Minisitra efatra notendren'Ingahy Monja Roindefo
Ireo minisitra notendren'i Monja Roindefo :
- Ministre securité interieur General Rakotoharimihantaharizaka qui vient du corps de la police nationale -
- Ministre Decentralisation Amenagement et ...
suite
répondu par tsiafoi1 le 11/02/2009 06:25
ravatorano
(
04/02/2009 05:32)
dia miaktona tokoa ireo birao ka ny vahoaka no mijaly
araky ny antso nalefan'Ingahy Andry Rajoelina maly tamin'ny valandresaka nifanaovany tamin'ny mpanao gazety dia mikatona daholo ny birao'ny commue eny amin 'ireny arrondissement ireny hoy izy manombok...
suite
répondu par Rafahafahana le 04/02/2009 08:29
ravatorano
(
02/02/2009 09:26)
fambolena zanakazo Namana Serasera Dago
Tonga indray ity ny fotoana fanaotsika isan-taona dia ny fambolena zanakazo izany .Izy io dia ho tanterahitsika ny :
*Sabotsy 28 febroary 2009 eny Andranovelona
*Eo amin'ny vavahadibe Mahamasina ano...
suite
répondu par texe le 04/03/2009 06:45
ravatorano
(
27/01/2009 07:34)
vaky-vakin'inn .....sary sendra azo teny ho eny
sary izay sendra ahy izany moa ireto ary niniako mba tsy d tena naseho ny tarehin'ireo olona nanao ny "ketrika" !
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187926-gr__ve_016.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_...
suite
répondu par ravatorano le 29/01/2009 06:29
