sary nalaina ambonin'i mahamasina anio atoandro 11/02/2009

1. ravatorano ( 11/02/2009 11:07)
Indro ary misy sary akiroa nalainay teny ambonin'i Mahamasina reefa nasain- dry zalahy mpitsaty nandeha teny ny tena mba hojerevana sy mba atao fampitahana izay fandehany rehetra eto amin'ny tanana e !
demo de force :wink:
Somary manjavonjavona ilay izy satria avy be ny orana aty ka ialana tsiny dieny mialoha.
:wink:

[URL=http://yoopix.org/photo/1/202965-1.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_202965-1.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/202966-2.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_202966-2.jpg[/IMG][/URL]

2. Noue ( 11/02/2009 11:14)
12:30 - Grosse affluence à Mahamasina, tribunes et gradins remplis. Beaucoup de monde continue à se diriger vers Anosy. Un important service d’ordre autour du stade.

12H15 : Le stade est rempli. Foule très impressionnante

3. andrywui ( 11/02/2009 11:16)
ary tena tsisy olona mihitsy kay le ety amin terrain kléé !! ary tena any amin'ny 3% any marina mihitsy zany ny olona tonga satri 82.000 pers feno hatram terrain !! tsss!! voambotavo oa!! votany kely !!
4. Mandefitra ( 11/02/2009 11:18)
tohizo ...
5. xxx ( 11/02/2009 11:20)
mbola be vava ihany ve lesy elà ry Andry @ le oui! sa efa manao tsipaky ny miala aina? hahahahahaha! omby ve lety ireo olona ireo raha teny @ 13 Mai?
6. kidoropamba ( 11/02/2009 11:21)
hin!hin!hin!hin! raha esorina izany ilay 5.000 services d'odres sy ireo polisy, zandary ary fonksionera noterena dia iza sisa?
Tsy mahagaga ahy raha toa ka ny hanery andravalo hanao negosiation no nahamaika azy fa tena efa naloam-bahoaka ity FITONDRANA JADONDRAVALO MPAMONO OLONA ITY.
7. rabingogilabanga ( 11/02/2009 11:24)
misaotra @ sary, manan-jo hilahatra ianareo:

tadido anefa fa misy malahelo any ho any,

-ILAZAO NY AO MAHAMASINA FA MBOLA MISY TSY VITA LEVINA HOE: ny SASANY @ IREO MATY TENY AMBOHITSOROHITRA

-MBOLA TSY MAINA HOE NY RANOMASON'ireo MANA-MANJO

-DE ILAZAO I NDONDOLAH SY TAHIRY, ARY JARIFA SY BABAIKY, mba tsy hampiasa mafy loatra ny ZAVA-MANENO, FA MISY MITOMANY NY ETSY AMPAMARINANA
8. andrywui ( 11/02/2009 11:32)
Ny mpamosavy anga afaka hifanarahana amzany oe vao nisy olona novonoinareo ane ireo fa de ny handihy sy hifaly ihany no masaka andohany !! nefa ane de Malagasy iray rà aminy ,sy Nosy tokana aminy eee !!! ny mahafinaritra aloha defa faizin'Andriamanitra amin'ny ranonorambe ao ry mpams !! hita mihitsy oe malaelo jehovah !! tsy ankasitrahany fa de entin'ny ody sy ny lohabe fotsiny !! ny gogole amzany de manarakefa fotsiny ! faty entin'alina
9. Oay ( 11/02/2009 11:33)
Raha ny fahitana an'izao olona @ izao sary izao tena tonga d afaka misambotra ary manampan-doha ny tarik'i TGV ry Marc sy ny namany fa mahagaga ana hoe inn no andrasany marina mafy é! d mbola gaga ihany koa ny tenako ka manontany tena manao hoe fa ahoana loatra ary no nahatonga an'i Ngahy Rajoelina maire kanefa d olona maro toa izao no mpanohina dry Marc.Raha za Marc tonga d ovaiko any ny codes éléctoreaux mampimenimenin'ny mpanohitra ireo d asaiko tonga ny mpanaramaso avy any ivelany d tonga d ataoko ny fifidianana satria efa manaraka ana Iarivo klé.
10. tsinjo ( 11/02/2009 11:35)
tsisy mpams mandeha atoandro iany fa misitrisitrika ny mpams

11. mion ( 11/02/2009 11:36)
>> rabingogilabanga
Avarino eo Ampamarinana zany faty zany raha tsy mahazaka feo. angaha nisy niteny anlà teny @ 13 Mai oe minaonaona eo nareo fa misy zaza marary ao @ hôpitaly des enfants ao Tsaralalàna. Ny marary ao koa mba mngirifiry ka aoka samy hizaka ny azy. Ny anareo fahafatesana notadiavina, sitrapo ny handatsa-drà ho an'i Rajoelina ka eo vao be taimbaka
12. xxx ( 11/02/2009 11:39)
oay; raha zah ndray dray no teo @ palace ny ravalo dia tonga dia nosamboriko lay kely endaka iny fa tsssssssss manakorontana sai-bahoaka fotsiny sady tsy hira no tsy hanao tsianjery angaha ny firenena heveriny fa ohatra ny any @ boite de nuit hampandihiziny @ ty maha DJ azy
13. xxx ( 11/02/2009 11:40)
raha tena t@ finiavany no ahatongavan'ny betsaka eo, d tsy mampaninona. fa raha t@ ankolaka, sy teritery kosa, mbo mandiniha ihany. tonga betsaka tokoa, fa noentina avy any anjozorobe, antsirabe, arivonimao, miarinarivo.....

zany no demonstration, efa mahazatra fampiasan'ny eo an-toerana.

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.

reo le omena "S", reo tonga manatrika eo reo. reo le governemanta tsy afaka ny miala fa matahotra ny voogany. reo le vahoka tsy mahalala, fa ny TIKO zao ao antsirabe, d ny mpiasa no manao tour de garde. ny ronono zao ao antsirabe, dakan'ny alika hoy ny fitenenana. nefa taloha ny mpamokatra ronono, raha vao mivarotra @ hafa, d faizina. ny lehiben'ny fokontany mihintsy no ma,drahona ireo tantsaha manana omby.

arovy eo ihany zalah ny anareo a. fa tadidio ity
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
14. andrywui ( 11/02/2009 11:42)
Oay === olona kely ireo ve de lazainla fa vahoaka ??? tadidio fa 5.000.000 ny olona eto Iarivo 25.000pers hono ireo hoy ny RFI izao !! de firy pourcent zany ireo ?? mba manaova conte fa aza entin'ny fo fotsiny fa zara raha 0,"% amin'ny olona eto iarivo zany ireo !!! ny TGV teo Analakely anefa andro vitsy lasa zay dia 1.000.000de pers
15. ngoiha ( 11/02/2009 11:43)
Aza mandainga oa ,efa tsy vao2 intsony anie ny lainga afafinare TGV e,sary tamin'ny 8 30' mba nalainao io.Mandehana aloh manao kotikota mamerina ny volan'ol fa amn'le 13/02/09 anie ny fe-potoana farany e,tsy hanaiky intsony ry FRANTSAY rehefa tsy vita ny MISSION nampanaoviny an'i Andry,
ty alou misy VAVOLOMBELONA

2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin’ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia darohanay, eny Ampefiloha no tena tobinay. 4×4 roa no mandeha rehefa mikisaka i Andry, ny iray misy ny essence fandorana. somary mifoka kely izay matahotra, rehefa atahorana hamely ny Miaramila selon ny resnseignement dia mitsondrano fotsiny i Andry fa tsy mankany. Nolazaina anay fa Cousin-ny Andry ny Général Faly Rabetrano ka tsy misy antahorana ny @ EMMONAT REG. Telomita sy ny Aeroport d’Ivato sisa tsy vitanay, Telomita moa iarahana @ Rolland Ratsiraka, fa nohon’ny olana teo @ izy roalahy dia niato io. Izao dia ejehina aho satria nitaky ny volako; Raha tsy mino ahy ianao dia mankanesa eo Ambohijatovo, Ambanin’ny OMNIS isakin’ny alohan’ny Miting fa ao no fizarana ny vola. Tsy nisy ny Miting Alakamisy sy Zoma fa nakambana Asabotsy ny fizarana ny vola fa efa nihena be niolona ny Atalata sy Alarobia.Ny tenue tratra ny teny Itaosy ka tsy afaka nanao io izahay ny sabotsy
Madio ny saiko zao fa nilaza ny zavatra rehetra tato ampoko zah. Afaka mamono ahy ialahisany izao; fa tsy hamonjy ny fihaonana, fizarana armes, any @ Alain intsony zah, n’inoninona ataonareo ahy. Anjaranao ry fanjakana sisa no miaro ny ainay izay miala tsy ho TGV intsony, raha vitanao io dia maro ny miala ao sady ny vola efa mihena sy tsy hita.
Signature illisible
MBA SAINO IHANY FA ZAO AFABARAKA ERAN-TANY
16. ngoiha ( 11/02/2009 11:50)

17. xxx ( 11/02/2009 12:02)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.

bainn ààà!! efa vosoratra fa aleo ny adala ho ntiko etsy, entiko eroa. fa zà rehefa avy mamafy volana, de kepohoko manta @zay reo adala reo.
na i ra8, na i TGV, na reo zokiny teo aloha reo, nanome fampanantenana daolo. inona no hifanasana vangy eto é? io zao ra8, de higesta @ VAZAH, fa oé B ny mpankafy. i TGV moa efa nampiseho ny azy.

fa nareo mpanohana reto, moa V manatena fa hanova @ mandrakizay ny fiainanao ny fanohananao azy. aiza ny "S"-ny, de aiza ny anao zao?

tohano eo daolo bainn zé tinareo àà!! zahay mpijery.
18. xxx ( 11/02/2009 12:02)
io mba jereo ry Andry @le oui sy ny tariny a! de alefaso indray ny tsikera nareo, hoe mpandainga, manoso potaka io olona mijoro vavolombelona io
19. mion ( 11/02/2009 12:03)
marina mintsy io, satria za manana cousin mersenera nitarika ireny korontana ireny, manomboka 250 000fmg ny karama isan'andron'ireo mpanakorontana sy mpandroba ary irolland sy tgv no mpandoa ny vola . le cousin-ko io moa nalefa nandositra any ambanivohitra fa nanao deserteur nefa ny vola efa nisy nisy ihany no lasany moa nivadika tampoka izy fa tsy hanaraka tgv intsony ka natahoran'ireo namany hanoro ny misy azy ireo .
20. Oay ( 11/02/2009 12:12)
andrywui:

Oay === olona kely ireo ve de lazainla fa vahoaka ??? tadidio fa 5.000.000 ny olona eto Iarivo 25.000pers hono ireo hoy ny RFI izao !! de firy pourcent zany ireo ?? mba manaova conte fa aza entin'ny fo fotsiny fa zara raha 0,"% amin'ny olona eto iarivo zany ireo !!! ny TGV teo Analakely anefa andro vitsy lasa zay dia 1.000.000de pers

Andrywui a, za tsy mahalala na firy reo na firy fa ny mampanontany tena ana d hoe raha olona bdb marina araka ny filazan'ny mpitondra ireo d tsy hitako mihintsy ny mbola hisalasalany misambotra an'i retsy etsy @ 13 mai fa matoa izy tsy misambotra d na kely aina na tsy bdb izany ireo.Ny mahafinaritra ana zao ry Andrywui d manomboka rapitso mba ny eny Imahamasina eny d ny eny @ 13 mai koa mba manohy ny anazy, fa na izany aza d mba misy mahatsikaiky alou d hoe raha tena mbola manaraka an'ity fitondrana ity marina ny oul d maninn ry zareo tsy sahy manova code éléctoral d tonga d miroso @ fifidiana fa refa tsy sahy manao an'izay d mbola kely aina ihany na ny andaniny na ny ankilany.Ny fanantenako d mba ho avy isanandro toa ndry Sareraka sy Rahckiky eo @ 13 mai ry Ndondolahy sy Tahiry eny Imahamasina d amizay miady tsara ny baolina klé.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.467