sary nalaina ambonin'i mahamasina anio atoandro 11/02/2009

21. rixes ( 11/02/2009 12:13)
ary vitsy ihany anie zany olona ao tananarive zany raha ireo fotsiny e! =))
22. xxx ( 11/02/2009 12:22)
sure ve nareo pror8 fa tena hanohana an-dr8 dhl ireo ?zahay baka toliary aloha tsy raa hanaiky fahatany an'izao e!longonay maty ro handihizan'olo?ho hitan-tsika eo ty ho tohiny
hatr'izay tsy hita izay natao fa zao vao hoe ,manif pour la paix.....
nanino moa raha t@ fifidianana ben'ny tanana no niara-nientana ho an'ny TIM fa ty izao vao oe.......
23. marsika ( 11/02/2009 12:27)

De nen OAY zan de ny apiady Bôl mitsy n tadiavinao?mb ovay amzay oa le fisainana e.mba ny filaminana tedavina f ts apiady ny vaôka zan.
za lo de ts itako mitsy oe in n iadina e.
ra tena mitady ny demokrasia ny TGV de aleo ajaina lo ny demokrasia nifdianana an-RA8.de ref vita ny mandat-ny de afaka mrotsaka eo daôlo ze itondra, o ita eo ze afitsony
24. xxx ( 11/02/2009 12:38)
REHEFA NY FILOHA …
Rehefa ny Filoha mitondra Firenena
no hita fa maranitra
sy manam-pahendrena …
isaorana Andriamanitra !
Fa azo sokajina tsy an-kiambatrambatra
ho Firenena sambatra
izay Firenena izay
fa manan-tsolon-dRay.
Satria dia tsy hihahaka
fa manana mpitarika azo alaina tahaka
izay vahoaka entiny
mahita ny firentin’
ny fanetreny tena
sy ny herim-po asehony anaty
Fahendrena…
Satria ny Fahendrena
finiavana hietry mba hitomboan’ny hafa
;
Satria ny Fahendrena
fetezana hihaino, fetezana hitafa ;
Satria ny Fahendrena
fahaiza-mankatelina ny ezaky ny
namana ;
Satria ny Fahendrena
fahaiza-mitsinjara ny kely am-pelatanana
;
Satria ny Fahendrena
fiainana isan’andro ny andrompamafazana
;
Satria ny Fahendrena
Fitiavan-Tanindrazana.
Rehefa ny Filoha no manana Fitiavana
fa nahavoatra fo handraisana ho Havana
ny olona rehetra,
ho namany hitsetra
amin’izay hitserany,
hiarahany hisetra
ny onja tsy anerany,
ho namany hijaly
amin’ny fijaliany,
ho namany hifaly
amin’ny fifaliany…
dia tsy hanana fandavana
fa hanana finiavana
hiasa ny vahoakany,
ny dininy ho voafaokany
tsy an-kiferinaina
na lavitra ezaka aza ny tanjona
andrandraina.
Fa…
rehefa ny Filoha no ambonina loatra
na manambony tena,
adalam-pahefana ka dia mampiasa
mihoatran’
izay nifanekena,
dia mihamitombo harena
“satria” ny Firenena
dia “hoe” an-katerena,
rehefa ny Filoha
no mihinana isan’andro ireo hanim-pito
loha,
kanefa ny vahoakany dia zara raha
mihinana,
izay mba mahita hohanina,
mahantra fitsimbinana,
manao sangodim-panina
anaty tsy fisiana,
domelim-pahoriana
ary efa ivongadian’ny kitrompandohalihana,
tsy manan-kitodihana,
rehefa ny Filoha no tsy mihaino intsony,
manentsina tadiny
n’iza n’iza hamoaka ny hetahetam-pony
sy izay mba faniriany,
ka tsy mahita intsony
ny fahorian’ny hafa,
dia tsy ho hita intsony
hiarahana mitafa
dia hanahoana ny aminy ?...
Fa hanandrify rahona ny làlana halehany
satria tsy ho voalaminy
ireo karazan-tsampona hameno izay
hiherehany…
Dia tsy ho tafandry mandry
satria tsy maintsy miandry
ny ora sy minitra
hipoiran’izay hery, ambiny tsy ritra,
tsy laitran’ny tsy fidy izay
nampipitrapitra
ny mason’ny vahoakany,
rehefa injay hitobaka ny fatran’ny
kapoakany…
ka asa izay havoakany !!...
Rehefa ny Filoha sy ny eritreri-dreriny
no alaim-panahy hanampatra ny herin’
ny afom-pisafoakany
sy ny hamafisam-pony
amin’ny vahoakany
manjary tsy azy intsony,
dia azo vinanina ny zavatra hitranga
tsy maintsy ho fiarafan’izay tia
milangalanga
kanefa ratsy tohana,
rehefa an-tanan-dany ny hery niantohan’
ny olona voavidiny
ny hoavin’ny safidiny,
na, sanatria, miofo…
Dia mbola ho voaporofo
indray sy soa aman-tsara
ny marina efa marina voamarin’ny
tantara
hatramin’ny taloha,
isaky ny misy vahoaka tafafoha :
“FANOLO NY FILOHA” !
25. marsika ( 11/02/2009 12:51)
ny kely saina sy ny dondrona iany oa ny miova evitra.
de sa mlaza nareo fa tsis nfidy an-ra8 mitsy oe.zay lty citoyen maazaka ny vokatry ny nataonay an.Zay nifidy RAVALO de aleonay izy ny eo fa ts ze DJ sendra naita lalana ts maay mtatana an Tana io n avelanay anakrotana eto.
Iny ertôna tsy ita ze nafitsony teto Tana.ny kely vitanTIM az mo nzestiavana norodanin.
N teny andoalo mbô vita jere nrodana ny apitsony ko eo n mseo mlay oe itatana firenena a.trano 1 az ts vita ko firenena n tedavn oetn.tsy oloza
26. madamakely ( 11/02/2009 13:06)
xxx:

mbola be vava ihany ve lesy elà ry Andry @ le oui! sa efa manao tsipaky ny miala aina? hahahahahaha! omby ve lety ireo olona ireo raha teny @ 13 Mai?

be olona avy any ambanivohitra tokoa e! Antanifotsy, ambatolampy, arivonimamo, imeritsiatosika: 52 taxi brousse amin'ny 75000 fmg par personne, sady nourri no vehiculé no payé hahahahahah, kitoza kely iray ny laoka maraina tao Ambohimandroso, tsy nahazo nihoatra an'io hihhihihihihi, ary le avy any tanana nirohotra avy any amin'ny taxi broussse nandalo teny Anosibe, nitanandranandrana tsara niakatra ny ville, milay kosa an! ny présence obligatoire n'ny mpiasampanjakana efa manginy fotsiny hohoihohoho, ny mpiasan'ny TIKO ombambady amanjanaka moa efa mandeha ho azy iny, ary efa voaverina ve izay ny kara-panondron'ny avy eto Tana tambin'ny 50000 fmg hehehehehehe

27. Oay ( 11/02/2009 13:18)
marsika:

ny kely saina sy ny dondrona iany oa ny miova evitra.
de sa mlaza nareo fa tsis nfidy an-ra8 mitsy oe.zay lty citoyen maazaka ny vokatry ny nataonay an.Zay nifidy RAVALO de aleonay izy ny eo fa ts ze DJ sendra naita lalana ts maay mtatana an Tana io n avelanay anakrotana eto.
Iny ertôna tsy ita ze nafitsony teto Tana.ny kely vitanTIM az mo nzestiavana norodanin.
N teny andoalo mbô vita jere nrodana ny apitsony ko eo n mseo mlay oe itatana firenena a.trano 1 az ts vita ko firenena n tedavn oetn.tsy oloza

Za alou ry marsika d tsy nifidy an'i Marc izany an, ary tsy nifidy an'i Andry ihany koa, ny mampalahelo ana d ny havako any ambanivohitra, ny mampalahelo ana d ireo mpiray tanindrazana amiko eny Andralanitra, tsy hitako anefa izay azo atao satria za koa ary sahirana ka raha hiditra eo sao d hameno posy eo ihany koa.Za raha manoratra eto d tsaroako hatrany ilay tenin'ny havako nanao hoe: nanmboarina ny lalana aty satria miompy omby be ronono aty ny filou,
_ny mampalahelo ana d efa mba tonga ny havana avy any dilambato mba nitondra vola hanaovana zavatra ho an'ny tanindrazako fa d satria an'ny zavatra ataon'ny filou d tsy azo atao.
_ny mampalahelo ana d ny nahazo ero namana mpivarokena teny Mahazo rehefa tonga ny zanakin'ny filou manao hoe zarao amiko ny isan'ny omby vonoinareo isan'andro d raha namaly ny namana nanao hoe ka inn intsony no hoanay d ny valiny manao hoe zaranareo aza mbola za no miresaka aminareo fa refa dada tsy misy iadianareo hevitra.
_mampalahelo ana ny mahita ireo fianankaviana namboly vary t@ tanimpanjakana any Ambatondrazaka refa tonga ny vadin'ny filou d tonga d alaina ankeriny fotsiny ny tany satria refa lasa filou d lasa tompon'i Madagasikara sy ny vahoaka ao aminy, rehefa lasa filou d lasa Andriana tompon'ny tany sy ny fitaovampamokarana d ny sisa Andevo daholo.
Izay lazaiko rehetra d zavatra ananako porofo ka aza manahy ianao fa izao na izany aza ny zava-misy d za tsy mankeny @ 13 mai ary tsy mitarika ny oul ho eny satria mbola kely ny heriko ka tsaroako ilay tenin'ny filou nanao hoe efa fantatrareo tsara ve ny herinareo d izao izy sendra ny oul mitovy hery aminy.Andriamanitra tsy andrinareo andrinay é, afaka miteny an'io aho satria milaza fa mino an'Andriamanitra ny filou.Ny vahoaka azo fitahina fa tsy misy dondrona mihoatra an'izay hilaza fa ahafitaka an'Andriamanitra é!

28. ralalaina ( 11/02/2009 13:22)
marina tokoa hoa ry madamakely hay tokoa moa ny mpiasa ny teko rehetra tao mahamasina e hihihi
29. dadamary ( 11/02/2009 13:28)
ADALA DAHOLO ZE TSY NAHITA NEFA MITOPY TENY FATRATRA/ NY SASANY HEVI-BIVA (VIVA) / NY SASANY SAIN-TGVAVA TSY MAHALALA BIBY AFATSY BOJOEL / MANKAHERY NY AKAMAKO REHETRA FA RAHA MITOHY INY ANDROANY INY TSY HO ELA DIA VOASAMBOTRA BOJOEL SY NDEFO MAMPMEME BE DAHOLO/ NY IRAY "IZA MIBAIKO MANOMBOKA IZAO" NGA FANANAN DRAIN LA SA ANDREN LA IZY ITY KA HOE ZANY / I DONTO BE NDRAY HAKA LAPA ZAO DE ZAO / NANOTANIANA AHO TAM MARAINA DE NANAIKY HATAO PREMNISTRA / PETATOKO FOTSINY DE MANARAKA DOHOLY LE VENDRANA ISANY / NY MAMPALAHELO AHY DE LE MATIMATY TSY MANANTSINY SATRIA TSY AMPY FANABEAZANA SY EFA VO LIMITE NY SAINY. COURAGE E ZAY MBOLA VONONA ZE MBOLA SAH.
30. marsika ( 11/02/2009 13:29)
Oay:
Za alou ry marsika d tsy nifidy an'i Marc izany an, ary tsy nifidy an'i Andry ihany koa, ny mampalahelo ana d ny havako any ambanivohitra, ny mampalahelo ana d ireo mpiray tanindrazana amiko eny Andralanitra, tsy hitako anefa izay azo atao satria za koa ary sahirana ka raha hiditra eo sao d hameno posy eo ihany koa.Za raha manoratra eto d tsaroako hatrany ilay tenin'ny havako nanao hoe: nanmboarina ny lalana aty satria miompy omby be ronono aty ny filou,
_ny mampalahelo ana d efa mba tonga ny havana avy any dilambato mba nitondra vola hanaovana zavatra ho an'ny tanindrazako fa d satria an'ny zavatra ataon'ny filou d tsy azo atao.
_ny mampalahelo ana d ny nahazo ero namana mpivarokena teny Mahazo rehefa tonga ny zanakin'ny filou manao hoe zarao amiko ny isan'ny omby vonoinareo isan'andro d raha namaly ny namana nanao hoe ka inn intsony no hoanay d ny valiny manao hoe zaranareo aza mbola za no miresaka aminareo fa refa dada tsy misy iadianareo hevitra.
_mampalahelo ana ny mahita ireo fianankaviana namboly vary t@ tanimpanjakana any Ambatondrazaka refa tonga ny vadin'ny filou d tonga d alaina ankeriny fotsiny ny tany satria refa lasa filou d lasa tompon'i Madagasikara sy ny vahoaka ao aminy, rehefa lasa filou d lasa Andriana tompon'ny tany sy ny fitaovampamokarana d ny sisa Andevo daholo.
Izay lazaiko rehetra d zavatra ananako porofo ka aza manahy ianao fa izao na izany aza ny zava-misy d za tsy mankeny @ 13 mai ary tsy mitarika ny oul ho eny satria mbola kely ny heriko ka tsaroako ilay tenin'ny filou nanao hoe efa fantatrareo tsara ve ny herinareo d izao izy sendra ny oul mitovy hery aminy.Andriamanitra tsy andrinareo andrinay é, afaka miteny an'io aho satria milaza fa mino an'Andriamanitra ny filou.Ny vahoaka azo fitahina fa tsy misy dondrona mihoatra an'izay hilaza fa ahafitaka an'Andriamanitra é!


Fa enao ary ve de sa milaza f aavita ny vitan RAVALO ny TGV-nareo?za mteny fa atrzay ny flo reetra tonga teo de tsis naavita miôtranRA8,marina fa oe ni s'enrichir izy fa izy az mbol nieritreritr n vaôka ko ts itanao nga n t@ RATSIRAKA ren?
Ary aleko lavitra RAVALO toy izay TGV io.jereo oe in n vitany ertaona teto TANA de oary amnen RAVALO erak MADA.
Tgvnao io mitsy n ts iertrertr afats iz ref tong eo @fitondrana,jereo ne ny nanôvany ny ol t@Sab e.tety andoananalakel iz d nial andaaran d n ol n navelany oeny ambotsiroitra nefa oaniza ny Birao teny?tsy oanazy?

Za mteny fa mba ofilaminan MADAGASIKARA de aleo RAVALO amita ny mandat-ny de refa vita zay de oita eo ny tohiny.de oita eo ze apitsony.sad in ko n DEMOKRASIA tedavn eo ra ts anaj n evitr n afa e(ze nfidy 54% an ravalo)
31. ikaretsaka ( 11/02/2009 13:47)
Raha tsy mifampigafy fa samy manao am-pilaminana dia izay amiko vao afaka manao hoe ra anona no mahavita kokoa...
Raha samy mamboly tsaramaso ohatra de tsy misy ankigafy ny tsaramason'ny sasany rehefa tsy mety ny anao fa avelao ny sasany hanao
32. Oay ( 11/02/2009 14:17)
marsika:

Oay:
Za alou ry marsika d tsy nifidy an'i Marc izany an, ary tsy nifidy an'i Andry ihany koa, ny mampalahelo ana d ny havako any ambanivohitra, ny mampalahelo ana d ireo mpiray tanindrazana amiko eny Andralanitra, tsy hitako anefa izay azo atao satria za koa ary sahirana ka raha hiditra eo sao d hameno posy eo ihany koa.Za raha manoratra eto d tsaroako hatrany ilay tenin'ny havako nanao hoe: nanmboarina ny lalana aty satria miompy omby be ronono aty ny filou,
_ny mampalahelo ana d efa mba tonga ny havana avy any dilambato mba nitondra vola hanaovana zavatra ho an'ny tanindrazako fa d satria an'ny zavatra ataon'ny filou d tsy azo atao.
_ny mampalahelo ana d ny nahazo ero namana mpivarokena teny Mahazo rehefa tonga ny zanakin'ny filou manao hoe zarao amiko ny isan'ny omby vonoinareo isan'andro d raha namaly ny namana nanao hoe ka inn intsony no hoanay d ny valiny manao hoe zaranareo aza mbola za no miresaka aminareo fa refa dada tsy misy iadianareo hevitra.
_mampalahelo ana ny mahita ireo fianankaviana namboly vary t@ tanimpanjakana any Ambatondrazaka refa tonga ny vadin'ny filou d tonga d alaina ankeriny fotsiny ny tany satria refa lasa filou d lasa tompon'i Madagasikara sy ny vahoaka ao aminy, rehefa lasa filou d lasa Andriana tompon'ny tany sy ny fitaovampamokarana d ny sisa Andevo daholo.
Izay lazaiko rehetra d zavatra ananako porofo ka aza manahy ianao fa izao na izany aza ny zava-misy d za tsy mankeny @ 13 mai ary tsy mitarika ny oul ho eny satria mbola kely ny heriko ka tsaroako ilay tenin'ny filou nanao hoe efa fantatrareo tsara ve ny herinareo d izao izy sendra ny oul mitovy hery aminy.Andriamanitra tsy andrinareo andrinay é, afaka miteny an'io aho satria milaza fa mino an'Andriamanitra ny filou.Ny vahoaka azo fitahina fa tsy misy dondrona mihoatra an'izay hilaza fa ahafitaka an'Andriamanitra é!


Fa enao ary ve de sa milaza f aavita ny vitan RAVALO ny TGV-nareo?za mteny fa atrzay ny flo reetra tonga teo de tsis naavita miôtranRA8,marina fa oe ni s'enrichir izy fa izy az mbol nieritreritr n vaôka ko ts itanao nga n t@ RATSIRAKA ren?
Ary aleko lavitra RAVALO toy izay TGV io.jereo oe in n vitany ertaona teto TANA de oary amnen RAVALO erak MADA.
Tgvnao io mitsy n ts iertrertr afats iz ref tong eo @fitondrana,jereo ne ny nanôvany ny ol t@Sab e.tety andoananalakel iz d nial andaaran d n ol n navelany oeny ambotsiroitra nefa oaniza ny Birao teny?tsy oanazy?

Za mteny fa mba ofilaminan MADAGASIKARA de aleo RAVALO amita ny mandat-ny de refa vita zay de oita eo ny tohiny.de oita eo ze apitsony.sad in ko n DEMOKRASIA tedavn eo ra ts anaj n evitr n afa e(ze nfidy 54% an ravalo)


Mialatsiny za alou r marisika havako izany fa tsy TGV zany za.
Mbola averiko aminao fa ny alaheloko d ireo voalazako ireo ary zavatra niatra tamin'ny fianakaviako sy ny olona akaiky ahy ireo.
Midera an'i TGV za satria sahy izy marina fa raha ny hatezerako d lasa nilahatra teny @ 13 mai za fa izao tsy manana fahatokisana amin'ireo za ka d aleoko manao ny asako eto anjorombala eto satria efa mivalapatra be ny be ronono.Misaotra an'ilay nahary aho fa mbola tsy maty noana alou hatramin'izao.
Aza ampitoviana i Ratsiraka sy Ravalomanana tadidio ry marisika fa tsy tonga amin'izao toerana izao i Marc raha tsy nanampy azy ny AREMA tamin'ny alalan'i Razakaboana, tsy tonga t@ izao toerana izao i Marc raha tsy teo ny fanampian'ny AVI t@ alalan'i Ratsirahonana mazava izany fa raha toa Ratsiraka ka nanao izao ataon'i Marc izao d tsy lasa mpanankarena mihintsy i Marc satria mba lazao ahy ary hoe inn ny monopole nananan'i Ratsiraka ka tsy azon'ny olona manana-bola nidirana.
_Fa i Marc d manakana fa tsy misy mahazo manao ronono na menaka na vary
_jereo ireo mpitondra ankehitriny ireo fa mpiasan'i Marc daholo izany hoe ilay Groupe Tiko d lasa Etat Tiko.
_Ny lanitra aza efa tadiaviny hovidiana satria ny mpitondra fivavahana d raha azony natao ny nampiasa azy ireo tao @ Tiko d efa nataony.
_Ny FJKM d efa FJKM Tiko satria i Marc no vice filou ao ilay raika lahy moa d saribakoly.
Ka miteny aminao aho fa Ratsiraka aza izao no mahazo azy kanefa tsy nanao toa ny nataon'i Marc d ahoana re ny ahazo an'ity Marc ity é, za tsy manozona satria zavapoana izany ary fahotana ho an'izay milaza fa mino an'Andriamanitra fa za kosa mino fa tsy maintsy mivaly ny natao indrindra ho an'izay manonona sy nababo ny fon'ny vahoaka t@ anaran'Andriamanitra.Mino fotsiny ihany hoy i Marc.
33. andrywui ( 11/02/2009 14:34)
io fa zay vao nitranga ny tandroky le Oay efa hitakitako iany nedala io oe tsiparifary fa izao vao tratra !! mahita amk ela ry le sotrobe lava taho ty !! hay elah kou demony fa mody miafina !! oe neutre e! zao e!! manomboka androany elah de anisan'ny faizina ko
34. 2gasy ( 11/02/2009 16:36)
xxx:

REHEFA NY FILOHA …



Tena hainao ny milalao sy mampiasa ilay tenindrazantsika . Mankasitraka !

35. heidi ( 11/02/2009 17:25)
rabingogilabanga:

misaotra @ sary, manan-jo hilahatra ianareo:

tadido anefa fa misy malahelo any ho any,

-ILAZAO NY AO MAHAMASINA FA MBOLA MISY TSY VITA LEVINA HOE: ny SASANY @ IREO MATY TENY AMBOHITSOROHITRA

-MBOLA TSY MAINA HOE NY RANOMASON'ireo MANA-MANJO

-DE ILAZAO I NDONDOLAH SY TAHIRY, ARY JARIFA SY BABAIKY, mba tsy hampiasa mafy loatra ny ZAVA-MANENO, FA MISY MITOMANY NY ETSY AMPAMARINANA



ta hanao aminy eo!


36. Oay ( 11/02/2009 17:28)
andrywui:

io fa zay vao nitranga ny tandroky le Oay efa hitakitako iany nedala io oe tsiparifary fa izao vao tratra !! mahita amk ela ry le sotrobe lava taho ty !! hay elah kou demony fa mody miafina !! oe neutre e! zao e!! manomboka androany elah de anisan'ny faizina ko



Faizina ahoana letsy ry zandry andry oui! Sotro be lava taho ahoana lety!
_Tandremo letsy fa io toetra misetrasetra io no nahatonga an'i deba (Ratsiraka) sesintany any lafrantsa any.
_D mbola mampitandrina koa i Oay fa io toetra tia setrasetra sy mizahozaho io ihany koa no mbola nandoron'ny vahoaka ny Tiko sy ny Magro.
_D ahoana moa izany lety ry zandry kely andrywui no hamaizan'ialahy an'i Oay mitsiky izy amin'izany an Tiky d Ampy é!
Zao letsy a tsy kely aina i Oay fa fantany kosa fa tsy afaka miady @ olona mialokaloka ao ambadikin'ny fanjakana izy fa raha à main nue kosa zavatra hafa, i Andry TGV anie tsaroako nisy nilako (namono) nedala fony mbola mpandihy d ohatran'i Oay no niaro an'i nedala fa raha tsy izany simba ihany nedala t@ izany an, efa dimy ambin'ny folo taona lasa moa izany ka asa raha hotsaroan'i Andry TGV na tsia.
_Ny devisen'i Oay ry zandrikely d tsotra rehefa mbola tsy izy no lohany d aleony tsy manao,
_Mihezaka mamono ny fianankavian'i Oay ny mpitondra ankehitriny Ra8 io an fa tsy mahafaty azy ireo fa ho avy ny andro ry zandry kely andry oui a!
_Ka izao misaotra an'i Andry Rajoelina alou fa mba mi renvoyer ny ascenseur nedala i nedala mantsy izao no hamoaka ny Malagasy ao anatin'ny lavaka.Mino aho fa mbola hihaona izahay roalahy d hampatsahiviko azy ilay andro izay.Fa hamafisiko kosa aloha fa za tsy makeny @ 13 mai é! ary za tsy sotro be lava taho satria za koa tsy makeny Imahamasina na vola zaraimpotsiny aza ny eny.
37. andrywui ( 11/02/2009 17:41)
tena maizina amiko ty Oay ty ka !! za anefa ry Oay tonga de manana hazondamosina be aho oe TGV aho izaho Andrywui manohana an'i Andry Rajoelina hatramin'ny farany iAndrywui !! de maninn tsy lazaina ko ze tena raison nao marina fa ndraindray manao HOSANA ndraindray HOMBOY !!! efa hiomehezanle Noue mpiatsaravelatsy atsy mihitsy ary !!
38. TTiana ( 11/02/2009 17:49)
ka nareo ve mijer sy mahay manisa e jereo eny analakely de ho hita eo hoe firy moa ny tao analakely tamin'ny fivoriana farany teo ny fiara aza afaka nifanerasera de izany ve no hoe be olona. sady efa vola sandoka aza no zaraina fa tsy ampy vola ntsony ra lucky luke sy ny tariny



39. Oay ( 11/02/2009 18:19)
andrywui:

tena maizina amiko ty Oay ty ka !! za anefa ry Oay tonga de manana hazondamosina be aho oe TGV aho izaho Andrywui manohana an'i Andry Rajoelina hatramin'ny farany iAndrywui !! de maninn tsy lazaina ko ze tena raison nao marina fa ndraindray manao HOSANA ndraindray HOMBOY !!! efa hiomehezanle Noue mpiatsaravelatsy atsy mihitsy ary !!



Ny hazondamosina d misy tokoa ry andry oui a, za tsy miaraka @ TGV fa za faly raha voaongana i Marc sy ny berononony.Fa mbola averiko hoe misaotra an' i Andry Rajoelina za mahasahy miady @ i be ronono an! aleo tsorina fa tsy hoe kely aina fa tsy manana oentina miady.
Raha tanana wa na saina no ampiasaina d misy fa raha vola na basy d tsy ananan'i Oay izany ka d aleony mipetraka aloha fa raha sitrak'ilay ao ambony d ny kilalao mbola ho ela é!
D Oay tsy blindé ka handeha hi s'exposer devant ny oul tsy mandeha rà fa tonga d hitifitra ery!
40. MANAKASINA ( 12/02/2009 05:18)
rabingogilabanga:

misaotra @ sary, manan-jo hilahatra ianareo:

tadido anefa fa misy malahelo any ho any,

-ILAZAO NY AO MAHAMASINA FA MBOLA MISY TSY VITA LEVINA HOE: ny SASANY @ IREO MATY TENY AMBOHITSOROHITRA

-MBOLA TSY MAINA HOE NY RANOMASON'ireo MANA-MANJO

-DE ILAZAO I NDONDOLAH SY TAHIRY, ARY JARIFA SY BABAIKY, mba tsy hampiasa mafy loatra ny ZAVA-MANENO, FA MISY MITOMANY NY ETSY AMPAMARINANA


za kosa aloha tsy miombikevitra aminareo @ le resaka artista, samy manao izay fika ahazoany olona io, ny teny @ 13 nampiasa tsisy resaka nefa mba nisy olona maty koa ne ny 26/01/09 , ary ny anireo artista nge ka karama e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1306