Fiarakodia
LazaDaddy
(
08/06/2007 05:09)
Ny Toyota Tarago taty aorian'ny taona 2005 tsy misy "freins a main" satria eo @ tongotra havia ilay izy. Noho izany lasa "freins a pied". =))...
suite
répondu par Herimiafina le 05/08/2007 13:28
xxx
(
05/06/2007 08:44)
Aza mba mividy gasoil @ Leclerc fa maloto manimba fiara. Mifandimby citerne @ zavatra hafa angamba ireny....
suite
répondu par mutombo le 17/07/2011 15:42
mandrak
(
03/06/2007 20:00)
saly doly
ono oa sode mba misy afaka manome torohevitra ay nareo.
ny tiko atao dé 12V 10A transformena 8.5V 5.5A efa nitady an' io transfo io za, fa tsisy eny @ mpivarotra (net)...
suite
répondu par sympa le 10/06/2007 21:08
Raveny
(
01/06/2007 07:19)
Salut daolo a!
Sao mba misy mahafantatra mpanamboatra "Taunus" mahay nareo?Mba ento eto ny adresse raha misy.Misaotra betsaka!...
suite
répondu par Raveny le 19/06/2007 07:57
niryna
(
30/05/2007 05:31)
Misy lalana mivoaka fa tsy maitsy manoa fehikibo daholo ny mpamily rehetra ka izay tratra tsy manao dia voan'ny sazy.Miferin'aina anefa ireo mpitondra taxi mandeha amin'ny alina fa tsy afaka mandositr...
suite
répondu par rakapy le 03/12/2007 04:33
Fiffi
(
19/05/2007 22:15)
http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.leblogauto.com/images/saleen_s7_1.jpg&imgrefurl=http://www.leblogauto.com/2005/10/tokyo_2005_live_10.html&h=480&w=640&sz=84&hl=fr&start=3&um=1&tbnid=q3...
suite
répondu par deutsch007 le 20/11/2007 07:51
johnnyandri
(
10/05/2007 04:33)
Mahita ihany aho amin'ireny rallye WRC ireny fa misy manamory avy eo ankavanana ry zalahy. Amiko ohatry ny tsy mahazo fafiny aho raha mitondra avy eo ankavanana. Efa zatra hatrany amboalohany ilay avy...
suite
répondu par rakapy le 03/12/2007 04:37
landja
(
08/05/2007 11:38)
Izaho ry zareo manana ford escort izay. Fa tena mijaly aho amin'ny pièces-n'io fiara io (rotule, carburateur, pompe centrale...), nefa anie de mba maro ihany ny ford escort hitako mandeha eny amin'ny...
suite
répondu par landja le 17/07/2007 10:52
pimaso
(
07/05/2007 13:33)
répondu par mionona87 le 22/06/2007 12:15
salmo1
(
26/04/2007 14:06)
Mapitsako hana mihintsy isakiny mahita anakiray eny andalana fa ho any @ plazy hono... @ zay ry takaka miaraka @ solomaso mainty sy bikiny ary serveta sy kitapo kely.
Rehefa ny bandy eny andalana s...
suite
répondu par xxx le 26/04/2007 17:21
fijo
(
24/04/2007 22:48)
indroa aho no namelona fiara dia nisy setroka mainty be nivoaka.ka sao misy olana ny motera?????nefa vao tsy ela no nosoloina ny menala sy ny filtra rehetra.ary fiara tsy mbola be KM le izy...
suite
répondu par mionona87 le 09/07/2007 14:15
Fiffi
(
24/04/2007 06:42)
[img]http://img184.imageshack.us/img184/8320/peravesmonotracer1gf1.jpg[/img] [img]http://img338.imageshack.us/img338/1672/peravesmonotracer1bigkv2.jpg[/img]
[i]Monotracer Peraves. missile à roulet...
suite
répondu par sympa le 31/05/2007 23:32
xxx
(
23/04/2007 17:55)
Inona no mety sazy ho azon'ny anadahiko fa tratra niasa nitondra fiarakodia izy nefa tsy nisy permis fa tratran'ny retrait de permis? mahazo convocation any @ tribunal izy @ mai izao, ka inona no tena...
suite
répondu par zandrikely le 17/06/2007 19:56
ainaheri
(
18/04/2007 17:26)
Iarahamahita sy miaramanaiky fa tsy mety ilay mitel no sady miconduire kanefa otrany lasa lavitra ndray ny eritreritry ny frantsay fa tsy azo atao hono na mampiasa kit main libre aza!!Zany oe lay mire...
suite
répondu par anjeliko le 03/09/2007 12:11
berrt18
(
15/03/2007 12:08)
Manahoana daholo nareo eto
Manoratra ho anareo aho fa tena leo be mihitsy momban 'io permis io. Ny olana misy eto amiko dia izao : nanomboka t@ janvier 2006 aho no nianatra nitondra voiture, ny cod...
suite
répondu par azamanadino1 le 12/03/2008 10:18
xxx
(
08/03/2007 20:32)
Intéressant ve ny mandefa fiara hamidy any dago? tsy hanaovana afera akory fa mba te hiova fiara izahay dia saika hoe alefa amidy any ilay taloha vao mividy vaovao?...
suite
répondu par mionona87 le 22/06/2007 12:26
xl
(
28/02/2007 12:58)
Ny tsara ho fantatry ny fanjakana dia tsy azo alana ny film @ vitre ny voiture climatisée,
sinon tsy mandaitra mihitsy le clim
tokony asiana catégories izany le interdiction fa tsy bambaray be!
...
suite
répondu par rakapy le 03/12/2007 04:42
debonn
(
28/02/2007 12:00)
Ho antsika rehetra, raha mikasa hividy fiarakodia eto Allemagne ianao,izaho afaka manampy anao raha manano-sarotra ho anao ny fitenenana Allemand sy ny fitadiavana ny toera misy ny fiara tianao ho vid...
suite
répondu par azzaro le 25/04/2007 11:29
salmo1
(
27/02/2007 17:14)
Inona hono ireto Policia mangataka vola rehefa misakana hisava taratasim-piarakodia. Teo Ambatolampy voalohany ary vetivety kely vao tonga teo Ambohimandroso, de sady misakana ry zalahy no mangataka. ...
suite
répondu par fijo le 09/03/2007 23:15
LazaDaddy
(
22/02/2007 01:22)
Mba te hanontany izay manana ireny " commercial vans" na "mini-bus" tsy misy seza afa-tsy 2 ireny e!
Omby fandrianan'i "mpanjaka vavy" (Queen size bed) ve izy ireny sa tsia? Mba manontany aloha mia...
suite
répondu par cutie le 05/03/2007 23:17
