Fiarakodia
soanja
(
25/08/2006 05:17)
Hono hoy aho inona no mahatsara ireny hybrid ireny dia inona no maharatsy azy sao mba misy mahafantatra. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i booboo ny 20/11/2006 14:42
miantra
(
21/08/2006 15:10)
Miarahaba ny rehetra!
Saika mba hanontany aho ry reto hoe: dangereux ve ny compteur de vitesse en panne? (ankoatran'ny riSQUE RADAR)
Mbola azo tarihina mandram-pody any antrano(800 km eo ho eo) ...
tohiny
novalian'i andrianjaka ny 10/10/2006 12:49
Herimiafina
(
20/08/2006 19:12)
Efa mba mipetraka ihany ve ilay normalisation noheritreretina tamin'ny 2003 iny ny amin'ny fanarahana lalàna tokana amin'ny fangalana permis ao Dago e? Mba tiako ho fantatra.
Tamin'izay mantsy no ...
tohiny
novalian'i zoara ny 18/09/2006 12:37
dd
(
17/08/2006 08:13)
hanohy ny hevitr'i fijo teo @ lay ray teo aho dia nataoko vaovao, adikako eto ambany lay izy :
ny ahy ny fanontaniako dia tsy ny famanana fiara diesel fa nahare t@ radio (france inter) aho indray...
tohiny
novalian'i andrianjaka ny 10/10/2006 12:53
fijo
(
16/08/2006 21:52)
ny motera diesl moa dia fantatra fa mila hafanaina foana.ka firy minitra eo kay le motera no tena azo lazaina fa mafana?...
tohiny
novalian'i deutsch007 ny 23/02/2007 20:11
fraz
(
10/08/2006 05:01)
Sao dia misy mahay mamaha olana resaka fiara. Resaka injection na allumage , mitambokombokona be nedala dia nisy niteny hoe resaka arrivée d'essence hono dia efa nosoloina ny bougies sy ny filtre à ...
tohiny
novalian'i Achia ny 14/08/2006 16:10
fani
(
09/08/2006 09:23)
Salut daholo e,
Mba miantso vonjy aminareo namana aho sao dia mba mahita pneus bonne occas na vaovao tsy dia lafo : par 15 réf 185 50 (2)
réf 195 55 (2)
réf 180 55 (4)
Misaotr...
tohiny
novalian'i AndryGTI ny 14/11/2006 07:40
eisy
(
04/08/2006 06:54)
Tampoka tsy maha....
http://www.filecabi.net/video/flatten45.html...
tohiny
novalian'i mamps ny 21/08/2006 21:06
Herimiafina
(
18/07/2006 15:54)
Tena mbola tiako itony fiara itony e!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-33625.htm
Asa ahoana ny hevitrareo!
...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 29/11/2006 16:44
Aino
(
11/07/2006 12:56)
tsy haiko na any @nareo ao france na pais eto europe raha mba mitovy any izao ko!!
fa aty izao rehefa misy tsy mety kely hataonao eny @ arabe dia anasorany lerony ny isa ny permi anao, misy ny sasany...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/08/2006 18:09
mi
(
08/07/2006 01:32)
manana fiara p205 zahay,:cry: moteur 108 hono le izy , mitambokombokona be sy miraty foana ,:x:x mecanicien 4 zay no efa nitondrana azy:-o:-o:-o fa tsy nahitam-bokatra. mba vonjeo fa ampijaliany zahay...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/08/2006 13:37
Herimiafina
(
07/07/2006 17:44)
Hitako mba tena metimety sy milay ihany ilay systeme hoe manofa fiara fa tsy mividy fiara izany.
matetikia dai tsy misy hoe mividy fiara cash izany intsony ny olona fa dia manofa avokoa, maharitra te...
tohiny
novalian'i Kadoda ny 21/09/2006 14:14
fijo
(
28/06/2006 18:46)
ny fiara diesel rehetra ve no somary kelikely hery rehefa miakatra?sa ahoana?dia inona no tokony atao?...
tohiny
novalian'i mionona87 ny 09/07/2007 14:30
Herimiafina
(
22/06/2006 14:15)
Malaza misy tolier mahay izay ao antananarivo ao ry zareo, sao dia misy mahafantatra. Misaotra mialoha. :wink:...
tohiny
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:30
Fiffi
(
22/06/2006 05:33)
Ireto hono ny 7 finalistes: l’Alfa Romeo 159, la BMW Série 3, les triplés Citroen C1/Toyota Aygo/Peugeot 107, la Mazda 5, la Renault Clio, la Toyota Yaris et la VW Passat.
De iza @ ireo no m...
tohiny
novalian'i deutsch007 ny 24/02/2007 21:10
Fiffi
(
10/06/2006 07:22)
hummmm ! ahoana indray no fahitanareo an'ity fiara ity ? manja eh ? hummm :) de iza indray no mba tianareo ato ? http://www.passion-tuning.fr/modules.php?name=coppermine&file=displayimage&meta=lastup&...
tohiny
novalian'i azerty ny 16/07/2006 21:29
Herimiafina
(
22/05/2006 15:38)
Mazana ny fiara mandeha amin'ny herin'aratra tsy dia mandeha mafy loatra raha oharina amin'ny fiara mandeha solika.
Noporofoin'ireto mpikaroka amerikana anefa fa afaka mandeha mafy ny fiara elektr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:19
4mimananelatra
(
18/05/2006 12:27)
Mbà mahatonga saina ihany leiretsy ny taxi sasantsasany eto amintsika eto fa misy tena efa ratsy ! efa nanaovan'ingahy FRANCIS TURBO hatsikana moa ny momba azy ity ,misy 2 cv na 4 l hitanao mihodina ...
tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:46
gasypantin
(
09/05/2006 12:00)
Mbola fiara ASTON MARTIN izay fiara anglisy ary isan'ny fiara tena lafo vidy tokoa , no mbola ho fiaran'i JAMES BOND faha 21: CASINO ROYAL ,izay lasa DANIEL CRAIG moa fa tsy i PIERCE BROSNAN intsony n...
tohiny
novalian'i dadabe ny 15/05/2006 09:39
mamzelkely
(
03/05/2006 12:53)
refa vita le expo anah voiture ancienne de andao tsika hifidy zay tena tiatsika am reto tômôbil vita tunning reto bdb le izy fa mahaiza mifidy 8)
http://www.tuningfever.com/index.php?page=user&t...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/05/2006 04:40