Fiarakodia
fasaly
(
28/04/2006 16:23)
hummmm! voalohany amin'ny fanamboarana fiara betsaka indrindra hono chine e! ary mitovy "gamme" mihoatra am fiara vita europe. Kanefa ny vidiny kosa de tena "interessant" beuh! 50°/° moins cher miho...
suite
répondu par MOORE007 le 10/05/2006 07:36
LazaRandri
(
28/04/2006 02:37)
Rehefa lafo be ny solitany ry zalahy dia ny vehivavy indray asiana mandoa ny vidiny a! hahaha....
suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 10:34
zandikely
(
26/04/2006 00:00)
Manoloana ny fiakarany vidiny essence, ry zareo bresilianina, tena efa lasa lavitra aminy fampiasana ny Ethanol. Ohatra ny 7 sur 10 ny fiarakodia nivoaka farany ao San Paolo dia mandeha aminy Ethanol ...
suite
répondu par MOORE007 le 07/05/2006 08:19
sonwin
(
23/04/2006 13:37)
Sao mba misy afaka mamaly kay hoe ohatrinona isan'andro izao ny hofana 504 baché raha entina miala hatrany amin'ny 120 km miala an'Antananarivo.Iantohana ny gasoil amin'izay. Misaotra indrindra. Afak...
suite
répondu par Herimiafina le 27/04/2006 18:34
xxx
(
15/04/2006 08:06)
Ekena fa efa misy fanatsaràna ny làlana fa na eo aza izany mbola misy faritra maro ahitàna fitohànana noho ny tsy fanaran-dalàna maro ...
jereo ohatra ny ataon'ny sarety
http://www.01madagas...
suite
répondu par booboo le 10/05/2006 10:36
Fiffi
(
11/04/2006 13:19)
zah ry zareo dia tena anisan'ny mpankafia ny fiara taloha ireny an! tena milay mihintsy sady ohatran'ny mampanofinofy ahy mihintsy ka raha nijery aho dia ity no tena nambabo ahy eh! ary ny anareo mba ...
suite
répondu par Fiffi le 27/04/2006 11:55
little
(
11/04/2006 10:16)
Possible ve ny mamadika fiara volant a droite ho lasa volant a gauche any Dago e? de mety ohatrinona eo ho eo?...
suite
répondu par andrianjaka le 10/10/2006 13:07
petsambava
(
10/04/2006 17:16)
hita @ gazety androany(10 avril 2006) fa nisy loza tany @ làlana ho any diégo ka ohatran'zao ve no atao TSY MAHAGAGA!!!:?::?:
http://www.01madagascar.net/images/news/gf/018-route-10.jpg
...
suite
répondu par Fiffi le 12/04/2006 11:54
LazaRandri
(
05/04/2006 00:27)
Mba avadika kely indray ilay fanontaniana ;)
Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy.
Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!...
suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 10:37
booboo
(
04/04/2006 19:34)
:oops: hono ôa, nareo ve t@ vô nianatra nitondra tôôbilina vôlohany dé saro-tahotra ôtra anà ?
Nanao évaluation-na conduite zà t@ ity taona ity fa na ilay moniteur aza kivy kely fa même ...
suite
répondu par Fiffi le 13/04/2006 16:20
hasn
(
25/03/2006 07:36)
Salama jiaby e!
Hono ho a'ho ry namana mahafinaritra isany:Ahoana ny fomba hitondrana fiara avy aty ivelany?
Mianatra any ivelan'i dago dia nieritreritra ny mba hitondra fiara rehefa vita fianarana....
suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 03:25
diamondra27
(
23/03/2006 17:55)
be tokoa ve ny vhv mahay mitondra fiara any dago?
Tokotokony eo @ firy isanjatony eo?
Misy mahay ve nefa tsy mitondra?...
suite
répondu par diamondra27 le 13/04/2006 09:56
Vaika
(
17/03/2006 14:41)
Izay mba mahay mécanique dia mba hampio aho e !
Sao dia mba misy afaka manoro hevitra amin'ny fanolona capteur lambda fa tena mamay mihintsy aho amin'ny essence : 10 l au 100 ?
Dia misaotra dieny ...
suite
répondu par Vaika le 19/03/2006 15:57
zandrikely
(
14/03/2006 19:13)
asa , tsara ilay hevitra fa hitako tao @ gazety fa ra fiara latsakin'ny annee 97 no alefa any mada dia toa lafo hono ny famoahana azy ao @ douanes , fa ra mihoatra ...
suite
répondu par ox le 19/09/2006 14:02
Herimiafina
(
13/03/2006 15:40)
Ahoana indray ity e? 8)
[url]http://www.volkswagen.fr/evenements/actualite/actu1index.html[/url]...
suite
répondu par Fiffi le 24/03/2006 05:41
Herimiafina
(
10/03/2006 19:40)
Malaza io teny io ankehitriny. Inona marina moa ireo karazana fiara azo antsoina hoe SUV? 8)
[url]http://fr.wikipedia.org/wiki/SUV[/url]...
suite
répondu par Fiffi le 27/03/2006 20:59
Herimiafina
(
09/03/2006 16:22)
Ilaina ny antsoina hoe reflexe eo amin'ny fitondrana fiara indraindray, avy amin'ny fahazarana no mety hahitana izany.
Ny zava-mitranga mantsy dia rehefa misy obstacle tampoka eny an-dalana eny dia...
suite
répondu par Fiffi le 13/03/2006 19:35
Herimiafina
(
03/03/2006 17:14)
Somary gaga sy talanjona ny tenako naheno ny nanjo izay tovolahy iray izay.
Nividy fiara occasion izy, US$18,000 misy taratasy mazava, ary vita controle technique tsara satria fiara avy nanao acci...
suite
répondu par ambivotra le 14/03/2006 14:21
Herimiafina
(
25/02/2006 02:52)
Raha hitarina kely ny saina de maro ny teknolojia vaovao hita amin'ny fiara ankehitriny, araka ny efa hita teo amin'ny dinika teo aloha (maotera rotatif, maotera hybride, DVD, sns). Ndeha ary ho tohiz...
suite
répondu par bilakarenjy le 15/06/2006 18:35
cutie
(
15/02/2006 13:04)
Ahona ny fahitanareo an'reny fiara misy DVD player reny ao anatiny?? Inona ny lafiny mahatsara sy maharatsy azy??...
suite
répondu par Veloo le 22/02/2006 17:02
