Fiarakodia
sahonfra
(
18/02/2007 15:32)
Mitady 4x4 (3 portes )na fiara (voiture de plaisir en bon état) hofaina une semaine ka hatramin'ny 1 volana amin'ny volana may. Koa raha manana ianao dia manorata ao @ diary_ko@hotmail.fr...
suite
répondu par sahonfra le 22/02/2007 21:27
avolenta
(
17/02/2007 12:22)
mba mitady olona mahay tsy de lafolafo fa , misy tsy mety ny ambraiazy ny fiara. renault scenic le izy.
lafo be ny an' ny vaza.
azafady fa maika...
suite
répondu par tynah le 26/04/2007 19:22
LazaDaddy
(
02/02/2007 02:04)
fiaran'iza tokoa no efa "nikodia" ?...
suite
répondu par Herimiafina le 23/04/2007 21:43
hantakely
(
24/01/2007 18:23)
Manahona daholo ianareo izay ato am sera2
Izaho mba te handefa auto annee 96 ilay izy,maheno izaho mantsy fa tsy azo alefa intsony ny fiara mihoatra ny 10 ans ka tsy haiko na marina ilay izy na ts...
suite
répondu par mionona87 le 22/06/2007 12:49
bakobakoro
(
24/01/2007 06:38)
bonjour;mba hanontany ireto zay mahalala;te hamoka auto avy aty europe aho nefa tsy mahay ny fandehany.Ka mba manontany anareo izay mahay anio affaire io mba ampio havitr'aho surtout zay mahalala olon...
suite
répondu par bakobakoro le 17/02/2007 18:38
fasaly
(
12/01/2007 21:41)
tsy mitsaha-mivoatra e! inona izao no tena ilaina an'lay fiara ekolijika, dia izao indray ny fiara mandeha amin'ny bio-carburant, efa mihinana bio koa izao ny fiara atsy ho atsy:P hihihih......loza m...
suite
répondu par mpitsabo le 21/02/2007 10:12
bilakarenjy
(
20/12/2006 20:33)
[img]http://img114.imageshack.us/img114/7919/annoncewebmycarak1.jpg[/img]
Izany no 4L t@ 1965 ,mbola vao 41.000 km fotsiny ,ary tsy latsaka ny 2000 euros .
Mbola manitra be .
Ento ary ny resaka ......
suite
répondu par bilakarenjy le 25/02/2007 11:55
bilakarenjy
(
11/12/2006 16:19)
[img]http://img139.imageshack.us/img139/9909/2cv4384x288fe3.jpg[/img]
Zany izy tamin'ny vao noforonin'ny Tompony voalohany indrindra .Dia ahoana koa ny manaraka .........
suite
répondu par bilakarenjy le 29/12/2006 21:14
ikaretsaka
(
10/12/2006 00:47)
Ny amerikanina moa na mijafajafa @ vidina lasantsy aza de mbola malaza @ fiarakodia matanjaka sy ny motera be..
ireto misy santionany vitsivitsy .. mba ho nofinofisina sy..asa? indray andro any mety ...
suite
répondu par bilakarenjy le 13/03/2007 14:42
bilakarenjy
(
30/11/2006 17:50)
[img]http://img350.imageshack.us/img350/5066/20505xx5.jpg[/img] zany izy raha somary tsotsotra .Dia anareo indray ary ny manaraka miaraka @ sary ...
suite
répondu par hps le 06/06/2007 08:29
bilakarenjy
(
28/11/2006 14:46)
http://news.caradisiac.com/La-video-du-jour-drift-a-la-sauce-moyen-orientale-121 izany gorisagorisa hafahafa izany ...
suite
répondu par bilakarenjy le 29/12/2006 21:31
kitjo
(
26/11/2006 16:21)
[img]http://img395.imageshack.us/img395/6751/2005lamborghinigallardohi0.jpg[/img]
...
suite
répondu par bilakarenjy le 13/03/2007 14:26
totofy
(
22/11/2006 22:12)
nieritreritra ny hividy daba any belgique ny namana alefa eto la frantsa , misy afaka manome sy manoro ve ny atao tsy misy olana ve ny fampidirana , ny CT douane sns...véhicule utilitaire fa tsy plai...
suite
répondu par totofy le 28/11/2006 09:02
fasaly
(
17/11/2006 17:43)
Tsy azoko mihintsy e! grrrrrrrrrrr.......!:twisted:
ny tanora refa maka permis de conduire! ampifilafilaina efa mi passer impiry vao atao afaka exam, amzay vola be foana ny aloha mandrampahazoana azy...
suite
répondu par xxx le 08/12/2006 21:16
bmw307
(
14/11/2006 22:27)
ato @serasera efa misy saingy mbola marobe angamba ny mbola tsy mahalala...
suite
répondu par bilakarenjy le 29/12/2006 22:04
oufouf
(
19/10/2006 11:04)
Mba misy afaka manome ny adressy garage gasy manao [b]peinture[/b] eto amin'ny région IDF ve nareo , toa nahita aho indray mandé ?
Toa nisy "garage mobile" tao Fresnes tao fa ny adresse iny koa fa ...
suite
répondu par oufouf le 24/10/2006 20:03
totolaksa
(
13/10/2006 11:55)
Izaho mbola tsy manana fiara, ary resy lahatra tanteraka ny hividy 4L, na ratsy ary tsy maninona fa retapeko.
Ts'hitako hoe inona no fiara mahasolo an'ireny (lafiny consommation sy réparation), sa...
suite
répondu par bilakarenjy le 10/12/2006 20:58
Fiffi
(
12/10/2006 17:28)
Hummm ! andao indray isika hitsidika kely ny salon de l'automobile 2006 an! iza no tianareo ? :)http://fr.cars.yahoo.com/mondial-auto-2006/photos/...
suite
répondu par bilakarenjy le 29/12/2006 21:43
rix
(
12/09/2006 09:06)
Mitady pneu bonne occasion mbola mizotra tsara ho vidiana.
[u]Dimension[/u]: 900par20; 12par20; 1000; 11/22.5; 185par14; 13/22.5.
Misaotra mialoha amin'ny fiaraha miasa.Antsoy ny Tél:032 02 185 47 ...
suite
dokotany
(
02/09/2006 14:08)
Manao adaptation kely dia lasa mihena ny consommation ny motera (30 à 60 %).
Technique vitan'ny garagiste kely any Dago.
Mba zarazarao raha azo atao :[url]http://www.jp-petit.com/ENERGIES_DOUCES/no...
suite
répondu par dokotany le 06/09/2006 17:52
