Fiarakodia

ANARIM ( 16/05/2008 14:06)
sao dia misy radiateur sy silencieux bonôkaz miady am 205 motera kely le talou b reny fa tena ilaina!!!... tohiny
jayah1 ( 11/05/2008 06:35)
eto no ahafahantsika mitafa ny @ import/export transitaire eto toamasina ahy ary ny mamoaka entana no tena angadiko afak mifanampy sy mifampizara hevitre eto isika contact : hajaman007@yahoo.fr ... tohiny
novalian'i krady ny 26/10/2009 08:18
tstn ( 03/04/2008 09:13)
manao ahoana doholo é! Mba mila hevitra aho mba tsy ampi-karetsadretraka ny vam-ko fa lasa mankaleo be refa mandé pavé. Ra mba misy manana pièces-na golf type 1 dé mba lazao ihany aho e! Mi... tohiny
novalian'i pimaso ny 12/08/2008 13:57
Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:49)
Tena mbola misy mahavita sy mahasahy mi longue tokoa ve ny fiara talohan'ny taona 70 toy ny 4L, 2-3CV, 403, simca. Volks coccinelle, DS 21, 203 ireny? iza no efa nanao dia hatraiza ka hatraiza? ... tohiny
novalian'i kiadi ny 08/04/2008 08:11
ikaretsaka ( 14/03/2008 20:53)
Mbola mi existe tokoa ve ny ragiragy izao? dia aiza no mety ahitana azy betsaka any @ tanana? dia misy mivarotra okazy ve?... tohiny
novalian'i tstn ny 17/04/2008 09:56
mignone ( 10/03/2008 09:27)
salii ! sao misy mahalala ianareo oe firy points no miala am permis raha tratra ny flash radar kay ? misaotra e !... tohiny
novalian'i Lantoer ny 23/03/2008 22:06
rajoelina ( 06/03/2008 10:06)
Ra ny vamm ( na fiara) ve no hatao marika: BMW, Mercedes, Ferari, Volvo, Audi sns... (marika mavesatra) vao maika ny sipa manara-maso sy manarakaraka:?: ;-)... tohiny
LazaDaddy ( 28/02/2008 02:06)
tsaroako toa efa nanontany an'ito i Maika raha tsy diso aho...azo ampiasaina any Madagasikara ve ny fiarakodia raha toa ka eo ankavanana toy ny any Angleterre ny volant?... tohiny
novalian'i niry17 ny 15/07/2011 08:15
LazaDaddy ( 19/02/2008 03:38)
mbola azo atao ve ny mamoaka tanana any Madagasikara rehefa ao anaty fiarakodia?...sa efa matahotra mpangalatra peratra sy gorimety daholo?... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 28/02/2008 01:24
rafangotsohana ( 05/02/2008 11:33)
r17
8) Salama e! Sao dia mba misy intéressé amina vam R17 eto @ ty forum ity? Mbola tena mijoro tsara mihitsy ilay izy, ary voiture de course! Ka andefaso adiresy e-mail aho, raha mifanaraka! Raha ... tohiny
veromahefa ( 24/01/2008 08:59)
Ho antsika eto Frantsa : raha efa nanana "permis de conduire gasy' dia mila ovàna ho "permis vazaha" ao anatin'ny herintaona nahazoana "titre de séjour" voalohany izy io. Raha ny gasy aty amin'ny f... tohiny
novalian'i johnbeuh ny 16/06/2014 22:00
rakapy ( 23/01/2008 03:13)
Mba manotany ny tenako hoe: tena tsara ho an'ny tontolo iainana ve ny biodiesel? inona no tsara sy ratsy amin'izy io?... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 27/01/2008 22:48
ni81 ( 22/01/2008 14:08)
Asa raha toa efa nisy niharan'izao toe-javatra izao ianareo na tsia. Rehefa mangatsiaka ny andro ka miala avy ao anatin'ny fiarako aho dia misy courant, ka izay olona kasihiko voalohany dia lanin'io ... tohiny
novalian'i jiolah ny 23/01/2008 11:30
Alpine ( 16/01/2008 15:33)
Manao ahoana e, Sao dia mba misy afaka hanoro transitaires ao Frantsa azafady? Mba te handefa ny fiarakodia ho any Dago ny tena nefa tsy manan-kevitra mihitsy. Dia inona avy ny taratasy ilaina amin... tohiny
novalian'i krady ny 10/09/2009 07:03
xxx ( 13/01/2008 11:08)
Mbola mampme aloha : http://fr.news.yahoo.com/afp/20080111/tod-allemagne-insolite-alcool-7f81b96_1.html Fa zao tsy mampme intsony : http://www.flickr.com/photos/rebel420/sets/72157603694277668/show/w... tohiny
novalian'i kiadi ny 14/01/2008 21:06
sipagasy ( 10/01/2008 20:07)
Miarahaba ny rehetra! Indro misy rohy mety hahaliana ny maro fa dia ho mora tokoa moa izany e!!!! sady ny marque TATA efa tsy zoviana @ malagasy intsony @ ireo camion be mpitatitra entana ireo! ... tohiny
bilakarenjy ( 10/01/2008 16:48)
Manana fiara diesel za ,de ny blem aminy izao de ny CLIGNONTANT sy ny DETRESSE tsy mandeha fa atosika tanana , ny ESSUI GLACE tsy mety mandeha rehefa elaela ,de ny AIGUILLE eo @ jauge-ny gazoil mihets... tohiny
fijo ( 09/01/2008 21:54)
ô ry zareo an,ankoatry ny bogie sy ny batery inona no mety ahasarotra velomina ny fiara vao maraina??? fiara diezel,ny bogie vaovao ny batery koa.nefa rehefa velomina lery dia velona kely dia maty ,... tohiny
novalian'i rakapy ny 21/01/2008 00:41
niryna ( 01/12/2007 07:31)
Noho ny vokatrin'ny fahamaroan'ny fiara dia toa sarotra ny mitady toerana hametrahana azy io rehefa mandehandeha. Inona ny fiara tianao ka mahamora fiainana aminao? Ny ahy izao ny tena tiako dia il... tohiny
novalian'i niryna ny 14/12/2007 06:21
cielbleu ( 28/11/2007 08:53)
manana tetikasa ho any madagascar aho ka mitady billet mora pour le 22 dec 2007 juskà 02 janv 2008 mba omeo valiny e! de mitady voiture hovidina na hofaina mora koa... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 05:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0482