Fiarakodia
harinala7
(
28/08/2015 12:44)
Salama daolo o, aiza kay azafady no mety ahitàna disque embrayage golf type 3 TDI izay mba tsara sy mateza fa ny anay vao t@ avril teo no nosoloina vao2 de efa maty sahady indray zao; misaotra indrin...
suite
hery
(
01/08/2015 07:38)
Raha ny tokony ho izy dia tokony nifarana omaly ny fahazoan-dalana mampiasa fiara misy familiana havanana. Amin'izao anefa dia nohalavaina 3 volana izany. Koa mbola azo ovaina (na ariana) izany ny fia...
suite
répondu par 5laody le 22/08/2015 14:03
mpilaza444
(
11/05/2015 09:43)
Manana moto ABM aho. Toa mihen-kery ny 3ème vitesse . tsy fantatro hoe nahoana? Manahy aho fa sao ny disque no voa ? nefa sao koa mba menaka io e! Ka mba ampahafantaro ahy ny comportement moto raha s...
suite
répondu par Radavison le 08/09/2015 13:18
jaona82
(
09/03/2015 11:27)
Miarahaba.
Mba manana eritreritra ny hividy fiara ny tena, nefa ts de mahay resaka mecanique. De mba mangataka conseil @nareo connaisseur eto.
Ra eto @ tanana iza no tena mety; manana fiara diesel sa...
suite
répondu par edhy le 14/07/2017 10:22
iriantso15
(
14/01/2015 08:38)
ary n moto ngah ts mba mis mresaka razoky s zavavy isany a
...
suite
répondu par iriantso15 le 14/01/2015 08:40
mikirafidy
(
07/12/2014 13:07)
aiza no mety ahitàna mpanamboatra toit ouvrant golf type II azafady? mety ôtrinona eo no mety holany?...
suite
répondu par jinandri le 12/12/2014 05:33
seul110
(
24/11/2014 12:22)
Azafady mba saika hanotany e! resaka direction golf type 3 ilay izy : rehefa manao manoeuvre ka avily hatr@ farany ny direction de averina @zay dia mis mipoaka kely (ktakkk) izay re aty @ volant mihit...
suite
répondu par 5laody le 27/11/2014 17:26
hadji
(
02/02/2014 09:02)
Isika mpitatitra dia mizaka ny fisondrotana solika matetika ka tokony tsara raha apetraka dien'izao ny tokony ho saradalana raha tonga 4000 ariary ohatra na 3500 ariary ny iray litatra amin'ny gas oil...
suite
haingo17
(
20/09/2013 16:47)
salama dhl! manao ahoana ny hvtrareo mikasika azy itony raha ampiasaina eto amintsika? ...
suite
répondu par 5laody le 21/09/2013 10:15
gasy20
(
16/09/2013 14:04)
Mialatsiny Hery fa mba mampita hafatra fotsiny aho fa tsy hoe mamerimberina ity ato akory.
gasy20
Ampifaliana ho anay ny mampandre ny malagasy namana rehetra ny fitsanganan'ny orinasa MADAVAM, izay m...
suite
répondu par trinamana le 08/09/2017 11:24
amig0
(
28/08/2013 09:51)
Aiza no hahitana saran-dalana mora indrindra? Halaina amin'ny volana Aogositra...
suite
maya26
(
30/07/2013 12:44)
Miarahaba atsika rehetra.
Saika mba mila hevitra kely aho hoe aona kay ny fomba atao fa tena tsy mampidibola mihitsy ilay camion anay miasa mitatitra entana any amin'ny faritra. Lanin'ny saofera sy ny...
suite
répondu par tiris8786 le 26/05/2015 19:01
booboo
(
29/07/2013 09:10)
Hono ho'aho, mba atoroy astuces @ fanaovana rangement en bataille marche avant :-°) (ary aza mihomehy eo ^_^). Raha marche arrière tena tsy olana amiko mihitsy na créneau na en épi na bataille fa ...
suite
répondu par booboo le 01/08/2013 13:07
rafangotsohana
(
16/07/2013 06:32)
Miarahaba antsika rehetra ato!
Sao de mba misy manana, na mahita tableau de bord ho ana golf type 1 ato? Raha misy de tokony otrinona eo!...
suite
5laody
(
23/05/2013 11:37)
Salama daholo,
Efa nisy taminareo ve sendra fifandonana fiarakodia taty Madagasikara ka nipotsaka ny airbag?
Ahoana ny hanamboarana azy avy eo? Miantoka ve ny trano fiantohana?
Mety misy piesy elek...
suite
répondu par hery le 29/05/2013 13:30
future
(
06/05/2013 06:18)
ny permis ananana nefa tsy misy fiara!!!...
suite
répondu par nannie le 15/05/2013 06:34
totsy
(
11/04/2013 16:28)
Salut daholo ry namana.
Eto Dago.
Iza no mety mahita tampon droite volkswagen jetta type II phase II le bibil, de ohatrinona ny vidiny. Sao mba misy mahita moramora koa
Misaotra e!...
suite
sitlo
(
21/03/2013 13:11)
Mba mitady fandaharana tsara momba ny fiara aho fa tsy dia mahita loatra.
Top gear, izay fandaharana anglisy ihany no hitako. http://www.justin.tv/broadcaster__stig01#/w/5167182576/7
Misy hafa tsara ...
suite
répondu par hyundaigallope le 19/10/2015 09:21
nilex
(
14/03/2013 08:42)
Jeep cherokee SRT8 2012.Amidy maika io ry namana isany.Vao 10 000km fotsiny no vitany ary mbola tokana eto madagasikara.Etat vaovao be.Vidiny 150.000.000 Ar no vidiny ...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 09:57
Blackeagle
(
13/02/2013 10:22)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo,
sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit
colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh...
suite
