moderne
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
1. mamzelkely
(
03/05/2006 12:53)
refa vita le expo anah voiture ancienne de andao tsika hifidy zay tena tiatsika am reto tômôbil vita tunning reto bdb le izy fa mahaiza mifidy 8)
http://www.tuningfever.com/index.php?page=user&todo=gal&uid=7215
ny anah le mini cooper io no tiko
http://www.tuningfever.com/index.php?page=user&todo=gal&uid=7215
ny anah le mini cooper io no tiko
novalian'i Fiffi ny 05/05/2006 04:40
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
2. cutie
(
03/05/2006 13:16)
mamzel na de tsy nijery aza za de le mini koa :wink:no tiko,efa tiako hatrizay
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
3. Herimiafina
(
03/05/2006 13:25)
Ny ahy ohatrin'ny tiko daholo izy rehetra knou, sady zah tsy tia mifidy fa alaiko daholo, amin'izay tsy manenina! hehehehehe:-D
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
4. hery
(
03/05/2006 13:26)
Fa inona no itiavan'ny vehivavy mini e? :-w
Ao aminay koa dia tena lasa adalan'io mihitsy :-)
Ao aminay koa dia tena lasa adalan'io mihitsy :-)
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
6. Herimiafina
(
03/05/2006 13:28)
Inona marina no itiavanareo Mini e? Tsy tafakatra fiakarana anie ireny e! Ento any Andohalo anie e? Mety ho tonga ihany fa maimbo raikina, tsy omby ny vady amanjanako marobe!
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
8. mamzelkely
(
03/05/2006 13:45)
hita ky ry cutie ko mbô mizesta ee :-D:-D
sady ngah vô tery hanana vady amanjanaka marobe 5place anie reny ee :-D:-D
sady ngah vô tery hanana vady amanjanaka marobe 5place anie reny ee :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
9. cutie
(
03/05/2006 14:11)
maell sady ny vhv koa milay refa mizesta fa ny lhl mahatsiravina raha mizesta :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
12. fasaly
(
03/05/2006 15:06)
zà tsy de tia fiara tuning lotsa! fa raha mifidy zà de lay audi decapotable no tiko.....zà tia decapotable mantsy:°)
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
14. Fiffi
(
03/05/2006 15:14)
:-D:-D:-D:-D:-D nisy diso! :oops:
tô tsisy sipa le sary?de misy hilaza eo indray hoe hatao fitaovana eo indray ny sipa koh! :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
16. fasaly
(
03/05/2006 15:33)
fiffi: hummmmm! mitovy zany ttrika, na de efa entin'ny riovtra misavily vol aza ny loha anaty decapotable de milay foana ny ao anaitny an!:°)
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
17. Herimiafina
(
03/05/2006 16:37)
Ny ahy atao haingontanana no ireveko azy fa tsy atao maty hasina eny amin'ny arabe. Milay izy raha hirevena beks ohatra na hanaovana lasiest asy hihanoana hira ao anatiny, hehehehe:-D
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
19. mamzelkely
(
04/05/2006 05:15)
mifanoroka ftsn ve ru fasaly :-D:-D le dacapotable anie refa tsatsan rivotsa be lôtsa ny volo de tena hummmmmmmm beuuuuuu:-D:-D