Politika

endrika01 ( 16/07/2008 07:44)
Mifamerina Otage ny roa tonta.Indrisy anefa fa ny andaniny mandray nofo mangatsiaka,ny ankilany mbola velona aina.Mba lasa iany ny saiko e,angamba mety tsy ireo soldat Israeliane reo anaty vata-paty i... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/08/2008 19:21
ratakktikk ( 15/07/2008 19:53)
Nande ny siosion-dresaka fa hotendrena ho masoivohon'i madagasikara any afganistana i kidoropamba atsy ho atsy. Vao henony mialoha anefa izany dia nitsipaka mafy ny andraikitra izay homena azy rana... tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 03:08
kidoropamba ( 15/07/2008 18:32)
Amin'izao sahotaka misy izao dia mba [b]jerijerevonareo any firantsa ihany ny havantsika ao bd suchet, ambasady gasy ao[/b]. Ndao hiara mientana hivavaka ho azy ireo mba tsy misy seza very fa [i][b]mi... tohiny
novalian'i tsimati ny 19/07/2008 00:17
kidoropamba ( 15/07/2008 17:40)
[b]Tena hain'i filoha hajaina rey olona ny manadAla ireo samy gasy e.[/b] Notairiny Lelidec ny sinema diplaomatika dia tonga dia [b]namaoka ilay sary mihetsika fahiny tsy misy feo ary fotsy sy maint... tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 03:20
diamondra27 ( 15/07/2008 07:21)
http://www.lepoint.fr/actualites-politique/l-ambassadeur-de-france-a-madagascar-demissionne/917/0/260342 fa inona hono no tena saika we asa hataony nefa nosakanana tsy nomena fahefana hanaovana az... tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 06:51
tsimati ( 15/07/2008 05:56)
Dia sahala izao ve no voaraoka ry kidoropamba ? Tena tsy hainay vahoaka tsy nahita andafy marina ny dikan'izany voaraoka izany. M/car Tribune: L’ancien président du Sénat Rajemison Rakotomahar... tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 03:36
tsimati ( 14/07/2008 23:53)
Efa miova ny fomba fijery ary ny fampiasana ny fitenimpirenena na aiza na aiza tsy dia ilay hoe tenin'ny mpanjanaka ajanona. Ny fiteny fantatry ny be sy ny maro no ampiasaina ohatra rehefa manao propa... tohiny
novalian'i tsimati ny 16/07/2008 14:34
ratakktikk ( 14/07/2008 21:15)
Izay mbola mifikitra amin'ny fisainan'ny mpanjanatany ihany no mahita fa ratsy sy tsy mety ny ampiasana ny teny malagasy enti-mampianatra sy enti-miasa. Izay mbola voazanaky ny frantsay ara-tsaina ... tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:31
nanas ( 14/07/2008 14:42)
Vaovoa tao @ Express de madagascar omaly izy ty no nalaiko. Ny nahataitra ahy dia ity: "Par contre, Tiana Andriamanana, 22 ans, a décidé de rester à Madagascar pour suivre des études en pharmacol... tohiny
novalian'i tsimati ny 19/07/2008 07:00
badboy ( 14/07/2008 10:03)
Ny atao hoe "nation" ([i]groupement de personne de même origine de même pays de même culture et de même langue[/i]) izay tanindrazana no dikany akaiky any amintsika dia toa mijanona eo @ ilay tany... tohiny
novalian'i tsimati ny 15/07/2008 15:09
xxx ( 14/07/2008 09:07)
Mampalahelo anahy mihitsy rehefa mba mamaky ny soso-kevitra sy ny vaovao ato ny tenako. Ny ampandroso ny tanitsika sy ny mba hampanakarena ny malagasy no tanjona nefa dia mifafatra any amin'ny fisiker... tohiny
novalian'i tsimati ny 16/07/2008 14:35
tsimati ( 13/07/2008 08:40)
Resaka be ny fivarotana tany any Nosy-be ary malaza koa ny fisian'ny zazavavy kely mivaro-tena, ny firoboroboan'ny fivarota-tena sy ny fitomaniana hanambady vazaha. ka iza ary no manandanja sy lafo ko... tohiny
novalian'i tsimati ny 14/07/2008 10:22
kidoropamba ( 12/07/2008 15:21)
[b]Tratrin'ny palipitasion foana aho raha mahita ny sarin'i badboy[/b]. Toa miodikondina izay ny lohako ary toa misy manindrona mafy ny foko. Efa fitopolo taona mahery aho fa [b]tsy mbola nahita mal... tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:41
tsoraka ( 12/07/2008 01:24)
Nanoratra aho tamin'ny vao niditra ity kidoropamba ity fa manao tetika ankolaka. Dokafana ny TIM dia mihevitra ny olona fa TIM tokoa ary ho tezitra. Dia iny tokoa fa misy milaza hoe efa TIM adala iton... tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:46
tsimati ( 10/07/2008 14:22)
Ny Elita tsy mahatafavoaka mitokona ivelany ary mihevitra fa izay heviny no harahina. Misy ny mpitondra noho izany ny tapakin'ny mpitondra no atao ary hitsarana azy any aoriana na tafavoaka izy na ver... tohiny
novalian'i tsimati ny 12/07/2008 15:16
kidoropamba ( 10/07/2008 11:23)
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana fa tena mahery. Raha nivaoka tao @ "combien çà coute!" (TF1) fa kay maro ireo frantsay mividy ny [b]nosy kely[/b] maromaro ka [b]2 euro ny 1 m²[... tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:53
kidoropamba ( 09/07/2008 12:43)
Aleo deraina manokana ny filoha hajaina Ravalomanana @ ity maligasizasion izay ataony ity. Haverina mantsy ny "kajy fototra", ny "tajefi", ry "jao sy mboty" izay nampandroso an'i Madagasikara fahiny... tohiny
novalian'i tsimati ny 12/07/2008 15:19
badboy ( 09/07/2008 08:21)
Hoy ny mapnohitra : Minia tsy mihaino sy tsy miraharaha ilay fihetsika tsy demokratika ny banky mondialy manoloana ny tsy fahafahany miteny @ fahitalavitra! F'angaha ny banky mondialy no manapaka s... tohiny
novalian'i tsimati ny 09/07/2008 13:22
rabingogilabanga ( 07/07/2008 16:20)
Samy manana ny hadisoany ka aoka samy handini-tena:: [b]1)hadisoan'ny Mugabe:[/b] -N'inoninona filazany, dia tsy rariny mihintsy izany 28 ans au pouvoir izany. -Ny Fankana ny tany @ vaza... tohiny
novalian'i karavasy ny 15/07/2008 02:30
kidoropamba ( 07/07/2008 10:28)
Tsy tafavaoka e! misangodimpanina ny lohan'ny ankizy fa mafy ny fiainana. [u]Soa ihany fa nisy ny Institut of leadership ao iavoloha[/u] fa raha tsy izany dia tsy misy azo antenaina mihitsy ireto se... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.7376