Jerijerevo ihany ny havantsika ao firantsa ao

1. kidoropamba ( 15/07/2008 18:32)
Amin'izao sahotaka misy izao dia mba jerijerevonareo any firantsa ihany ny havantsika ao bd suchet, ambasady gasy ao. Ndao hiara mientana hivavaka ho azy ireo mba tsy misy seza very fa mino marimarina aho fa niakatra ny tazo sy ny tansion izay noho ity afera lelidec ity.
HirarIna mba ho resaka dadarabe ihany ity resaka ity fa tsy handeha lavitra satria efa maromaro amin'ireto havantsika miasa ao @ ambasady ao no nisambombola ka nitrosa, nanao "credit" @ cofidis, mediatis sy ny hafa satria nividy trano na mersedesy vaovao. Ka raha mihidy ity ambasady ity dia gadra sisa miandryny ankamaroany satria hiverina 50€ indray ny karama aty dago ary tsy ho voaloa ny trosa no sady tsy maintsy alefa @ sekoly fanagasiana ny ankizy.

Mankahery an'ilay ambasadera gasy vao napetraka tsy ela akory izay mba tsy ho taitaitra na dia mbola tsy dia be loatra aza ny fanAnana voahangona tao anatin'izay fotoana fohy izay.

Ny vaovao farany dia toa tena resaka "dadarabe" ihany izy io satria nanontany tena hono ny filoha hajaina tato ato fa hoe: Naninona no tsy nisy namatsy vola ny MAP? tsy nanome vola ny FAO @ kirizy alimantera? lasa niteniteny foana t@ nahafatesan'i filoha zambiana? tsy lany ny kandidatioran'ny madagasikara tao @ consahIE de sekiorite @ firenena mikambana? lasa varoboba ny tanindrAzana kanefa tsy nisy vola azo? ny solika dia tsy dia nahitam-bokany loatra...sy ny sisa. Ary ny tena natahoran'i filoha hajaina Ravalomanana dia HO LASA KATOLIKA ny mpitarika ny FFKM ato ho ato. Maro ary mifanesy ireo loza @ fitondrAny.
Ndao Ary samy handrehitra labozia amin'ity alina ity mba hanohAnana ireo izay mitaitaina ao @ ambasady ao firantsa mba tsy ho very seza ato ho ato. Ka mety ho hisy fandatsahana rakitra fa mbola ho lazaina eto ny kaoty bankera andefasana azy io @ manaraka.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Ihany Isika Malagasy
Dera sy laza hoan'ny filoha Ravalomanana ^:^
novalian'i tsimati ny 19/07/2008 00:17
2. xxx ( 15/07/2008 22:42)
Dia nandrehatra labozia sy niary tory mihitsy ny tenanay mba ho an'ilay olona ao amin'ny 4 avenue raphael (rehefa alina mantsy vao tena mandaitra le foa foa masina araky ny anatrin'ny filohantsika io).

Tsara ho marihana kely fa fanatikan'ny kidoropamba ny tenanay. Eny fa na dia tsy mazavaza aminay loatra ny zava-bitan'ilay olona ao amin'ny 16ème ao (ankoatran'ny fifandrobahana sakafo izany rehefa fetim-pirenena) sao mantsy misy manafangaro eo!... Soa ihany fa iray ihany ity fetim-pirenena ity :lol: tsetsatsetra tsy aritra ihany ty farany ity.
3. penguin ( 15/07/2008 23:54)
Dia samia mifanjevo ao nareo fanatika kidoropamba fa tsy mahasolotena vahoaka Malagasy velively ianareo akory. Rehefa mipetraka ny fankahalana TIM dia izay mamofona TIM rehetra no tsipihana hiala aminay ka ianareo mahita sy miara-miaina tao na mbola ao tsy ilainay vahoaka nahoviana na hoviana. Mila olombaovao tsy nikasika izany TIM izany ny vahoaka ary.
4. kidoropamba ( 16/07/2008 08:12)
Tsy misy fankahalAna TIM izany ny mpikambana ao @ TIM (tsy manolo-bato mafAna an'i filoha hajaina aho). Taiza indray i Penguin nitady an'izany? Ary jerevo fa na ianao io aza dia tsy mba niary tory mihitsy fa variana "handroba" ny fanan'i Lelidec (sahala @ ratakitika) rehefa lasa ity farany.

Hialako tsiny aloha fa resy tory aho t@ 22h teo ka tsy hitako fa maty ilay labozia nirehetiko. Mety ilay "tandidona maizin'ingahy Lelidec" koa no nahataonga an'io. Ireny labozia vita gasy ireny mantsy no nataoko ka somary tsy mirehitra tsara satria "sistema D" daholo no hanaovandry zalahy azy aty, ary avy amina jaboran-kena no hanaovany azy. Nefa ny hena miha-lafo ka mety ahenandry zalahy ilay "dAozy-na jabora" ka lasa tsy mirehitra ilay labozia.
Aleo tairina @ vavaka silamo indray sao dia mba any no tena mandaitra ka andeha hividy ireny garibatY (ireny zavatra dorana ka manome hanitra ny trano ireny) dia ho jerena eo na mbola hovonoin'i "tandindon'ingahy Lelidec" indray.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save the big boss Ravalomanana ^:^
5. tsimati ( 16/07/2008 08:21)
Tena mifanaraka amin'ny loha-hevitra sokafanao ve ny hanohizanao ilay resaka ra-kidoro ? Mba ny hafa ahay no mamadika fa ity dia finaritra ny mamilivily saimbahoaka fotsiny. Lazao fa jaborakena koa no miasa amin'ny internet-nao hahaha. Tena manalika gasy mihintsy ny manao resaka tsivalabalaka amin'ny vahoaka aminay.
6. kidoropamba ( 16/07/2008 09:04)
dE vahoaka izany ratsimati. kA alika (sanatriavin'ny vava sy ny soratra) izany ny fahitan'i Tsimati ny malagasy?
NdAna hoa mangataka toerana any @ rajems nareo any fa efa nandositra any soisa lery fa aza manao teny tsy ambina eto noho ny fankahalAna diso tafahoatra an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Avelao izahay hivavaka hoan'ireo malagasy mitaintaina.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
7. kalointsika ( 16/07/2008 09:44)
EEEEEEEEEEEEEEEHHHHHHHHHHH! Naninona no tsy nisy namatsy vola ny MAP? tsy nanome vola ny FAO @ kirizy alimantera? lasa niteniteny foana t@ nahafatesan'i filoha zambiana? tsy lany ny kandidatioran'ny madagasikara tao @ consahIE de sekiorite @ firenena mikambana? lasa varoboba ny tanindrAzana kanefa tsy nisy vola azo? ny solika dia tsy dia nahitam-bokany loatra...sy ny sisa. Ary ny tena natahoran'i filoha hajaina Ravalomanana dia HO LASA KATOLIKA ny mpitarika ny FFKM ato ho ato. Maro ary mifanesy ireo loza @ fitondrAny.

Kidoro a, aza variana matory fa mamakia gazety, ianao mahay mijery internet? any mis vao2 koa. d mijere ko télé raha misy vao2 gasy mandalo. sa v enclavé ny toerana mis anao ka manjary ts maara-baovao? ndry mbol o avy any ravalomanana anatitr radio mandeha pile sy labozia vita @ jabora hamakiana gazety. Aza matahotra, minoa fotsiny ihany!
8. kidoropamba ( 16/07/2008 11:43)
Hafatra farany: Hoan'ireo izay niary tory t@ labozia dia hiangaviana andefa ny fakitioranareo any @ ambasady mba ho hisy ramboursemAN fa tsy misy zavatra maimaimpoana izany eo. Matoa ry zareo ao amin'ny ambasady mbola mipetraka amin'ny toerany hatramin'izao dia noho ny vavaka NAHOMBY izay nataontsika (tout travail mérite salaire). Rariny loatra izany raha haveriny amintsika ny vola nividianana ny labozia.
"les affaires sont les affaires"! resabola io ka tsy hanAnana hAvana.

izay tsy misy fakitiora kosa aloha tsy azo ramboursEna.
Ary raha mbola mangataka vavaka ry zareo ao @ ambasady dia azo ampiakarina ny vidin'ilay vavaka satria resaka "tolotra sy tinady" io.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
9. tsimati ( 16/07/2008 14:16)
hahahaha milay ra-kidoro. Ho ela velona anie ny fanalana azy ra-kidoro
10. xxx ( 16/07/2008 14:21)
Ny factiora dia efa nalefa ka! isika indray tsy ela amin'izany. Ny tany ary atao bizna koa izay fivavahana indray ve no ananana hena-maso amin'izany (anatrin'ny filohantsika io) bizna tokoa io ary bizna hatrany amparahatoka mihitsy.
11. tsimati ( 16/07/2008 14:26)
na xxx aza bizinabe
12. ratakktikk ( 16/07/2008 19:07)
Kidoropamba havanana sy mahavita azy, nefa rehefa omena andraikitra mitsoaka.

Te hividy ny lohany nefa matahotra ny masony.

Rehefa tsy nahavoa tany ambadika tany dia hampiady fiangonana indray no ataony ato.
hita fa tena mpaniratsira zava-masina mihitsy.

Jereo ny zavatra teneniny eto:
Ary raha mbola mangataka vavaka ry zareo ao @ ambasady dia azo ampiakarina ny vidin'ilay vavaka satria resaka "tolotra sy tinady" io.

Mandiniha ihany tena ry kidoropamba fa raha izao no mitohy dia tsy haiko intsony izay mety ho fiafarany....

Mahamenatra raha ny olona manan-tsaina sahala anao no mivarilavo tahaka izao.
13. ratakktikk ( 16/07/2008 19:12)

14. ratakktikk ( 16/07/2008 19:12)

15. ratakktikk ( 16/07/2008 19:12)

16. ratakktikk ( 16/07/2008 19:12)

17. kidoropamba ( 16/07/2008 20:43)
hin!hin!hin! tandremo ratakitika mandainga eto fa lasa mangovitra ny tanana an!

Izao e: Olona tia mivavaka be aho.
Porofo: Malahelo aho fa tsy nomen'ny mompera kaominio ny filoha hajaina tany mahajanga t@ alahady teo ka tezitra be. Nihezaka ihany aho mba nanambitamby an'ilay mompera mba hanao "ekisepision" fa tsy nety izy. Nomena vola fa tsy nanaiky ihany.

ka izao ianao milaza fa mpamosavy aho? Tsy maninona. Hivavahako io tananao mangovitra io ary ho hitanao fa hijanona izy io.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
18. tsimati ( 17/07/2008 03:17)
Maty indray ratakktikk amin'ity mangovotromana ty :-D :-D :-D :-D tratran'ny manandoha kidoro. Ho ela velona anie ny misy saina kidoropamba hodinisan'ny tia hatsikana mandany andro rehetra
19. kabota ( 18/07/2008 07:57)
Tsara ny famakafakana. Tena mila entina amim-bavaka ny raharaha fifandraisana amin'ny reny malala. Maro ireo fianakaviana any la frantsa. Mila manova famindra ny filoha RAVALO FA MANAO FAUX CASSE.
mAHEREZA DAHOLO E
20. kidoropamba ( 18/07/2008 14:00)
Aiza ny fahalalam-pomba ratakitika e? Raha mba efa sitrana ilay tanana nangovitra dia mba tokony nanaovanareo fisaorana izahay mba nitrotro ambavaka ny aretinareo.

Fa raha mbola manavy kosa ilay izy dia osory menaka (Tiko dE prEfEransa) dia fonosy lamba fotsy. Reheto ny labozia ka apetraho ambonin'ilay afo (2 cm eo ho eo) ka raha afaka 6 segondra dia esorina. Avereno im-pito izany. Dia entina matory rehefa avy eo.
Ny ampitson'iny dia ndAna mitsapatsa vody akoho, eny an-tsena: Raha atody no azonao dia sitrana izany ilay tanana ka afaka misera, fa raha tsy atody kosa dia mbola tohizana ihany ilay EgiZeriSisa etsy ambony.
Tandremo: Fidio ho akoho vavy ilay akoho amin'izay Garantia ilay testa.

Dera sy laza hoanao ry tompo mahery Ravalomanana.
God save Ravalomanana ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1018