Jerijerevo ihany ny havantsika ao firantsa ao
21. tsimati
(
18/07/2008 14:53)
Ny anaranao aza kidoropamba no miasa eto koa ny anaran'olona no averina isaky ny manoratra. Asa aloha fa tsy fomba Malagasy no fahalalako izany.
22. kidoropamba
(
18/07/2008 15:34)
Tsy fomba malagasy izany ny manohana an'i filoha hajaina Ravalomanana?
Tohizo ny road ntsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
23. tsimati
(
19/07/2008 00:17)
Ianao aza tsisy mpihaino fa manao tifidanitra miverina aminao ary tsy mahavoa temdrombohitra.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0426