Politika
kidoropamba
(
06/07/2008 15:52)
Malahelo aho milaza eto fa [b]TSY LANY INDRAY ISIKA MADAGASIKARA[/b] hisolo toerana an'i afrika ao amin'ny konseil dE sEkiriotE ao amin'ny firenena mikambana. [u]Ry zareo mainty hoditra ANGOLA[/u] ind...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:43
kanota
(
06/07/2008 05:08)
Hoy le vazahabe hoe samy manana ny manampahaizany ny firenena rehetra fa ny tena mahasahirana an'i Madagasikara dia nohon'ny "Elite"-Gasy tsy mahatafavoaka. :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:44
badboy
(
05/07/2008 16:11)
Lazaindranamana, Niels MARQUART, amabsadaoron'i zamerika eo dago io fa vitsy kely hono ny mpianatra malagasy sy gasy tonga any zamerika!! Ny tsy lazainy dia ireo zay lasa de tsy niverina intsony satri...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:45
kidoropamba
(
05/07/2008 10:08)
Niaramboina mahatsiraviny ny firenena zambianina afak'omaly satria maty tsy tra-drano ny filohampirenena ao aminy. Io no valandresak'i filoha hajaina omaly raha vao tonga avy any charmelicheky izy.
...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:46
tsimati
(
03/07/2008 14:13)
Ny olona tiana omena izay mahasoa azy. ny zaza tiana hanarina ary ny vahoaka tiana hasoavina. Ka tiana ho verezina ve ny Malagasy amin'ity resaka hafahafan-ra-kidoropamba ity ?...
tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 00:45
kidoropamba
(
03/07/2008 13:32)
Miala tsiny aminareo mpisera fa [b]tsy tantiko[/b] ny tsy nampiaraka ireo anarana roa ireo satria tena malaza izao i Ingrid betancourt ka noheveriko fa rariny raha mba nampiarahako taminy ary ny anara...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:47
sipagasy
(
02/07/2008 22:41)
Miarahaba ny rehetra
Tsy aritro ny hizara aminareo fa mba faly koa aho fa AFAKA ihany i Ingrid BETANCOURT rehefa avy notazomin'ny FARC taona maro.......
Tsy mpanao gazety ny tena fa aleo aloha mbo...
tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 14:37
tsimati
(
02/07/2008 01:26)
Hita be hoe tsy mahita hidirana ry kidoropamba. Nalefa ny hoe "pacte" @ Demonibe lava rambo tsy nisy sira; natao ny 5v bala rora; nampidirina ny tsy nianatra sy tsisy diplaoma mbola nigagan'ny maro an...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:18
kidoropamba
(
01/07/2008 16:03)
Mba miangavy an'izay mikirakira an'ity serasera ity mba [u]hanisy vidim-pidirana[/u] eto @ serasera fa [u]tsy laitra ity ataon'i tsimati[/u] ity [b]satria @ 3 ora maraina lery dia efa eto[/b]. Tsy mat...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:19
naughtyboy
(
30/06/2008 17:39)
misy fijery itovizako @ reo filozofa tandrefana to andry Plato sy ry Hegel ary ry Marx momba ny ady @ fahantrana( proletarian unity )ra atao bango tokana ny fahorina mahazo ny vahoaka malagasy de efa...
tohiny
novalian'i karavasy ny 15/07/2008 02:24
kidoropamba
(
30/06/2008 11:51)
Nampihomehy ahy mihitsy ny mahita ireo akama izay mba nanaosika mafy ny filoha hajaina kanefa mbola tsy nahazo toerana politika foana hatra'minizao. Ao izany ry satrobory sy ry manandafy rakotonirina ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 06/07/2008 06:33
rabingogilabanga
(
30/06/2008 10:43)
Asa na fanadinoana, na finiavana ny hamono ny anarany eo @ tantara, fa dia tsy heno mihintsy ny anaran\'ny Tsiranana, na mandritra ny taona, na hoe fotsiny ihany @ 26 Juin @ maha-ray ny fahaleovantena...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:30
nygasysoafifameno
(
28/06/2008 14:17)
26 jiona 2008 voninahitra sy fifaliana mahatsiaro fa malagasy zanak'i Madagasikara ny tena.
ankilany kosa 48 taona nandiso fanantenana mampalahelo ary mahamenatra
ny mijery ireto fitondrana nanimba...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:33
badboy
(
27/06/2008 17:56)
Mitroatra ny ONU fa tsy ara-demokratika ny nahalany ho filohan'i Zimbabwe an'i Mr MUGABE.
Tafitohana izay rehetra nijery hoe tena tsy rariny. Ary tena tsy rariny sy tsy ara-demokratika tokoa. Be ny o...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:35
kidoropamba
(
27/06/2008 10:55)
Faly be izahay raha nahita fa feno gardadekOro miambina ny filoha hajaina Ravalomanana t@ 26 jiona lasa teo iny. Hita mihitsy ary porofo mitohoka amin'iny tenda izany fa milamina ny tanAna ary tsy mis...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:37
kidoropamba
(
26/06/2008 19:11)
Sao dia mba misy vaovao ianareo amin'izany zavatra nitranga ao Toamasina izany na marina io na tsia fa toa misy hitady hamingana indray ity filoha hajaina ity.
Izao mihitsy ny fotoana tokony hiarova...
tohiny
novalian'i tsimati ny 01/07/2008 01:55
kidoropamba
(
26/06/2008 07:28)
Rariny loatra raha tezitra ny filoha hajaina Ravalomanana omaly hariva raha tonga tany toamasina izy hankalaza ny fetin'ny fahaleovan-tena.
Nitady ho be zesta anefa izy ka nanome baiko ny TIM sy ire...
tohiny
novalian'i tsimati ny 02/07/2008 01:20
tsimati
(
26/06/2008 00:57)
Mba tsy ahatonga izao fimenomenonana na taraina etsy sy aroa izao dia nataonay izay mety fa ny vahoaka no misalasala sataitaitra. Nataonay ny barazy, notahinay ny tatezana, nazeranay ny pilonina ny ji...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:46
penguin
(
25/06/2008 01:36)
Aza manaha vary ry kidoropamba ratakktikk a. Tsy mahomby daholo ny takktikk rehetra fa mandamoka ve e???? =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:49
ratakktikk
(
24/06/2008 20:29)
[i]Ozizy ny iranianina ndray andro:\"Zahay hanamboatra Baomba atomika\"
Dia ozizy ny Amerikanina: \"E e e e, tandremo! ianareo tsy azo manamboatra\", t@ ny iranianina.
Ozizy ny gasy taorina kelin\'z...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:51
