Politika
kidoropamba
(
24/06/2008 18:39)
Aleo ampiaraina tsara ny lalAna fa misy mitady anao dika vilana ireto tantsaha malagasy ireto.
13 amin'ireo tantsaha tao analavory namaly ny fitondrAna satria nesoriana ankeriny tamin'ny tokotaniny ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 01:09
penguin
(
24/06/2008 13:00)
Aza variana mitonaka amin'ny resaben'ny sasany fa ny mpanohatra no nanao ny soa rehetra ary nampivoatra ny firenena. Fa inona no mijery no tsy manaraka ny hevitry ny mpanohatra hitondra soa ho an'i Ma...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:48
kidoropamba
(
24/06/2008 11:56)
Fisaorana mitafotafo ary Andriamanitra hanampy anie no arosonay ho anao ry filoha hajaina satria nahazo PDS vaovao ny vahoaka ao Nosibe.
[b]Efa niandry olomboafidy hatrami'n'ny volana desambra 2007 ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 26/06/2008 01:26
kidoropamba
(
24/06/2008 09:02)
[u][b]Mampivarahontsna mihitsy e[/b][/u]: Ny vahoaka malagasy izao dia miha mahantra hatrany, ny kirizy ara tsakafo efa tsy ahitana vaha olana, ny kirizin'ny solika mbola mamaivay, [u][b]kay ireto mpa...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:54
ravatorano
(
24/06/2008 05:19)
Voatendry omaly teo amin'ny fivorian'ny filakevitry ny governemanta omaly ny minisitry ny fanatanjahatena vaovao izay tsy iza fa Andriamatoa Jean Louis ROBINSON izay nitana ny toeran'ny minisitry ny f...
tohiny
novalian'i penguin ny 25/06/2008 01:32
penguin
(
23/06/2008 23:24)
Tsy hisy olona faly amin'ny zavatra tsy mety saingy io no tetika hitan'i kidoropamba. Aiza no hisy olona ho faly raha gadraina ny havany. Ny zava-misy dia na tratra mangalatra ambody omby aza mbola ma...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:56
kidoropamba
(
23/06/2008 20:20)
Aza manao fisainana "zaza mpandAny" ianao ry rahalahy kanota a. Ialao ny fialonana, ary aza matoky an'ireo Matsilo ireo ianao na i rajemison sy ranjivason aza no ao.
Ravalomanana Ihany, Ravalomanana ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:44
kanota
(
23/06/2008 02:03)
Dia rakatra fa hery sefo hajainan'ny SERASERA kay no kidoropamba. Hita ny fironan'ny serasera. Mody manao mpanohana anjambany ary mitady ahatezitra ny olona....
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:00
hery
(
22/06/2008 04:07)
Izaho ry zareo mbola menatra ihany hatramin'izao raha nandre an'ireny resaka delestazy ireny. Toa efa tsy dia misy resaka intsony izy amin'izao ka asa na efa voavahan'i Ravalo (filoha hajaina moa izy ...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 13:05
kanota
(
22/06/2008 02:37)
Izay rehetra milaza sy manoratra ho TIM dia tsy misy afaka manamarina eto fa TIM tokoa ilay olona. Milaza TIM kidiropamba nefa resaka mamono tena ary manimba ny TIM no ataony. Mazava hoa azy fa tsy TI...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 13:03
kidoropamba
(
21/06/2008 13:45)
Efa tsy hain'ny mpanohitra mihitsy ny atao satria efa voafehin'ny filoha hajaina Ravalomanana ny andrimpanjakAna rehetra: Ny depiote, HCC, senatera, rezion sy ny sisa dia mihidy daholo. Izany ka lehil...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 12:58
tsoraka
(
20/06/2008 08:57)
Miseho daholo ny mpitsikera rehetra fa tsy ahoan'ny pokona, aseho ihany ny resaka tekinika sy ny sisa fa mbola hifiran'ny olona, mivoaka ny sinoa firazanana fa tsy maha-koty olona, farany dia hoe anda...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:39
rakapy
(
20/06/2008 03:56)
Mandros hono ny gasy satria efa manana basy ny ankamaroan'ireo jiolahy mpanendaka isaky ny elekela-trano.
Mandroso hono ny gasy satria tsy azo handehanana alina intsony ny lalam-pirenena.
Mandroso h...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:41
kanota
(
20/06/2008 02:28)
Toa hoe mitaraina daholo ny mpigadra fa ratsy loatra ary mila hamboarina sy hitarina ny figadrana hono e =)) =)) =)) . Ny gadra politika ihany hono no miadana =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:47
rakapy
(
20/06/2008 02:14)
Raha ny fandehan-javatra eto Madagasikara dia tokony hangataka famatsia-mbola @ FMI i Madagasikara hanamboarana fonja fa tsy ho ampy izy ity atsy ho atsy....
tohiny
novalian'i kanota ny 24/06/2008 06:53
Solitikabe
(
20/06/2008 02:12)
Aleo ambarako fa izaho Solitikabe no nangataka ny mpikarakara ny hanalana an'i Jeankely. Ny antony tsy hoe izy mpanohana ny fitondrana na hoe ahoana, fa ilay fifanajana mifehy ny fiseraserana no tsy t...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:46
Marindrano
(
19/06/2008 21:21)
Tsy adala ny Malagasy. Mandinika izy. Na dia tsy nandalo sekoly aza. Avelany ianao hanaram-po androany. Hanao izay tianao atao, hiteny izay tianao tenenina ary hotsarain'izany rahampitso. Izay ilay an...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:47
nygasysoafifameno
(
19/06/2008 21:05)
Tafa dinika serasera fanabeazana ary pedagojia maha olom-pirenena
miantso ary manasa antsika malagasy tia tanindrazana na eto madagasikara na aty ampita amaky ny blaogy maha olom-pirenena
http://mad...
tohiny
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:35
kanota
(
19/06/2008 13:42)
Efa leon'ny manenjika mivantana ry kidoropamba dia mody fankasitrahana vendrana no entina hanimbana ny fitondrana. Rakatra ianao fa tsy mihoatra ny adiny dimy dia kobo. Fahaizana manokana lasa sesikid...
tohiny
novalian'i kanota ny 22/06/2008 02:51
kidoropamba
(
19/06/2008 12:27)
Henatra hoanareo mpangalatra emeraody ny nandefa vatosoa 500 kg mahery any ivelany any kanefa an'i madagasikara io vatosoa io.
[b]Mankasitraka amin'ny fanidiana ny "le quartz" izahay[/b] satria faha...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 12:43
