Politika

Annie2006 ( 09/06/2008 12:09)
Tena mampalahelo ny manjo ny vahoaka malagasy noho ny afitsok'ity fitondrana ity. Raha tratry ny "crise alimentaire" ny firenena maromaro ka nanosika ny vahoaka tao aminy nirona tety andalambe dia n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/06/2008 04:56
rabingogilabanga ( 08/06/2008 16:15)
[u]Voalazan'i ronaldo:voandalan'ny filoha:hitarina Ivato Aeroport[/u]ronaldo:miasa ny filoha [b]annie2006:[/b]inona ny takalony? [b]fijo:[/b] na misy na tsy misy ny takalony , tsy misy firenena tsy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/06/2008 16:48
Jeankely ( 08/06/2008 03:11)
Ao ny milaza hoe tsy mety ny ataon'ny mpitondra ary milaza izay ara-dalana. Ataoko fa [b]rariny izany ary fitiavana ny tanindrazana ny fanehoana ny tsy mety[/b]. Ny sasany kosa avy dia manambanimbany ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/06/2008 00:08
Solitikabe ( 06/06/2008 19:21)
Nahoana i Sina no lasa lavitra? Dia satria ny Sinoa sy ny Fanjakany tsy mamela mihintsy ny hoe olona na kaompania vahiny no mitrandraka ny hareny. Ary nahoana ny Malagasy no mahantra foana nefa lazai... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/06/2008 16:42
rajoelina ( 06/06/2008 10:59)
???????????? ;-)... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/06/2008 00:17
rabingogilabanga ( 05/06/2008 17:32)
Tsara sa ratsy? asa tsy mbola fotoana hilazana izany izao, raha vola azo t@ trosa no anamboarana azy, dia andrasontsika aloha na hisy na tsy hisy ny retour sur investissement, ny mpitondra tsy tokony ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 00:37
rabingogilabanga ( 04/06/2008 14:36)
hoy i Obama, raha nadray fitenenana t@ maha candidat ofisialy democrate azy: "je connais mes limites, mais je fais confiance au peuple americain", @ detail dia hoe: "[u][b]La route sera longue. Je... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 00:33
nygasysoafifameno ( 03/06/2008 23:09)
48 taona (1960 2008) izao no mzava be fa ny fitondrana Tsiranana-pisodia Ratsiraka-arema Ravalomanana-TIM dia samy lonaka anaty fitaka sy sandoka ara-pifidianana ary mandany be manimba ara-drafitra sy... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2008 12:34
ronaldo09 ( 02/06/2008 09:12)
Omaly maraina no tafaverina an-tanindazana ny Filoham-pirenena sy ny delegasiona niaraka taminy rehefa avy nanatrika ny fivorian’ny TICAD faha-IV, tany Yokohama (Japon). Voan-dalana nentin’ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/06/2008 06:02
fetrakens ( 28/05/2008 10:36)
De tetezina daholo ity firenena rehetra ity, nefa ny an'ny tena aza tsy milamina... Zaran'ny delegasiaona aza mitsangatsangana kou! 8) ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 15:50
Jeankely ( 28/05/2008 09:08)
Rehefa tia hamely ambadika dia manao xxx. Mahazo mahamay amin'ny xxx na mpitondra fanjakana na vahoaka Malagasy. Saingy rehefa mba voadona ry xxx miantso mpanampy. Politika madio hono izany.... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2008 15:47
xxx ( 26/05/2008 21:56)
Manaitra ny tompon'andraikitra mba handray fepetra haingana handaminana ny olana goavana mitranga eto amin'ny serasera. ...tsy vitany hoe tsy manaja ny fitsipi-pifehezana i Jeankely fa sady tsy ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 16:04
Annie2006 ( 26/05/2008 15:20)
Manankarena i Madagasikara fa mahantra ny vahoaka malagasy. Inona ny antony? Maro ny anton'izany fa ny tena misongadina dia ny tsy fahaizan'ny mpitondra fanjakana mitondra ity firenena ity noho izy ti... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 01:09
badboy ( 26/05/2008 14:11)
Iarahamahalala izao ny fiakaran'ny vidin'ny solika sy ny lasantsy. Ny firenena mitrandraka ny solitaniny sy manondraka any ivelany ihany no tsy mijaly. Madagasikara isan'ireo firenena mitrandraka. "[... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/05/2008 21:21
natiora ( 19/05/2008 07:12)
Tsy misy zavatra azo atao intsony ao dago fa izay zavatra mandeha rehetra dia alainy ingahy RA8 avokoa, zavatra nangalariny Ratsiraka nandritry ny 16t taona nalainy RA8 tao anatiny heritaona monja... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 17:12
natiora ( 17/05/2008 16:45)
Apetraka anio ny vatofehizoro ny lapan'ny tananan'Antananarivo, izay ny ben'ny tanana vaovao no manao azy nadia tsy tao anaty programme azy, tena mahavita azy ny ben'ny tanana amizao midika zany fa ts... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/05/2008 23:40
Jeankely ( 17/05/2008 11:47)
:-D :-D :-D . Rehefa miresaka tsisy mandre na mitarika tsy mahazo olona dia sady fotsy rora no tata-bava. Ka aiza no misy an'i Badboy, Bazylou, Tezitra sy ny mpanohatra vola boritra ? :-D :-D :-... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/05/2008 15:02
badboy ( 15/05/2008 14:59)
Misy "administration" vaovao hatsangana iadivana @ io fanafotsiana vola maloto io. Voasoritr'ireo mpanadihady fa ny vola voahodikodina ao mada no avoaka any ivelany dia averina ampidirina avy eo ka la... tohiny
novalian'i badboy ny 18/05/2008 07:51
ronaldo09 ( 15/05/2008 12:15)
Zany ve no azo ilazana ny fivoriana etsy sy eroa ataon'ny mpanohitra ?araka ny nambaran'ny gazety dia hoe toa nisy ny fihetsiketsehana natao tany Farafangana ,fa oviana koa moa no nisy fihetsiketseh... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 01:15
lemenakely ( 15/05/2008 09:36)
-Ny mpitondra ve ? Tia tena ary tsy mahalàla afatsy ny mameno paosy aloha vao ny an ny vahoaka -Sa ny vahoaka ? Mahantra , izay ny ankabeazany à 75% dia tantsaha ary tsy mahalàla ny zony akory ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2008 16:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3925