Politika

ronaldo09 ( 15/04/2008 08:20)
Anisan'ny vaovao nisongadina nentin'ny filoha avy any ivelany ny fahatongavan'ny filoham-pirenena frantsay eto amintsika amin'ny faramparan'ity taona 2008 ity ,midika izany fa manga ny lanitra eo am... tohiny
badboy ( 14/04/2008 14:59)
May ny endimboanjon'i Mr LECACHEUR, mifify ny lohany matahotra ny masony??? Enao no aoka hamaky azy!! [u]Nifanome hery ny mpanohitra lundi 14 avril 2008, par Penjy R.[/u] Mailo i Lecacheur... tohiny
novalian'i Rojoukel ny 16/04/2008 15:54
todisoa2 ( 14/04/2008 06:53)
Hita t@ dian'ny Filoham-pirenena malagasy tany Allemagne iny fa efa mihamitombo fahaizana amam-pahalalana izy. Efa atao hoe voafehiny 90% ny fahaiza-mitarika sy ny trai-kefa hoenti-manatanteraka ny ''... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 14/04/2008 13:57
bazylou ( 13/04/2008 23:21)
mimenomenona ary fa ereto ao ny t tsy omby v :-D :-D ... tohiny
Jeankely ( 13/04/2008 00:47)
Zava-baovao raha hanolo fa tsy ny efa natsipy. Akanjo rovitra, simba tsy hafaka hiverenana hanaovana na nisy fahatsiarovana tsara aza. Lazain'ny olona adala raha mitafy izany eran'ny lalana. Mandat ro... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/04/2008 13:51
bazylou ( 12/04/2008 19:45)
mbola pira noho i deba ilay io..... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2008 00:01
Jeankely ( 12/04/2008 13:12)
Vaky ny saova momba ny amboa Vaky nandosotra i dadatoa. HAHAHAHAHA... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/04/2008 11:25
Jeankely ( 11/04/2008 15:35)
:-D :-D Ny havany no tian'i Salopard jerevana voalohany miala ny trano. Ataon'ny moly midegany :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 15:22
salopard ( 11/04/2008 15:29)
mirotaka ny any haiti, côte d'ivoire, indonesie, egypte, ... nohon'ny halafon'ny fiainana, ary ny gasy ahoana? manainga antsika hilahatra tsy hi-kôlty hankeny faravohitra, sy ambohitsorohit... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 13:08
Jeankely ( 11/04/2008 12:13)
Io tsy resaka be diplaoma sy fahaizana na tsia fa ny olana dia tsy tonga ao antsain'ny vahoaka ny tianao hatongavana dia tsy maintsy saritaka io. Manaraka ny vahoaka misaina raha toa ka takany ny lala... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 08:33
ronaldo09 ( 11/04/2008 07:21)
Gaga aho raha namaky ny voalazan'ny gazetiko nivoaka androany fa dia hirotsaka eny amin'ny 13 mai ingahy Lecacheur ,toy izao ny ambangovangon'izany lahatsoratra izany : " Omaly tokony ho tamin’... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 08:38
Mio21 ( 11/04/2008 06:30)
Iza no Filoha tapipahaizana dia iza no Filoha Bado sy vendrana? Ny eto amintsika dia toerana politika (place politique) ny Filoha, na tapipahaizana io na bado. Ny fahaizana kobakambava, mampandry adr... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/04/2008 00:53
kiadi ( 10/04/2008 20:05)
zany ny bôgôsy ny tanana ry zalaha an! bandy sy rôle reo! :wink: :wink: :wink: [img]http://img241.imageshack.us/img241/6286/dsc00007jn9.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/04/2008 15:07
rabingogilabanga ( 10/04/2008 16:54)
na dia misy aza ny milaza fa tsy ho voataoan'ny mpanohitra intsony ny vahoaka (satria sahirana @ fivelomany hono), dia misy lalànany ny politika, ary tsotra, raha tsy voataona izy androany, dia h... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 23:33
Jeankely ( 10/04/2008 07:10)
Fa naninona no tsy notohizana hatramin'ny farany ny FEDE fa izao vao taitra?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 10:57
badboy ( 10/04/2008 06:51)
[u]Vaovao farany tonga masiso hoy ny sasany, na manitra hoy ny hafa, dia ny fiantsoan'ingahy Lecacheur ny vahoaka. Aoka ianareo no hamaky azy.[/u] [b]Henri Lecacheur Hitarika vahoaka an-dàlambe ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 13:06
Jeankely ( 09/04/2008 17:26)
Minanananas fotsiny fa malaza tsy hinananas toy ny vilian-tsahona... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 23:40
Jeankely ( 09/04/2008 14:06)
Aza mamitovy ny samihafa. Tsy mba misy azo atao Preizida angaha any @ Faritany sa ho Tana foana @'izay ????... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 23:46
fetrakens ( 09/04/2008 10:19)
Satria nahoana? TGV olona nianatra hatramin'ny fahakeliny, olona mahay, Ravalo kosa nianatra ihany, fa saingy oe ny angady sy ny penina fotsiny no tsy mampitovy azy!! mety hahavita be lavitra noho i R... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 00:02
Jeankely ( 09/04/2008 00:10)
Raha mpianatra dia milofo ary mankarary loha ny mampiditra zavatra maro antsaina, mankarary maso ny mamaky boky sy mikaroka lesona anaty "Internet", mandreraka ny manao fanadinana sns... Rehefa kivy d... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 17:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0537