Politika

ravatorano ( 25/02/2008 10:13)
Andro alahady io andro io raha ny fandehan'ny fifidianana amin'io fotoana io zany dia ho bulletin tokana no ho hita manerana ny birao pifidianana marobe eto amitsika izany fifidianana izany moa dia ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/03/2008 14:34
Jeankely ( 24/02/2008 11:36)
Tsy novakiana amin'ny boky na nojerena t@ Internet fa hitako sy hiainako fa miasa andro aman'alina ny Aziatika. Izay variana dia eo ary na kilemaina na antitra mitady hevitra hivelomana mba tsy hianki... tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/03/2008 14:50
Jeankely ( 22/02/2008 18:10)
Miezaka mafy Boy Bad fa hirotsaka President dadatoa. Ny anay Dada ihany=))=))... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/02/2008 12:19
salopard ( 22/02/2008 15:39)
nefa i dadatoavalo,lohany indrayno manondrana, sy manao izany ;dia ahoana io ? Tsy misy manao bizina raha tsy izaho; tsy misy manao fanamiana miaramila raha tsy izaho; ny manaraka? saotra val... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/02/2008 00:44
saranga ( 22/02/2008 11:28)
Efa mazava nama ny resaka, tsy tian’ny olona intsony izany Houlder, Pierre Tsiranana, Voninahitsy Jean Ogène, Pierre Andrianantenaina, Alain Ramaroson, Marson Evariste, Zakahely Boniface, iza koa m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/02/2008 03:06
todisoa2 ( 22/02/2008 08:21)
Tô otrni malaza an Dago an zan fihetsiketsehana nataon'i Dadavalo zan. Niphone n FRAM d nlaza n @ fampanantenana nataon isakn tanana tra-boina zan. Faôna e? Mba mila ny fitantaranao ny avy aty lav... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:51
todisoa2 ( 21/02/2008 14:40)
Aty Usa zao, vao maly n nandresy t@ sondage tan Hawaï i B Oubama. D aôna n hvt ra black otrantsika n mtondra n tanana?:lol::lol:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:46
fetrakens ( 21/02/2008 08:13)
De refa misy ve ny loza vao hitototo sy hizarazara zava-javatra eny rehetra eny ny mpitondra fanjakana e! fa taiza no tsy hita hatramin'izay, sa oe dory ny vy dieny mbola mamay!? sady ho avy koa izao ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/02/2008 15:47
Jeankely ( 21/02/2008 03:25)
Fa inona no tena tiana ho tratrarina. Tiana handrodana ny fitondrana haingana ny vahoaka ary tsy ampahalalana azy akory hoe ho aiza na ho aiza sa ahoana? Resahina ny fahasahiranana ka midika ve fa tsi... tohiny
novalian'i kanota ny 24/02/2008 11:22
zamanoro ( 21/02/2008 02:40)
Ze tsy nifidy tsy omeko o Ze tsy nifidy tsy omeko miliara Ze tsy nifidy tsy omeko o Ze tsy nifidy tsy omeko o Ny ahy ze tsy nifidy mera TIM ampifilafilaiko eh... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/02/2008 15:49
badboy ( 17/02/2008 19:10)
Iza no tena mpamitaka : ny milaza fa "[b]tsy misy mande @ zay laoniny any dago[/b]" ([color=red]nefa toa mba misy misongadina ihany[/color]) sa ireo milaza fa "[b]mandroso madagasikara[/b]" ([color=re... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/03/2008 07:59
lagoon ( 16/02/2008 05:23)
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/901 Ary ahoana ireto teny ireto?? "L’inauguration de la centrale thermique de Mandroseza est un grand pas dans l’approvisionnem... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 17:01
ronaldo09 ( 15/02/2008 13:09)
Tamin’ny talata lasa teo no tafaverina an-tanindrazana, avy any Frantsa ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Vaovao tsara no nentin’Ing Andry Rajoelina satria nambarany fa resy lahatra... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/02/2008 00:59
Jeankely ( 15/02/2008 07:50)
Malaza ho mpampanonofy mitsangana ireo mpitondra ankehitriny. Mahatsapa ny mpiresaka fa mbola sahirana ary vao mainka mijaly nefa mitohy mampanonofy ihany ny mpitondra. Ny fanontaniana koa dia hoe avy... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/02/2008 00:54
Jeankely ( 14/02/2008 12:35)
Aza adino fa afo avy nirehetra ary efa maty no mbola misy Otrika. Ilay avy nirehatra efa tsy ahoan'ny vahoaka Malagasy fa hiomehezany na sahirana aza izy. Afo vao entin'ny Olona madio sady vaovao no m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/02/2008 17:20
lagoon ( 13/02/2008 18:42)
http://www.alterinfo.net/conference-dieudonne-kemi-seba_a16493.html... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/03/2008 07:53
maditra ( 11/02/2008 12:18)
Nahavariana ahy be io loha hevitra amin'ny Madagascar tribune io. Vakio fa mahafinaritra tokoa. Amin'izao taona arivo fahatelo izao dia tokony fomba fisainana hafa no entintsika mivoy ny raharaha pol... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/02/2008 10:11
zamanoro ( 08/02/2008 18:53)
Lalao daholo io eh Tsarovy fa ny mpitazana dia mpifanandrina ihany koa... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:39
badboy ( 08/02/2008 14:44)
Toa nanjavona??? Fa nisy inona sa nataon'iza inona????:twisted::twisted::twisted:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/02/2008 13:08
rabaradaka ( 07/02/2008 06:49)
Mampiomehy fa dia tsy mahita tory mihitsy ny mpitondra hany ka na ny conseils des ministres fanaon-dRavalo isaky ny Talata sy Alakamisy aza zara raha misy indray mandeha isam-bolana. Ny TIM koa miady ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/02/2008 14:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3775