Politika

tahina119 ( 22/01/2008 13:19)
Miarahaba antsika rehetra mpamaky ny forum mandray anjara ny tenako momba ny fihaton'ny "KARAJIA" tao @ Radio Don Bosco zay hita fa nahafahan'ny vahoaka naneho ny heviny ankahalàlahana tokoa ka raha ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:31
fetrakens ( 22/01/2008 07:25)
Antsoy daholo ireo mpikarajia @ radio rehetra ireo fa aty indray izao no miresaka e!:?:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:11
news2dago ( 21/01/2008 12:01)
heno siho dresaka indray tato ato fa ny maha radio katolika ny rdb no namelezana ny karajia oe! dia io no vohizina etsy sy eroa oe mamely ny katolika ny fanjakana satria fanjakana entiny fjkm! gina ny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:14
Jeankely ( 21/01/2008 10:10)
Sahirana ny Malagasy ary na mitady hevitra aza dia ditsoka ka na ny mbola any andakilasy aza efa mahavita manintsy ny mpitondra tsy mahavita zavatra. Tongava dia ampiakaro ny farimpiainan'ny Malagasy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 04:07
badboy ( 21/01/2008 08:47)
Mety tanteraka hono ny fianan'ny malagasy, ary ny mpitondra tsisy kianina!! [b]Matoa hono ireo eo dia olona sady tsy vitan'ny hoe manampahaizana[/b] (ny gasy tsy mifidifidy foana), [b]fa olondehibe... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 05:03
ra8si2000 ( 20/01/2008 18:03)
[i]"Anisan'ny singa iray afahana mampivoatra ny toekarena ny fiteny"[/i] Tsy haiko nareo na mahatsikaritra fa mbola tsy hita ao @ lisitry ny fiteny @reny google na hotmail na yahoo reny ny teny mal... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 11:25
lldd ( 20/01/2008 16:27)
tonga ndray ty ny fevré le (volana)2dangé sady masosotra no mapmé.jereo ny vidi-piainana fa monté. niakatra 8500ndray ny thb de in tsony no revena? sa kosome clou isakin mamonjy bar.... ra mb... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 12:46
badboy ( 20/01/2008 11:19)
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 04:21
Jeankely ( 20/01/2008 02:37)
Izaho manokana aloha dia tsy manana fahaizana hanitsy mpitondra ary ny fahitako tampoka ny olona manompa Filohampirenena ary mamazivazy ny Firenena Madagasikara sy manesoneso ny mampahantra ny Malagas... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/01/2008 06:14
zamanoro ( 19/01/2008 14:34)
Fanontaniana mipetraka io Inona tokoa no mahasamihafa ny hoe - "revolution Verte" sy ny hoe "Mamokatra mamokatra hatrany" - "Decentralisation" sy ny "Fitsinjaram-pahefana" - "District-commune-sef... tohiny
novalian'i zamanoro ny 22/01/2008 18:33
news2dago ( 18/01/2008 12:48)
mihemotra ny demokrasia eto madagasikara ary tena manomboka eo @ io kihon-dalàna iray io (ny sivana)no miatomboka ny faharavan’ny fanjakana iray voamarina foana izany na aiza na aiza! satria tsy ta... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 05:07
xxx ( 18/01/2008 10:04)
POLITIQUE ERIC RAKOTOARISOA « Le préfet de police équivaut au titre de chef de district » La nomination des chefs de fokontany par le préfet de police fait l’objet de c... tohiny
novalian'i Steef ny 13/09/2018 05:38
tontavao ( 18/01/2008 07:01)
Io no tena mamaritra ny fanoloana olona eo amin'ny toerana iray eto Madagasikara. Mba tokony ho voakasik'io koa izany ny Filoham-pirenena raha marina io lohahevitra io. Satria mantsy dia matetika mis... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 02:28
tezitra ( 17/01/2008 12:15)
Tratran'ny taona manko e!, vao mba mianatra teny gasy ny tena, COURS INTENSIF fa na izany aza toa marina io filaza io : [b]1)2007: todiho ny lasa, alohan'ny hibanjinana ny ho avy[/b] a)Zafihita, to... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/01/2008 02:03
LazaDaddy ( 17/01/2008 05:42)
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 02:50
ra8si2000 ( 16/01/2008 19:25)
mba misy olo-panjakana(mpanatanteraka) mijery v ty serasera ty sa d avela fotsy rora eto fotsiny ry jeankely sy ry Rahiratra sy ny tariny?:lol: "Ra tena malala-tsaina ze ptondra ao(n'izaniza) tokony ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/01/2008 02:58
tontavao ( 16/01/2008 12:17)
Tena tsy tahotrta tsy henatra intsony ny an'ny Jiolahy fa dia efa sahy mangarona biby andavaka ry zalahy izao. Jereo fotsiny ilay omaly fa dia Poste de police no tafihan-dry zalahy ka inona intsony no... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 12:44
Jeankely ( 15/01/2008 09:52)
Malazabe ilay hoe fandraisan'ny vahoaka anjara amin'ny fitantanana ny Firenena. Koa ny resaka RAMEVA sy ny namany ve tokony hanaovana fitsapana hevi-bahoaka fa mety ho tsara raha mahatanty izany sa le... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/01/2008 05:53
hery ( 15/01/2008 08:42)
Mba manontany izahay aty hoe mandeha ihany ve izao TGV ao Antananarivo izao? Sao dia mitombona ilay ahiahy nandritra ny fifidianana hoe ny TGV no mahamaika kanefa ny lala-masinina aza tsisy? Efa mano... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/01/2008 05:26
rabingogilabanga ( 14/01/2008 12:04)
ekonomia:Moramora kokoa ve fidiran'ny rameva eto @ firenena, nohon'ny fidiran'ny mpanankarena mampiasa ny volany eto Madagasikara? voambolana: ny rajako, ny songomby, ny rameva, ny sambondanitra, ve ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/01/2008 02:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8914