Politika
Jeankely
(
28/01/2008 10:02)
Tsy mitaingina soavaly maty. Ho lany ihany ny paiso ankady. Raha maty aho matesa rahavana. Havako raha misy patsa. Mivadika palitao dia miditra any amin'izay Antoko malaza na tsy mifanaraka @'ny foto-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/01/2008 10:15
lemenakely
(
28/01/2008 10:01)
feno enin-taona tokoa izay no niangavy hanao ny gréve générale teny @ 13 mai andriamatoa RAVALOMANANA MARC ...Raha jerena @ saina tsy miangatra ny zava-misy ankehitrio dia mampanontany tena hoe NI...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/01/2008 03:03
LazaDaddy
(
28/01/2008 05:08)
Filamatra ny "miasa miasa miasa ihany"
Sy "mamokatra mamokatra mamokatra hatrany"
"Miasa" ho an'i TIKO sy ho an'i MAGRO
Fa "mamokatra" kosa ho an’i "Decagô"
Sahia Manao Fingana Lehibe
Ianare...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/01/2008 03:06
zamanoro
(
27/01/2008 16:09)
http://www.dailymotion.com/ijefra...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 13:57
zamanoro
(
26/01/2008 15:13)
Tsaroko tsara izao fony faha-Radidy
fa raha vao nanomboka dia nanovokovok\\\'izy.
Namboarina ny lalana Toamasina-Tana
Farafangana-Mananjary, Antsirabe sy Mazanga.
Dia namorin\\\'orinasa Siranala...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 14:00
gavoaty
(
26/01/2008 11:33)
Nivadika tanteraka ny fandehan'ny tantara fa ireo olona naongana niaraka tamin-dRatsiraka dia lasa lehibe mpitarika ao amin'ny TIM amin'izao fotoana izao.
DINGANA IRAY LEHIBE hafa koa io.Tena sahy ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 06:33
LazaDaddy
(
26/01/2008 09:25)
fifidianana izay ho ben’ny tanàna farany teo tao Anosibe Ifanja sy Sarobaratra ao anatin’ny distrikan’i Miarinarivo http://www.madagascar-tribune.com/Mitaky-ny-hanaovana-fampitahana-PV,4384.htm...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 06:48
badboy
(
26/01/2008 09:00)
De zay ve sisa no iafaran'ny gasy tsy ampy sôsy?? [b]Mividy sy mihinana sakafo lany daty[/b] tokony hatsipy any anaty fako satria io no takatry ny vola antanana? Dia efa amambolana no ivalamparan'io ...
tohiny
novalian'i badboy ny 26/01/2008 15:37
tontavao
(
25/01/2008 08:53)
Teny atsipy ho an'ny Academie Malagasy ity tsy fantatro na mba mijery itony forum itony fa tsy mahazo laka mihits ny teny gasy.
Tokony atao teny gasy daholo ny any amin'ny birao rehetra any fa io no ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 03:24
badboy
(
24/01/2008 18:43)
[quote]: tsikera = fanonganana [quote]
Sao de kosa oe tsikera = fisarihantsaina (ho an'ny manantsaina mazava ho azy)??...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 05:11
Jeankely
(
24/01/2008 11:05)
Satria tia hisonanika hilalao Ra-badboy avy eo ny zazavavy no asainy hanalazaza tsisy bedy. Efa ara-tsiantifika ary hain'ny Malagasy rehetra fa aleo votsorana Ra-badboy sy ny mpampanala zaza rehetra f...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 13:57
olomboavonjy
(
23/01/2008 21:52)
raha samy olondra8 ihany moa izy roa lahy ireo nefa ny malagasy any antanindrazana mifandrafy nohon'ny fiandaniana atsy sy aroa .
izay zany ve ilay atao hoe politika ry zareo ???...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 03:12
badboy
(
23/01/2008 11:32)
Matoa tsy mianatra dia satria tsy mahay, matoa tsy manakohanina de satria noana, matoa tsy miezaka de satria te hivoatra, matoa tsy manambola de satria miasa, matoa voafidy de satria mitondra!
Ka s...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 05:09
tahina119
(
23/01/2008 10:08)
Tsy mahatanty kritika ve ny fanjakana no mahatonga azy hampiato ny karajia.
Nefa mba milaza fa manjaka ny demokrasia eto madagascar....
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:01
tahina119
(
23/01/2008 05:47)
Miarahaba antsika rehetra ,hametraka hevitra kely ato @ forum ato ny tenako e fanontaniana mipetraka amiko @ zao de zao manjaka marina ve ny "DEMOKRASIA" eto madagascar zay lazaina ombeniombeny fa mad...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 03:33
badboy
(
22/01/2008 17:46)
Adinoy miaraka @ 2007 fa niakatra ny trosan'ny firenenan malagasy eo antrehan'ny mpamatsivola! Adinoy koa fa maro ny tsy manatrano vokatry ny cyclone nianjady ny morotsiraka! Adinoy ny niakaran'ny vi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:06
tezitra
(
22/01/2008 16:15)
source:http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=1013
Faits divers
Mananjary
Tanora 4 novonoina tamin’ny fomba feno habibiana
Tena tamin’ny fom...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/02/2008 04:23
tontavao
(
22/01/2008 14:16)
Raha ny fitenenantsika teny frantsay no efa nahatafavoaka antsika dia mba anisan'ny firenena efa tena natanjaka isika. Misy mahay teny vazaha anie ry zareo ny gasy fa dia ny omaly tsy niova ihany é.
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 13:49
badboy
(
22/01/2008 13:41)
De ahoana ndray zany, nefa le sipa kely voafitaka tao @ tanana efa mba nanana fanantenana hoe tsy miafina tsony manala zaza!
Ny eglizy anefa tonga de mandidy be sady mitady hanao lalàna hoe matoa bi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:22
