28 janvier 2002-28janvier 2008 ...6 taona tokoa izay!!!!
1. lemenakely
(
28/01/2008 10:01)
feno enin-taona tokoa izay no niangavy hanao ny gréve générale teny @ 13 mai andriamatoa RAVALOMANANA MARC ...Raha jerena @ saina tsy miangatra ny zava-misy ankehitrio dia mampanontany tena hoe NILAINA VE IRENY ZAVATRA IRENY?
-mikororosy fahana ny fahefa-mividy
-maro ny tsy an'asa
-déléstage
-mitaha @ devise manao ahoana ny ariary?
-mihalehibe ny hantsana misy eo @ manana sy ny
mahantra
-tsy manana ny fahafahany tanteraka ny mpanao gazety
-.....

novalian'i Jeankely ny 29/01/2008 03:03
2. Jeankely
(
28/01/2008 10:10)
Mety diso angamba ilay hoe "...niangavy hanao ny gréve générale...". Samy tonga saina ny rehetra fa tsy tokony ho izy intsony ny Deba ary vonona ny nandrovimpataloha izay narisika ny hialany.
Raha tsy alehany izy sy ny tariny dia tatntara vaovao no hatrehina fa tsy miverina mihintsy ny tantara. Ny vahoaka tsy mila ireo efa nongotana ka mila mailo ny vahoaka raha ireo no mitady lalana eto indray. Raha ireo no tian'ny fitondrana hiarahamiasa dia manana ny heriny ny vahoaka amin'ny andro sy fotoanany. Tsy tokony ho enti-mpo sy hieritreritra ny moramora izany fa tsy misy FAMPANDROSOANA AZO AMIN'NY POEZIA. Miasa, miady, mikaroka fa tsy mihira sy mampandihy vody na manao poezia. Jereo sao mitetika haka ny fonao fotsiny nefa mitetika hanitsaka anao mafimafy kokoa noho io.

3. gavoaty
(
28/01/2008 11:20)
Ankehitriny dia efa feno tsara ny fepetra rehetra amin'ny mety ho fisian'ny tolom-bahoaka indray.Ny namana rehetra nitolona tamin'ny 2002 dia efa any amin'ny mpanohitra daholo izao fa mbola tsy miseho vatana fotsiny. Satria mbola ireo nongotana tamin'izany fotoana izany ihany ireo miverina MITONDRA ireo.
Diso tanteraka ny fanadihadiana ataon'i Yvan miainga avy amin'ny isan'ny olomboafidy TIM io.Ny olona tonga nifidy no ataovy base de calcul dia hohitanao fa efa kely dia kely ny herin'ny TIM;
Diso tanteraka ny fanadihadiana ataon'i Yvan miainga avy amin'ny isan'ny olomboafidy TIM io.Ny olona tonga nifidy no ataovy base de calcul dia hohitanao fa efa kely dia kely ny herin'ny TIM;
4. Jeankely
(
29/01/2008 03:03)
Inona no raharahanay izay herin'ny TIM any lasa kely na lasa be fa ny FIRENENAY TSY MIVOATRA NO MANAHIRANA ANAY. Raha hampivoatra azy dia ho avy ny vahoaka. Ny vahoaka kosa nefa efa mahalala fa mpampiresaka no betsaka. Miala ny tsy alehany nefa ny alehany ve hita sa hiandry an'iza? Mijoroa ny favy fa ny mampanantena poakaty aza atao ny Malagasy sasatry ny miverindalana.