Politika

tontavao ( 12/01/2008 15:09)
Inona no tombotsoa mety ho azontsika amin'ireo RAMEVA ireo? Halefa aiza moa izy ireo, iza no biologiste afaka hamaly hoe: Afaka miaina eto ve ry zareo ireo? Mba valio fa mahaliana é!... tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2008 21:47
Jeankely ( 12/01/2008 02:39)
Raha mijery ry zalahy vahiny dia mahatsapa fa miandry ny hafa ny afrikanina ary mihevitra hono ny Afrikanina fa ny vola ampaosin'ny hafa no ahatafita azy. Mitombona ve izany ho an'ny Malagasy? Ny foto... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/01/2008 01:43
Jeankely ( 11/01/2008 10:41)
Samy nana ny lazany tamin'izay nampalaza azy avy ireo mpitondra firenena na tompon'andraikitra saingy ny lazany teo loha tsy midika fa mbola nalaza izy rehefa avy niala ny fitondrana. Tao ny ambonibe ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/01/2008 02:29
ronaldo09 ( 10/01/2008 13:07)
Ndao mba hitety an'izao tontoloizao ara-politika isika ,somary milamindamina aloha izao ny ao Dago ary mafotaka ny any amerika indrindra eo amin'ny antoko Demokraty : I Barack Obama sy i Hillary Cli... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/01/2008 02:33
dibbah ( 09/01/2008 15:44)
didat presid ka tsy atahoran'i deba na ny Sôsy koa mbola tsy maha toraka ny azy fa raha misy vonona hanolo azy d mila b Sôsy noho i deba ary milatsaka cnddt indépendant d vita ny aminy fa i tgv tsy... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:03
saranga ( 09/01/2008 11:15)
Hala-bato Hatramin’izay nisian’ny fifidianana teto Mada (depuis 1958) dia ny tamin’ny deputations sy communales teo no tena halabato mahamenatra. Ohatra iray, tao Ambanja, nandresy i Soleimana ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:00
Jeankely ( 08/01/2008 03:48)
Izaho manokana dia manaiky ary manafy fa ilaina ny HERIN'ARATRA ary tsy misy amiko mahazo tombotsoa amin'ny famapahana JIRO. Ny orin'asa na Indostria, na Hopitaly na ny Fianarana na ny tokatrano dia m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:53
fetrakens ( 07/01/2008 06:32)
Tapaka ny jiro atsy, tapaka ny rano aroa, dia inona ihany koa zany no mbola hotapahina e!?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:50
fetrakens ( 04/01/2008 07:24)
:lol:Arahabaina daholo aloha nahatratra ity taona vaovao ity indray e! dia samy hifankahita eto indray isika rehetra na ny mpanohana ara-politika na mpisolelaka ara-politika na tsy miankina e:lol:!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:42
Jeankely ( 02/01/2008 07:02)
Mbola ho vitanay ihany koa ity manaraka ity ka ahoana tsy tafavoaka ihany ve ny hevitra ry Bazylou sy Tezitra a!!!=))=))=))=)) Hitomany sa hitaty reraka e?=))=))=)) ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:38
ravatorano ( 02/01/2008 06:29)
faly miarahaba antsika namana rehetra mpiditra sy mpiserasera eto amin'ity lohahevitra politika ity tratry izao taona vaovao izao. Enga anie hitondra fahasalamana,fahombiazana,fahasambarana aryfahaso... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/01/2008 07:05
Jeankely ( 29/12/2007 07:51)
Mpampirafy mananatra mpangalabadin'olona raha ny tarak'Arema no be resaka hanitsy ny TIM. Olona vaovao hatrany no zahavin'ny vahoaka fa tsy mila anareo hiteny izahay satria nanao tsy nahavita. Izay do... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 08:09
tezitra ( 27/12/2007 11:29)
A cause du délestage: http://www.madagascar-tribune.com/Une-morte-au-service-PPH-de-l,3764.html Depuis belle lurette y' avait déjà des morts à cause du delestage, mais les journaux ne parlai... tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/01/2008 04:30
stephane197 ( 27/12/2007 07:19)
midika zavatra b ny tsy fahatongavan'ny olona nanao ilay noely tetsy Mahamasina , raha ny tokony ho izy mantsy ireny mihintsy no fanehoana fa mahery ilay 63% ê! nanaovana vava b maneratany fa tsy mi... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 08:04
Jeankely ( 27/12/2007 05:25)
Ny olona tsy mahay mandinika dia avezivezin'ny mpanao Politika maloto izay hita taratra fanaon'ny milaza mpanao politika mahay Malagasy tranainy sy ireo forongony mbola miseo manivaiva vahoaka. Enga a... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 07:54
tontavao ( 25/12/2007 05:42)
MIARAHABA ANTSIKA MPISERA REHETRA TRATRY NY NOELY,MIRARY SOA HO AN'NY REHETRA HAHITA FAHOMBIAZANA ARY MIRARY HO TRATRY NY TAONA VAOVAO IHANY KOA. ENGA ANIE HITOHY ARY HIHATSARA HATRANY NY FISERASERAN... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/12/2007 05:37
bazylou ( 22/12/2007 16:36)
Ambohimandroso Soulèvement populaire samedi 22 décembre 2007, par Eugène R. Le mécontentement populaire suite au renversement des résultats des dernières communales risque de... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/12/2007 08:36
bandymp ( 22/12/2007 15:06)
Ahoana io trosa be io e! 40 Milliards be zao, de inn n paika? soa ihany fa natao ny audit de hita ny fahamarinana, ohatran-dry TGV reny mihitsy zao no tena ilain'ny firenena!!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/01/2008 09:08
konota ( 22/12/2007 09:41)
Izany TGV zany indray hono ny lamaody e! sady tena mijery ny madinika Hono i lery, Tsy nisy izay tsy hitany ny bas quartier rhtr fa asa raha ho hitany fôna. de lasa daholo ry Tia vao rehetra: " i... tohiny
bazylou ( 22/12/2007 09:40)
kay izy mianakavy sy ry jeankely no miletra mangina ao:: ""C’est la première fois dans son histoire que la commune urbaine d’Antananarivo se trouve confrontée à des dettes si colossales. En e... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/12/2007 05:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3835