Politika

salmo1 ( 13/12/2007 11:01)
TGV no mpitondra: - Dia ho lasa tanan-dehibe tokoa i Antananarivo. - Ho lasa mpanakarena ny renivohitry Madagasikara. Dia mino tokoa aho, satria izaho dia: Tanora malaGasy Vonona. :@ ... tohiny
KAMBANA3 ( 13/12/2007 09:54)
Tena tsy rariny ity ra TIM aiza ka ny mponiny mahajanga matory @] 2 maraina no kotabaisinareo @ sirène sy horakoraka mahate hilaza mihitsy hoe tsy mahalala fomba ianareo ao @ consailé ao... tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 11:05
lagoon ( 13/12/2007 09:19)
Izay no fandehan'io satria efa ela no nikasa ny hisintona ny fon'Iarivo ny mpanohitra fa tsy nisy nahavita.K'aza taitra ianareo raha lasa mitaingina TGV daholo ny mpanohitra rehefa vita ny fety!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:36
salmo1 ( 13/12/2007 08:55)
Tsara fantatra fa ianareo TIM tsy mba hiheno anay maintsy fa ny anareo ihany no lazainareo fa tsara sy mety amin'ny fitondrana. Mino dia mino koa aho fa tsy hiteny ny anarana politika hafa maintsy n... tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/12/2007 09:15
dodanina ( 13/12/2007 08:50)
Tsy misy vahoaka sarotra entina toy ny gasy oa, tsy hainao mintsy ze any ampony, alefaso eo ny vola be sns fa ny azy ny ataony ihany no ataony, efa be anie no voa t@ zany talou e... tohiny
novalian'i DotMG ny 13/12/2007 11:40
peugeot ( 13/12/2007 08:05)
manaiky izahay fa resy fa miandry kous izahay ra mavita otrany vitanay i TGV ny tsia... tohiny
novalian'i peugeot ny 16/12/2007 05:56
saranga ( 13/12/2007 07:52)
Iza ireo tsy miteny ireo ?:lol::oops:;-)... tohiny
rabaradaka ( 13/12/2007 07:32)
Lazaina foana hoe very seza na miteniteny fona i dadatoa rabaradaka rehefa milaza ny zavamisy. Ka efa nilaza teto aho fa victoire ecrasante no ho azon'ny Andry TGV dia izao. Analyse politika ireny ary... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2007 08:02
dibbah ( 13/12/2007 07:30)
satria tsy any ny tanjona na filoha koa mbola mila miandry 12 taona tompoko izy fa ny tanàna aloha izao... tohiny
ravatorano ( 13/12/2007 06:20)
azotsika jerena ato amin'ny site an'ny ministeran'ny atitany malagasy izany ny vokatra feno ho an'Antananarivo renivohitra sy izay efa nahavita izany ito ary ilay site http://www.mira.gov.mg/elect... tohiny
novalian'i richtiana ny 14/12/2007 05:47
peugeot ( 13/12/2007 06:17)
mety azo inona ve zany ?sa resaka fotsiny mba andemena ny sain'ny vahoaka ? aminareo mpamaky aona ny hevitrareo ?... tohiny
namana2008 ( 13/12/2007 06:09)
aona tokoa mo zany oe i patrick lasa ministre, d avy eo rafaly alaina ministre d iny ko zany ra TGV fa alaina ministre de la jeunesse. angamba betsaka ny ho lasa gaigy eto am tanana eto. hihihih oe a... tohiny
naritsimba ( 13/12/2007 05:02)
Dia niaraha-nahita sy nandre ny vokatra tsy ofisialy fa nobatain'ny Andry TGV ny fandresena t@ fifidianana ben'ny tanana 62% eo izao no vato azony ary 32% ny an'ny TIM. nangina ny mponin'Antananarivo... tohiny
novalian'i hari253 ny 13/12/2007 08:44
dibbah ( 13/12/2007 03:07)
Fa aiza no miafina i Ben ry salopard a ???... tohiny
salmo1 ( 12/12/2007 22:56)
raha sendra nanontany sipa xxx anakiray aho de hoy izy taminiko oe: ''Andry mbola bôgosy noho ingahy filoha''. ¿Ary za?, de mbola i Andry ihany no noteneniny:-w :snif: ^:^ :*... tohiny
novalian'i hari253 ny 13/12/2007 08:50
Tenamarina ( 12/12/2007 20:05)
61.68% ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!... tohiny
ravatorano ( 12/12/2007 18:57)
tsy mbola vokatra ofisialy ity ah fa vokatra hitako sy reko amin'ireo haino aman-jery na radio na tv ka nakambakambako ka toy izao ary : eo amin'ny 120/412 bureau de vote izany zao no nahazahoana v... tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/12/2007 05:25
tontavao ( 12/12/2007 18:54)
MIDOBODOBOKA TSY MISY FARANY NY FO RAHA NITETY IRENY BIRAOMPIFIDIANANA MARO TETO ANDRENIVOHITRA IZAO ALINA IZAO.(67ha,Ambohipo,Tsimbazaza,Bel air..) Hiakam-pifaliana, haravoan'ny tanora no mameno ire... tohiny
fetrakens ( 12/12/2007 14:38)
Toa oe nanaiky hanao débat izy telo mirahalahy nefa toa tsy tonga sa tsy sahy indray ny TIM rehefa tonga ny fotoana e?, t@ faradoboka tao TV plus... mazava ny antony! toa hita soritra sahady fa hanao... tohiny
salopard ( 12/12/2007 11:38)
-[b]honohono,[/b] [b]sy henoheno[/b], ary [b]tsy hanihany[/b] ny ahy ka anjaranao ny [b]hinohino[/b], na [b]hihanahana[/b] sy [b]hihenanena[/b] raha i faly indray dia: tsy falifaly aminy aho, fa l... tohiny
novalian'i dibbah ny 13/12/2007 03:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.8518