Politika
mamsoo
(
06/12/2007 12:26)
Liana dia liana mihitsy aho mba te hahalala ireo conseiller municipale miaraka @ Andry. Sa ireo mpanohitra depité(diso fanantenana)t@ deputation teo. Mba nijery affiche ihany aho eran`ny Tanana fa ts...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 07/12/2007 10:39
akama2006
(
06/12/2007 12:05)
toa tsapa sy hita aminy hetsika rehetra fa atao izay aharatsy endrika sy hanasoketana ilay TGV;raha ady hevitra aminy resaka programa moa ka maninona fa tsy misy afatsy fanaratsiana sy fandotoana ran...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 10/12/2007 18:01
hery
(
06/12/2007 09:32)
Zah tsy hiresaka zava-bita... fa ny zavatra hatao no tokony hojerena.
Inona tokoa no maika ao Antananarivo izao? Ny kianjabe Antsonjombe ve sa ny hanamboarana Tsena hiveloman'ireo izay voatery mivaro...
tohiny
novalian'i istraky ny 08/12/2007 12:56
salopard
(
05/12/2007 17:30)
honohono aloha le izy, saingy vao ni-taper serasera aho tao @ google , dia tonga dia teo @ 1ere page lery;
kobonay le fika ra-hery a!
tsy ampy dôzy aloha
sniff...
tchouuff......
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2007 23:14
hery
(
05/12/2007 10:56)
Honohono daholo. Fa toa hoe nandefasan'i Pierrot Rajaonarivelo vola be hono i Andry TGV hanaovana fampielezan-kevitra? Dia toa hoe efa talen'ny fampielezankevitry Lalatiana Ravololomanana tamin'ny fif...
tohiny
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:34
bazylou
(
04/12/2007 21:07)
io ve nohatao maire tsyhitresaka 5000 avy eo.. Ny maso efa tsary mivoaka intsony fa asa lanin'ny toakan'ny récéption angamba.!!! pauvre gasy..
fidio ny mamaba mba hovkoy kokoa e!!:-P:-P:-P...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 10/12/2007 05:54
ronaldo09
(
04/12/2007 10:21)
Ao anatin'ny fampielezan-kevitra ny ao Mada amizao fotoana izao ,ny aty Russie anefa vaoafak'omaly no vita ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny douma koa nazava ny fandresen'ny Russie Unis na ny...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/12/2007 13:16
lagoon
(
03/12/2007 23:50)
http://www.heryrafalimanana.net/index.php...
tohiny
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:45
zandrypte
(
03/12/2007 08:43)
salama !
Mandatsaka olona tsy TIM amin'ny fifidianana ben'ny tanàna ny antoko TIM eto toamasina. sahy milaza fa tsy TIM io rangahy io.ouverture hono no iantsoana io fandatsahana olona tsy TIM io .
...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 21:22
saranga
(
01/12/2007 07:41)
Asa akory nareo ao Tanà fa ny delestage aty maninay nama tena gravy sady tena leo ny vahoaka; Aiza lay tenin-dRavalo tamin'ny Juillet hoe octobre no faran'io delestage io. Ndao arodana nama Ravalo fa...
tohiny
novalian'i saranga ny 06/12/2007 06:07
bazylou
(
29/11/2007 20:56)
beurrk , izany ve no mba resakareo ry jeankely and co,,??!! tsss ie misy fiovana aloha i MAdagasikara satria efa maty noana ny vahoaka, ny jiro tsy misy.
NA i mavoloha aza nahazo delestazy, hahaha, ...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 07/12/2007 06:38
Jeankely
(
28/11/2007 13:56)
Rehefa sasatry ny mitanisa ny fahoriana sy ny fahavoazan'i Madagasikara ry Tezitra dia izy indray no mampitandrina ny vahoaka Malagasy. Ny anareo jerena ary ataovy izay ahasoa azy. Rehefa lafo sy voav...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 10:38
tezitra
(
28/11/2007 10:24)
Madagascar veut rentrer dans le commonwealth:
[quote]http://lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&task=view&id=27416[/quote]
Sur cette histoire 3 choses à dire :
1)la candidature de...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 15:30
ari.malala
(
27/11/2007 14:25)
Aorona daolo indray izao izay rehetra miloko vert armée, eny na dia patalohana mpianatra aza, eny an dia labasy aza... tena izya ve no vahaolana hampandry fahalemana ny tany? fa raha aorona ny patalo...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 21:26
lagoon
(
26/11/2007 18:32)
Na koa ny Nouvel Ordre Mondial.Ary efa vonona ny camps de concentration sy ny train hitaterana ireo izay mitsipaka izany NOM izany.
http://www.conspiration.cc/sujets/train_prisons/boxcar_shackles_c...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 22:09
Jeankely
(
26/11/2007 13:57)
Izay hampisondrotra ny fomba fijerin'ny vahoaka no tokony himasoana ary hirahamisalahy ny fampivoarana ny sain'ny maro an'isa. Ny Mpanao politika maloto dia zarany ho dondrona sy havezivezy @'ny resak...
tohiny
novalian'i rakapy ny 04/12/2007 00:38
rabaradaka
(
26/11/2007 12:40)
Tsaronareo ve ry dadatoa 3 volana lasa izay dia nampananttena be i Patrick Ramiaramanana fa ho tapitra atreo ny delestazy. Zao any Majunga, Maevatanana (efa 1 volana tsy misy jiro), Toliary, Ambanja, ...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 05:45
Jeankely
(
26/11/2007 12:30)
Manampahaizana Prix Nobel des Merdes lasa andafy hono ka resaka foko sy fampiadiana foaoana no tian'i Tezitra vohizina. Tandremo fa na misy foko maro aza dia ny handrosoan'i Madagasikara ihany no zaha...
tohiny
novalian'i reve ny 29/11/2007 17:24
tezitra
(
26/11/2007 10:35)
[b]ce sont les malgaches metis[/b], ils ne peuvent pas être candidats à l'election présidendielle (cf. la constitution 2007 de Ravalomanana)
1)sarkozy(france), barack OBAMA(USA), cohenbendit(al...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 10:42
Jeankely
(
23/11/2007 11:53)
Izay ahasoa ny firenena no zahavina saingy izay hevitra ahapotoka an'i Madagasikara no tena mba kotrehan-dry Tezitra sy Bazylou. Tandremo fa olona tsy izy ireo. Mba nivoaka andafy saingy donto...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/11/2007 10:25
