Politika
tontavao
(
11/12/2007 14:39)
Gaga aho ry zareo raha mba mandeha miala an'Antananarivo na mankaiza io na mankaiza, dia tena tsy ahitan'ny minisiteran'ny fiarovana hevitra mihitsy ve ny fanafoanana ny tsolotsolotra kely ho an'ny za...
tohiny
novalian'i tontavao ny 12/12/2007 07:50
salmo1
(
11/12/2007 12:15)
Efa tsy azo manao fampielazankevitra intsony.
Dia mbola misy mandresy lahatra ihany ato :o8):°):-D^:^
;-)
...
tohiny
novalian'i peugeot ny 12/12/2007 14:51
tontavao
(
11/12/2007 05:13)
Tsy hita popoka fa nankaiza ary?
RANJIVASON,CLEMENT,MOMY...
Resy sahady ve?
...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2007 11:14
xxx
(
10/12/2007 18:50)
On attendait depuis longtemps un éclaireur! Andry TGV a su dire les non-dits d'aujourd'hui surtout durant les différentes élèctions qui on précédées! Pourquoi il est le seul candidat fiable?
...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 12/12/2007 22:00
tontavao
(
10/12/2007 14:46)
Ho tapitra atsy ho atsy ny tantaran'i TIM, nitovy tamin'ny tantaran'ny UNDD ihany.SATRIA RAHA TADIDINAREO DIA:
Antananarivo ihany no nametraka an'i Zafy teo amin'ny fitondrana, niroborobe be ny UNDD,...
tohiny
novalian'i damann ny 12/12/2007 21:16
salmo1
(
10/12/2007 12:43)
Hitako fa tena mbola tsy mafantatra ny atao oe politika ny malagasy mitovy amiko, izaho koa tsy mahay ah! Fa mba miteny fotsiny.
Mampalahelo sy mampihomehy na dia mahita ny mpanohitra sy ny mpanaraka...
tohiny
novalian'i Robert ny 11/12/2007 02:56
pitchou
(
10/12/2007 11:43)
8 volana monja hoy rafaly d jereo ny asa vitanay ...
tena milay
zahay tsy maka entrepreneurs ndrao lasany ny saosy
(fa tsy miditra am-paosy)
zahay ihany no manao ny asa rehetra
(h@ famorian-ketr...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2007 09:23
Jeankely
(
10/12/2007 10:46)
Efa nisy ny narary sy vizana ka mihomana ihany fa toa manana fomba fijery hafa hono Antananarivo an? Aza be fanantenana=))=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/12/2007 12:38
patrick2002
(
10/12/2007 04:00)
Dia tsapa ary izao fa nofoanany commune ny bus nankany Alarobia sy Analamahintsy ny Asabotsy teo, t@ faradoboka nataony Andry TGV ,tsy nanakana an'ireo mpomba an'ity kandida vao tanora heritrerony ity...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 12:25
Tenamarina
(
08/12/2007 17:47)
Tsy menatra ve ny TIM sy Rafaly:-D?...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 08/12/2007 20:12
istraky
(
08/12/2007 13:05)
Mankaleo be le tsy misy af-tsy TIM foana refa fifidianana. Mba hitaro aty aminay aty TANJOMBATO rangaha ny TGV. Candidat efa nigadra noho ny fanodikodinam-bola ny Candidat an'TIM eny aminay eny.
Di...
tohiny
novalian'i pitchou ny 10/12/2007 11:47
rabaradaka
(
08/12/2007 11:44)
Salama dadatoa sy nenitoa, lazaina fa olon'ny teo aloha i andry TGV, fa iza moa no tsy olon'ny teo aloha ? Iza ? F'angaha tsy olon'ny teo aloha i Ranjeva, i Razaka Elisé, i Radavidson, i Jacques Syll...
tohiny
novalian'i tontavao ny 11/12/2007 07:31
saranga
(
08/12/2007 11:39)
Ny propagandinay nama efa tsy mamely satria ny TIM efa be taimbava, fa tehahita an'ireo Ministre, député, sénateur ho voaroakan-dRavalo aho satria tsy ho lany Rafaly....
tohiny
patrick2002
(
08/12/2007 01:57)
Tena mpisoloky Rafalimanana Hery sy ny TIM ,
izao mantsy gaga izaho fa mbola tsy lasa vola hono ireny zava-bita rehetra natao makadilo sofina ireny ,nanatsarana ny tananan'Antananarivo ka mahagaga in...
tohiny
novalian'i tsiririmiafina ny 11/12/2007 14:27
bazylou
(
08/12/2007 01:02)
ilay tramway nomen'ny suisse aza mbola natao cotisation ny hampandehanana azy!! pauvre gasy:lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:42
tezitra
(
07/12/2007 18:04)
[b]1) Car il faut qu’ils se taisent les pro-TIM, les gens en ont marre des Tsaho :[/b]
a)Les Exilés,arema, Herizo ,Ratsirahonana sont derrières andry TGV
b)L’Iran et Chavez, et Castro der...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/12/2007 12:45
kofbay
(
07/12/2007 17:51)
Asaina isika rehetra hitatitra farak'izay haingana izay trangan-javatra hitantsika mandritra ny andron'io 12 decembre, andron'ny fifidianana io. raha azo atao dia mba ny andron'io ihany no hitatitra f...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 19:19
Jeankely
(
07/12/2007 13:53)
Aza mba mivaky loha @'ny resaka fanaratsiana izany. Aza adino fa raha tsy hainao ny manaratsy olona dia ny vatony indray aza no mitombobe eo. Ho an'ny mpanao Boxe moa rehefa azo tsaratsara ny iray na ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/12/2007 10:43
patrick2002
(
07/12/2007 02:14)
Lasa oa ny fisainako ,mba hanaiky hiara hiasa @ Andry TGV ve ny mpitondra raha izy no lany :roll::roll: ,manahy mafy ny saiko ry zalahy ,fa hitako miha -mivarolavo @ fitondram-pahefana tsy mendrika ir...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 10/12/2007 15:18
salmo1
(
06/12/2007 16:41)
Milatsaka ny praiminitra.. mitangorina ny vahoaka:?:
;-)...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 05:30
