Politika
xxx
(
31/10/2007 14:06)
araka ny hita @ gazety androany tokotrany raha misy MANANA ny anarana dia mety ho lany
RAVALOMANANA
RAZAKAMANANA
RAFALIMANANA...
teo aloha ny TS no nanjàka
RATSIRAHONANA
RATSIRAKA
RA...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/11/2007 14:46
salopard
(
31/10/2007 11:51)
-manomboka izao dia tsy maintsy manao jupe ny miaramila rehetra
-manao soutien gorge ny gendarme rehetra
-ny officier porte jaratelle et string
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff, sniff, tchouff,...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/11/2007 11:47
rmbary
(
29/10/2007 23:00)
aona ty t aka ny faefana reetra eto am tanana ty e
mety v io sa aona?
t anankarena lotra lery e sa aona?
tsika nefa minn fatiny mitsy
inn no tkn atao am io e
ho very ty dago ty ra zao no mitohy...
tohiny
novalian'i rmbary ny 31/10/2007 23:12
simplex
(
27/10/2007 15:14)
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/793
[img]http://www.madagascar-presidency.gov.mg/webimages/GROUPE.jpg[/img]
lasa vevavy ny minisitry ny defense. :P
Revoluti...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 02:10
lagoon
(
25/10/2007 11:59)
http://www.alterinfo.net/Est-ce-qu-un-second-11-septembre-encore-plus-meurtrier-est-en-preparation-_a12747.html
...
tohiny
novalian'i Rojoukel ny 30/10/2007 20:44
remandilatse
(
24/10/2007 17:55)
hafana koahe raha toy
35% ty mpifily ro nandany depute reo, 65% zany amonto ty assemblée io
Laha misy ty tsy faly @ 65% reo de andalabe eny rozy rô hirotake,satria tsy mi representer gasy 35% za...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/10/2007 03:09
Jeankely
(
24/10/2007 02:34)
Ny ahasoa ny firenena no zahavina sa ny hifamotika ary samy resitodro marika eo anivon'ny firenena hafa. Raha tsy tafavoaka ny mpitondra tafavoaka ve ny mapnohatra ary mahazo laza any ivelany fa nahay...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/12/2007 15:43
ravatorano
(
23/10/2007 14:13)
Araky ny vaovao reko tamin'ny radio RDB teo izany dia nolanian'ny depioté 123 amin'ny 124 ho filohany Ingahy Jacques SYLLA izay voafidy tany Sainte Marie
Rahampitso maraina izany no ho fidiana izay...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/10/2007 13:04
ronaldo09
(
22/10/2007 12:34)
Ny tena mahaga amin'ny rehetra dia toa voteny foana ny filoham-pirenena raha misy zava mitranga na trangan-javatra eo amin'ny firenena zany hoe raha trangan-javatra ratsy !Raha misy ny mpanao polit...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/11/2007 13:07
Jeankely
(
22/10/2007 03:12)
Hivoaka tsy ho ela araka ny filazan'ny RADIO TSY MIVANDY ny Boky mitondra ny loha-teny: "MANAMPAHAIZANA ARA-POLITIKA AO AN-TANAN'NY BE OLOMANGA izay nosoratan'i Joana Kely. Vahinin'ny Radio Tsy mivand...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 02:42
Jeankely
(
20/10/2007 02:52)
Rehefa sasatra ny tsy nahavaly ny fanontaniako ny Nobel Prize-ny nefa miseho ho mahay i Tezitra dia nangalatahaka ary any @'ny President-ny Malagasy indray no miresaka Prix Nobel. Iza no tena donto. R...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/11/2007 14:42
LazaDaddy
(
17/10/2007 01:28)
[quote=jeankely atsy ambadika atsy]ny Demony no mibaiko fa tsy ny herin'ny fahamarinana ka izay no mahatonga an'i Madagasikara sahala izao.[/quote]...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/10/2007 03:02
ronaldo09
(
16/10/2007 12:07)
Raha nataoko izaho samy irery ny fanadihadiana momba ny fifidianana ho depiote ny 23 sept teo ary raha ny vokatra izay hita fa nanjakan'ny TIM dia mazava hatrany fa tsy mahovoka ny mpanohitra ny fiton...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/10/2007 13:23
niainalynx
(
15/10/2007 05:56)
Tam zoma hariva tao amin'ny invité du Zoma an'ny TVPLUS no nilazan'i Gilbert RAHARIZATOVO fa nanao ny biographie an dRAVALOMANANA izy ka nandritra ny dimy taona be izao no nanaovany ny fanadihadihana...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/10/2007 07:00
tezitra
(
13/10/2007 16:21)
-Car il pet plus haut que son cul
-il pete le plomb souvent
-Et c'est un petard mouillé
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/10/2007 07:08
niainalynx
(
12/10/2007 10:48)
Lasa ihany ny saiko mandinika ny zava-misy eran-tany fa tena tsy misy sahy milaza ny marina avy hatrany ny mpanao politika amin'ny toe-javatra mitranga e ! Te hiteny mitsy aho hoe tsy honnête ve zany...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/10/2007 06:59
tezitra
(
11/10/2007 11:34)
LASA DAHOLO NY REHETRA:
HILTON, ambassade de grande bretagne, MADACOM,MEDECIN DU MONDE, wanadoo.mg,olivier peguy (RFI), pere URFER, Ambassade d'espagne, fiangonana FPVM,12 milliard manakara, 20...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/10/2007 05:18
saranga
(
11/10/2007 09:27)
Efa ela no nahateto ahy fa raha nandinika ny hevitr'ity antsoina hoe rabaradaka aho dia toa olona mahalala zavatra ao amin'ny administration de l'Etat. Ny idée sy hevitra avoakany eto dia toa mitombi...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2007 21:55
Jeankely
(
06/10/2007 01:31)
Misy ny voalaza hoe fanatika ary misy ny hoe mpanohatra. [b]Ny zava-misy tiana haseho nefa dia hoe olomarina, tsisy heloka, tsisy vola manjavona, tsisy fanodikodinana, mandeha tsara ny raharaha ary ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/10/2007 13:52
lagoon
(
05/10/2007 20:11)
http://img146.imageshack.us/img146/1980/axisofwarsuy7.swf...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 26/10/2007 09:52
