Politika
Jeankely
(
17/08/2007 03:35)
Izy no tia hisolantsolana hanao President Fokontany. Tsy misy manery azy fa rehefa tsy tantiny dia miala izy. Ny rafitra no hovaina rhefa tsy misy mety manao. Matoa mijanona eo mbola tia ho President...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:22
bazylou
(
16/08/2007 23:18)
Chef Fokontany. 30 000 ariary mensuel
08-08-2007 / 08:01
Mauvaise nouvelle pour les Chefs Fokontany : ils vont toucher 30 000 ariary par mois en guise de salaire. En échange, ils doivent monter, ...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/08/2007 05:02
Jeankely
(
16/08/2007 04:46)
Tsy ny Malagasy rehetra no manana fahafahana mivoaka mianatra, na miasa ivelan'ny Nosy. Misy ny olana na izany aza ny ezaky ny Malagasy mivoatra rehefa samy tonga saina ny handroso. Dia tena misy mihi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:26
Jeankely
(
16/08/2007 02:43)
Na iza hitondra na iza dia tsy maintsy ny ezaka no ahafahana amin'ny fahantrana. Ventsoventsoana foana hoe mahantra mafy ianareo Malagasy e, aty @nay no mangataka e sns nefa dia olona miteny Malagasy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/08/2007 10:28
bazylou
(
13/08/2007 22:03)
""Vao avy any Madagasikara ny tenako ka ny vaovao dia mampalahelo ny zava-mitranga ao Madagasikara ao:
- ny arema indray izao no omen-dRavalomanana laka,tsy lazaina intsony ry Ranjeva sy ry rakoto...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 13:58
Jeankely
(
13/08/2007 09:21)
Ny sehatra rehetra misy anao dia afaka hampisehoanao ny fitiavana an'i Madagasikara. Faly mitanisa fahantrana sy olana ny mpitsikera vendrana ary rehefa anontaniana hoe inona ary ny vahaolana hitanao ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/08/2007 01:42
bazylou
(
12/08/2007 23:47)
tsy omena naao io e,,,!! ary aza kery sahy rajeankely fa tsy ianao anie no mitondra ny baolina e!! ka na manana solution ianao na tsia, tsy hisy hiraharaha anao eo!!:wink::wink:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:29
Jeankely
(
12/08/2007 03:24)
Tsy mila miresaka olana ny mahantra satria efa hiainany. Ianao no mila mianatra ny famaritana hoe inona ny dikan'ny mahantra. Ny olan'ny fiainana hain'ny vahoaka fa tsy ianao mitapy io no hanome alaol...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:58
kanota
(
12/08/2007 03:09)
Aiza e? Tonga ve ry tsisy vahaolana. Ny vahoaka no tadiavina ho taingenana koa mody mitapy eo. Ny mijery ZEDEZILY koa mbola adalaina amin'ny Polifikam-bendrana indray. Vahao ny olana raha mahay fa aza...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:55
bazylou
(
12/08/2007 00:11)
- le court-circuite l'opposition.
- Arenina ao anatin'ny 6 volana hono ny fonja gasy,,
-Koboko fa rehefa tsy teto aho vao tena nivazavaza satria tsy nisy napoaka rehefa lazaina ny zavatra.
Ry jea...
tohiny
Jeankely
(
09/08/2007 06:18)
Tena mifandray amin'ny ho avin'ny firenena tokoa ny resaka politika ka hisaorana ianareo mpandrindra nanapa-kevitra ny famafana izay manao teny hafa fa tsy ny tenin-drazana. Na voafafa aza ny ahy dia ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/08/2007 06:36
Jeankely
(
08/08/2007 10:45)
(...)
Saika hadikako teny gasy dia tsy haiko tampoka indray...
Ataovy teny gasy raha tsy te ho tratran'izao.
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/08/2007 06:09
tezitra
(
07/08/2007 17:12)
tsy teny gasy
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/08/2007 08:27
Jeankely
(
07/08/2007 04:26)
Manazava betsaka ianao ry tezitra. Efa nilaza moa ny maro fa tsy misy mitady ny ho any amin'ny lavaka ary samy mitady izay ahasoa. Milaza ianao fa tsy anisan'ireo tsy nahomby tranainy ary tsy mankatoa...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/08/2007 08:33
lemenakely
(
04/08/2007 21:23)
Sendra nijery ny vaovao no sandre ahita ity extrait ity mitantara ny zava-nisy marina t@ io andro io
http://zagasy.blogspirit.com/
...
tohiny
novalian'i lamie ny 08/08/2007 11:06
maditra
(
04/08/2007 18:57)
Be resaka be isika ato raha hanaratsy ny mpanao politika sy ny politika. Ny tsy fantantsika dia izao. Tsy ny mpanao politika ihany no mitantana ny firenena. Manana mpitsara avo isika (adala izy ireo r...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/08/2007 08:48
tezitra
(
04/08/2007 13:19)
Ces derniers temps, tout le monde dénigre le FMI et parle de la générosité de la chine, qui soit dit en passant opprime ses propres peuples et responsable de 300.000 morts et 3 000 000 de dépla...
tohiny
novalian'i kanota ny 13/08/2007 09:32
kanota
(
04/08/2007 03:40)
Na iza faly na iza tsy faly tsy nitondra an'i Madagasikara nankaiza ny Mpanao politika hatramin'izay. Maloto ary faran'izay maloto. Avy nanimba ny firenena avy eo miseho miresaka fahantrana nefa mbola...
tohiny
novalian'i kanota ny 07/08/2007 02:12
salopard
(
01/08/2007 10:45)
Avec Ravalo sy ny amnistie fiscale, miaraka @ halatra tao @ banky centrale, dia hitombo ny masse monétaire:
-ny economiste matahotra ny [b]flambée de prix[/b]-Ra - salopard mahita fa misy ny[b] Fla...
tohiny
novalian'i kanota ny 06/08/2007 10:42
Jeankely
(
30/07/2007 01:26)
Voalaza fa foana ny fanandevozana saingy amin'izao fotoana izao dia mbola misy ny mihevitra fa ny maro an'isa dia vendrana ary taritaritina havia sy havanana. Mila mivoatra ny firenena ary ny tsiraira...
tohiny
novalian'i kanota ny 06/08/2007 10:41
