Politika
kanota
(
28/07/2007 01:36)
Rehefa avy nanontany hoe:[b]“Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!”[/b] i pifa ary novalian'ny namana dia nilaza hoe:"[b]Hotsaroko ny site nao sy pseudo nao refa [u]en pôle position[/u] za. tsarovy ko ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/08/2007 07:35
salopard
(
27/07/2007 09:47)
Noravana ny assemblée:
-hisy deputé vaovao
-hisy 4x4
de ravana indray dans 3 mois
-de 4x4 vaovao
de ravana indray
deputé daholo ny 16 millions
[b]Izay le hoe 4l, non 4x4 isantokatrano...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 03/08/2007 13:11
kanota
(
27/07/2007 09:00)
Aiza ry PILITIKY Bazylou + Zazala fa mangotra ka a=))=))=)).Mbola tsy handaka baolina ihany ve?...
tohiny
novalian'i kanota ny 02/08/2007 03:16
pifa
(
25/07/2007 16:31)
Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!Nravany nge ny Assemblée eh! mba lazao anaa z tanjony sa manaonao fôna leio! mankaiz Gasikara amin'io? mbô lazao z hainareo zahay eh!...
tohiny
novalian'i kanota ny 04/08/2007 03:34
Jeankely
(
25/07/2007 04:38)
Raha ny isa dia tena manana antoko politika marobe ny Malagasy. Midika ve izany fa manana OLOMPIRENENA maro ary tia hampandroso ny TANINDRAZANA i MADAGASIKARA? Harena ny vahoaka ary ireo antoko politi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/08/2007 03:38
kanota
(
24/07/2007 10:46)
Tezitra tsy manana fahafahana mitabataba ny Filohan'i Madagasikara. Ny vazaha izay ahasoa azy no tokony ataony fa tsy mitsabaka ny andraikitry ny Malagasy. Mba firy ny investisseur netinao fa tsy ny v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/07/2007 13:55
tezitra
(
24/07/2007 09:52)
la confiance des investisseurs sur la stabilité de notre institution est en jeu :
Quel président au Monde, a pu faire en 3 mois, arbitrairement:
-pondre une nouvelle constitution
-prolong...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/08/2007 03:42
Jeankely
(
23/07/2007 02:47)
Mbola hita ihany ny mpamendrefondro fa tsy mitsahatra ny manadala saimbahoaka. Ny voasoratra dia fampihenana ny fahantrana fa tsy fanafohanana. mazava fa raha misy tanjona hampihena ho 50% izay voalaz...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/07/2007 05:21
Jeankely
(
22/07/2007 04:19)
Be tokoa ny Malagasy no manana faripahaizana avo ary ny tenany moa no afaka manambara fa avo nohon'ny an'ireo manampahaizana vahiny ve sa tsia ny azy? Alohan'ny hanaovana zavatra dia tanisaina ny olan...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/07/2007 06:25
kanota
(
22/07/2007 03:57)
Fanina toy ny vazaha nihinamparaky ry bazylou sy Zazala ka miteniteny foana. Izay tratra dia azo fa izany tsy midika fa hiandry fahanana vary ao ambavany ny vahoaka. Zatra ny mpitaingina vahoaka loatr...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 27/07/2007 09:41
Zazala
(
21/07/2007 15:24)
Hanomboka ami'zay zao ny fandrosoa, efa tsy hisy tsony ny delestazy satria tratra ny mpanakorontana.
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1258&ART=24316...
tohiny
novalian'i kanota ny 28/07/2007 01:48
Jeankely
(
21/07/2007 02:56)
Izao no manampahaizana sasany lasa andafy. Na mirehoka sy manazava amin'ny teny Pararantsay mipoapoaka ho vakian'ny Frantsay na milaza tsy hiasa. Ka aiza no azo harahina ny amin'izany? Ny vahoaka na h...
tohiny
novalian'i kanota ny 21/07/2007 07:51
kanota
(
20/07/2007 11:01)
=))=))=))Dia ahoana ry bazylou? Fa naninoa hono Razoky wanted izany?=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 05:01
Zavamiafina
(
20/07/2007 05:59)
Tsy nandaitra intsony angaha ny Ody sa nisy nanota fady ??:-D:-D...
tohiny
novalian'i kanota ny 28/07/2007 01:44
DadaRabe
(
19/07/2007 16:47)
ASA SY FITIAVANA
Fa raha tsy misy intsony hitia ny mahagasy,
Afa-ts'izaho sy ianao dia izy koa angamba?
Dia hihombona isika, fa tsy hilasilasy,
Hamerina indray, 'lay habakaba-manga.
Dia ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/07/2007 07:46
tezitra
(
19/07/2007 15:29)
Tsy Hiasa,
Mangina ty vava ry tropin- dRamose,
Fa sady mahatezitra no mampmé,
Saingy zanaka ministra sy ambasadeur,
Dia manompa ny gasy sy mipoerapoera?
Tsy vitan’ny efa nampahantrana...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/07/2007 13:17
tezitra
(
19/07/2007 11:36)
Le FMI pour le nul :
Une semaine, après avoir débité ses âneries sur le FMI, notre cher président est victime d’une virus, lui rendant amnésique ; Il a dit qu’il n’a jamais parlé du m...
tohiny
novalian'i kanota ny 22/07/2007 03:59
Jeankely
(
19/07/2007 01:48)
Voalaza fa manana tera-tany maro misabdrahaka eran'izao tontolo izao ny Malagasy. Misy ny mampianatra any amin'ny Universitin'ny tany matanjaka toy ny U.S., CANADA, France sns. Misy ny manana ary mito...
tohiny
novalian'i kanota ny 20/07/2007 04:59
bazylou
(
18/07/2007 23:53)
dia tresaka be ny antokon'ingahy ...., prezda nefa tsy hanisy pattex fa avlany hibananaka, hmm mety ka, izany marina no mpitery ronono andro ririnina marina!:-D:-D...
tohiny
kanota
(
17/07/2007 08:37)
Mbola eo ampitadiavana "Articles" atao "copy & paste" i Salaka sy ravimbody dia mihenahena sahala ny inona. Tsisy resaka indray angaha ve ry bazylou sy Zazala a?=))=))=))=))=)). Tsy mety mahafaty baol...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 27/07/2007 09:44
