Politika

ranitse ( 28/06/2007 10:16)
Tena hita fa favy ianao ry bazy ka mba omeo ny anaranao sy mombamomba anao fa ataonay President ianao. Sa ahoana bazy an?????... tohiny
novalian'i rahiratra ny 30/06/2007 03:20
hery ( 28/06/2007 07:34)
Navoakan'ny gazety Taratra tamin'ny gazetiny omaly fa hoe tsy tonga ny solotenan'ny katolika tamin'ny fankalazana ny 26 jiona ary banga ny toerana http://www.les-nouvelles.com/taratra/default.php?file... tohiny
novalian'i kanota ny 08/07/2007 02:03
tsoraka ( 28/06/2007 05:03)
Ny fitenenana Malagasy dia hoe: INDROA NAHITA NY MAIZINA TOY NY TAIN'OMBY NATSETSINDAVABARY. Raha ireo trataniny marina aloha aleo tsisy toy izay....mpanohatra lany andro amin'ny tsikera nefa tsy mafo... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:57
bazylou ( 28/06/2007 01:39)
izany indray no fika vaovao hitsikilovan'ilay 8 ny mahita asa sy ny tsy mahita, .... ary nytsyhahita ma,drakizay!! hatao solon'ny ANPE hono e!! resakettra.....:-D:-D:-D:@:@:@ ... tohiny
novalian'i rahiratra ny 30/06/2007 01:36
tsoraka ( 28/06/2007 01:09)
Mbola mitoetra ny Tsak Tsak zato Arivo Ry tezitra o.... tohiny
novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 09:08
bazylou ( 27/06/2007 10:26)
satria izy azanangalatra:!! ""Amnistie fiscale Déception des opérateurs La décision du président de la République d’accorder une amnistie aux auteurs de délits fiscaux n’a pas eu un Ã... tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:26
Jeankely ( 27/06/2007 07:43)
Tezitra mihirahira ny Repoblika voalohany, asa modiany tsy hay fa izay hadisoana farany vita no mitoetra ao antsain'ny olona. Anontanio any ry tezitra hoe inona kay izany "TSAKY TSAKY ZATO ARIVO". Tsy... tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:22
tezitra ( 26/06/2007 14:54)
En ce jour de la célébration de l’indépendance, Il est plus que naturel et de devoir de montrer le génie du père de cette indépendance (TSIRANANA) , à travers du contexte de l’épo... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 01:07
Jeankely ( 26/06/2007 04:59)
Arabaina i Madagasikara tratran'ny 26 Jona 2007. Ny firenena tarinany lasa alavitra ary izy sahirana satria Mpanao Politika manampahaizana amin'ny Politika maloto no nifandimby namono azy.... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 05:07
bazylou ( 25/06/2007 17:02)
Le complexe sanitaire Mère-Enfant, opérationnel Le président Ravalomanana et les Japonais visitant un bloc chirurgical du complexe. Un an exactement après le début des travaux, le... tohiny
novalian'i rahiratra ny 30/06/2007 03:28
jimtex ( 24/06/2007 18:01)
Taimbava mipoapoaka fa tsy ilaina ny miresaka @ panohitra fa toy ny tsy misy eto ,madagascart zao ndray mandefa antso any rehetra any fa tokony hiresaka , amiko aloha ny condition voalohany dia mivoak... tohiny
novalian'i kanota ny 08/07/2007 02:12
Jeankely ( 24/06/2007 03:33)
Dia tsy azo lavina fa sahirana ary sarotra ny fianinana. Ny resaka menaka lafo nohon'ny solika aloha dia tsy i Madagasikara ihany no misy io fa mba jereo ny firenena hafa (Indonesia, Malaysia,...). Ny... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 04:59
Jeankely ( 22/06/2007 02:50)
Ny hevitra rehetra miposaka dia azo avadika ho olana ary azo hitarina daholo na inona na inona fanapahakevitra raisina. Koa tsy hampihomehy ve raha isaky ny hanapakevitra ny Mpitondra dia hiantso ny M... tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 04:55
bazylou ( 21/06/2007 11:35)
ny an' prezy ko ave tsy tahaka izay!! Un mandat illimité pour les maires Mandat illimité pour les maires. C’est le président de la République, Marc Ravalomanana qui l’a déclaré,... tohiny
novalian'i ranitse ny 28/06/2007 08:32
bazylou ( 20/06/2007 23:25)
767
io no avion vaovao novidin'ile8 hanaovany ny opérationny rehetra mankany sy avy any MAdagasikara. Efa voaloa ny vola ary tsy hisalotra ny anarana air mad fa air tiko....:wink::wink:... tohiny
novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 02:49
tezitra ( 20/06/2007 16:57)
Très respectueux des ancêtres, qui luttait pour cette indépendance, et de mes compatriotes qui souffrent actuellement, jai decidé d’arrêter la celebration festive de ce evenement . PKOI ? ... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:16
vetsoko ( 20/06/2007 15:22)
Miarahaba anareo rehetra eto e!efa ela dia ela tsy teto nohon\\\'ny antony maro samihafa saingy manaraka hatrany ny raharaham-pirenena Ity RESAKA alefa dia alefa mba ho dinihina fa tsy hanaovana fan... tohiny
novalian'i kanota ny 05/07/2007 00:58
Jeankely ( 19/06/2007 01:38)
Dia anisany momba ny tsikera aho ary ny firenena tsisy tsikera angamba ratsy indrindra. Saingy raha vao mipoitra dia tsikera no voalohany angamba tsisy ho vita. Ohatra tsotra: raha tsy miasa ny vehiva... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:12
Jeankely ( 18/06/2007 01:15)
Dia gaga ianareo satria tsy politika mivantana no resaka eto satria koa novain'i VINDINA "a" ny "i" amin'ny POLITIKA ka lasa POLATAKA=))=))=)). Dia izao samy manala azy izao. Mieritreretana hevitra fa... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:51
bazylou ( 16/06/2007 23:43)
NA 100 000 000 FMG AZA DIA TSY HOHITA MIHITSY I PETY E!! TSY ALEO VE ATAO 1000 000 000 000 FMG DIA METY HITONOTENA I LERY ?? TSY NAHA LE8 AZY ALOHA I PETY E!!!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/06/2007 01:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1116