Politika

marozevo ( 16/06/2007 10:07)
Manakaiky ny fetin'ny 26 juin. Manomboka mikopakopaka izay angamba ny Saina Malagasy any Mcar. Ny tena moa Gasy Vao Tonga (GVT) aty France, ka mba hanontany an'izay rehetra afaka mamaly, na isika aty ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:17
Jeankely ( 16/06/2007 06:41)
Ny filamatra dia ny hanamboatra ary hanatsara ny kely ananana, ny Politikan'ny Saribakolin'ny Ntaolo dia simbao, dory, poteo izay eo fa rehefa potika ve tsy hitady vola indray hanaovana azy. Iza no sp... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/06/2007 04:45
Zazala ( 16/06/2007 02:21)
Tsy ny sakana eo anoloana no tsy ahafahana miroso amin'ny fampandrosoana, nefa matoa ao ny fingana dia aoka samy handinika sy hieritreritra ny nahatonga iny ny olona lasibatra. Mipoitra avokoa n... tohiny
novalian'i ranitse ny 28/06/2007 10:10
Fody ( 15/06/2007 20:17)
Manjary mahakamo ny mamaky ny dinika eto amin'izao fotoana izao. Tsy hitako intsony izay maha politika azy. Taim-bava sy fanasana vangy no sisa. Ny zavatra tena mivaingana sy voadinika tsy misy. Sa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/06/2007 01:09
Jeankely ( 15/06/2007 08:27)
Araka ny resak'ity "Bazylou" ity :"hita fa adala daholo ianareo nifidy azy, efa izao no manjo mbola manompo azy ihany::". Izao no fahaizana any andafy ary izao no olona manao ialahy "President" ary iz... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:24
tezitra ( 14/06/2007 12:36)
Ravalomanana, investisseurs,populisme, jeu sur le sentiment popilaire "Baise la main....peux pas encore coupé" PROVERBE ARABE 1)Pkoi ce colère : Radidy a utilisé ça, mpanjanatany= mp... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:28
Jeankely ( 14/06/2007 05:57)
Isiaka indray aloha dia hiafandrangitra eto ary izay iray leo. Ny adala rehefa mihetsika dia ny hendry no tadiaviny velisina. Mila tandrina raha sendra ny adala. Izay tian'ny adala tenenina dia lazain... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:34
lo ( 14/06/2007 02:01)
lasa resabe ilay hoe mampitandrina ny investisseurs ny filoha momba ny fitsabahana amin'ny raharaham-pirenena malagasy. Marina tokoa fa manana ny fiandrianam-pireneny i Madagasikara, ary tsy tokony b... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:42
lagoon ( 13/06/2007 19:51)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/5757/portehoalajc5.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img503.imageshack.us/img503/801/riotinto2dg6.jpg[/IMG][/UR... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/06/2007 07:46
rfd2001 ( 13/06/2007 14:37)
Ny tenako dia tena olona makasitraka andra-8 mihintsy ary nanohana andra-8 faona. Ankehitriny anefa betsaka loatra ireo fombafomba sy fanapahan-kevitra tsy dia mazava. Fotoana zao haonavana ny lalana ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:48
Jeankely ( 13/06/2007 09:22)
Izahay aloha dia tsy mahalala afatsy ny hoe lany President io ary na ahoana na ahoana dia President-nay io madra-pahatongan'ialahy milaza mahay.=))=))=)).Samy resaka donto ity.... tohiny
novalian'i kanota ny 05/07/2007 09:23
bazylou ( 13/06/2007 09:06)
fa angaha moa ialahy no tompon'ny Madagsikara ?? ary mba izy tenany angaha tsy mpanararaotra ireto gasy namany e ???? jereo ilay menaka ??? koa raha tsy anazy ny bp sy ny total koa!!:-D:-D:-P:-P ... tohiny
novalian'i tsotrabe ny 05/07/2007 13:40
ronaldo09 ( 13/06/2007 09:01)
L’affaire Sylvain Urfer a remis sur le tapis les debats sur la souverainete nationale. A l’aeroport international d’Ivato, apres avoir assiste à Shanghai (Chine) au Sommet de la BAD, le preside... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/06/2007 07:06
bazylou ( 13/06/2007 00:23)
marina ny fiangonana ka noprivatiseny tao ny fjkm!!:wink::wink:... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2007 09:07
Jeankely ( 12/06/2007 05:55)
Raha raisina ny fanjakan'andriana tamin'ny afovoantany dia na nanao ny betsimitatatra aza amiko azo lazaina tsy ampy raha mihoatra ny zava-bitan'ireo fanjakana andriana tamin'ny tany hafa. Raha ny mpa... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 07:24
Zazala ( 12/06/2007 01:37)
Madiva hifarana ity ny enim-bolana voalohan'ny taona 2007. mangina ny feon-dakolosin'ny katolika taorian'ny "roaka mompera" nahazo ny misionera, ka ny FJKM no tompon'ny laka, itobahan'ny fanomezana av... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 01:50
toovs ( 11/06/2007 15:27)
Tao am gazety tribune ka asa na marina na tsia fa hoe: Tsy misy mihitsy ny mangarahara amin'ny fandaniam-bolam-panjakana, ka na dia mangataka fanazavana ny nampiasana ireny aza izahay olom-boafidy, ... tohiny
menalamba ( 10/06/2007 09:20)
Tssww...mamwàaa oàh ,tsy maamo ah!Na ny perzidà any amin'ny tany andalam- pandrosoana aza tsy mamo am-perin'asa toy itony http://www.youtube.com/watch?v=14u344915... tohiny
novalian'i menalamba ny 14/06/2007 16:49
ronaldo09 ( 09/06/2007 07:55)
Amizao aloha dia mangingina indray ny ao an-tanana,toa tsy aharezam-peo intsony mpanohitra!Ny avy ao amin'ny fitondrana koa revo eo amin'ny asany ! Mahafinaritra e!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/06/2007 08:49
Jeankely ( 09/06/2007 07:05)
Foana ny fanandevozana na mbola misy mpanjaka aza angamba amin'ny faritra isanisany eran'i Madagasikara. Tsy misy intsony ny voaozona ho mpanompo hatrany amin'ny taranany. Ankehitriny dia azo lazaina ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/06/2007 05:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0518