Politika

xxx ( 18/05/2007 19:12)
:arrow:o ry zareo e,toa mialasa ny karana anié dago fa isika toa variana mikorotana an-trano dia zareo misoaka mangina e,efa saika lasa-zareo la reunion,maurice ko,tetika indray izao dago e,grave fa ... tohiny
novalian'i bazylou ny 19/05/2007 07:57
pimaso ( 18/05/2007 08:11)
Azafady hoe! Mba misy afaka manazava @ izay ve hoe inona no anton'izao fandroahana lava izao ? mistery sa lolompo? ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 08:49
jefra ( 18/05/2007 00:10)
Depuis Shanghai, le Président Marc Ravalomanana s’en prend aux bailleurs de fonds qui ne feraient pas assez contre le sous-développement. Je ne sais pas, mais, je serais plutôt enclin à penser q... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 18:25
lehilahy ( 17/05/2007 20:18)
Andriamanjato Richard : Un coup de tonnerre Restant fidèle à son image de vieux loup de la politique et surtout de faiseur d’opinion, Andrimanjato Richard a refait son entrée dans le dÃ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 06:51
tezitra ( 16/05/2007 18:46)
l'HEURE EST GRAVE 1) C le FFKM en général et l’église catholique en particulier qui a permis à Ravalo de devenir président : donc ils ont le devoir de critiquer Ravalo si ce dernier ne re... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 20:50
lagoon ( 16/05/2007 15:37)
http://jt.france3.fr/regions/popup.php?id=b67a_1920 Henoy tsara ny teniny. Mazava izany fa namany ireto mpanohitra,ary mazava koa fa dia tena mbola PADESM MPIVAROTRA TANINDRAZANA ireto mpanohitra ... tohiny
ronaldo09 ( 16/05/2007 15:17)
Le père Urfer désigne ainsi le président malgache, dans une dépêche de l’Agence France Presse, qui l’a interrogé par téléphone, comme le vrai responsable de la mesure administrative qui a ... tohiny
novalian'i jefra ny 17/05/2007 23:36
ronaldo09 ( 16/05/2007 13:50)
La plate-forme du ''Non'' au référendum constitutionnel du 4 avril demande l'intervention du Conseil des églises chrétiennes (Ffkm), en tant que médiateur, pour trouver une solution à la situati... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 23/05/2007 14:26
lost ( 16/05/2007 08:08)
Androany no anome fahefana an'ny Sarko i Chirac,kanefa d indrisy fa efa misy iany ko androany eny andalambè ny antisarko,amiko ilay hevitra tsy dia masaka loatra satria tsy any Afrika akory ka refa t... tohiny
bazylou ( 16/05/2007 01:07)
''Ravalomanana plaide pour un secteur privé solide en Afrique '' MADAGASCAR - 15 mai 2007 - PANAPRESS Le président malgache, Marc Ravalomanana, a estimé mardi à Shanghai que le dévelo... tohiny
novalian'i jefra ny 16/05/2007 09:00
Jeankely ( 15/05/2007 05:42)
Dia samy hafa mihintsy ny fihetsiky ny olona vahiny antanin'olona. Raha ny fahalalako azy dia tsy ny Malagasy mihintsy akory no maro anisa amin'ny fandehanana, fipetrahana, fanambadiana ary fiasana an... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 06:17
Jeankely ( 15/05/2007 03:25)
Miala tsiny fa tsa mahay teny Parantsay ka manazava amin'ny tenindrazana. Ny maha-PMA dia tsy misy Malagasy na iray aza manda tsy ao anatin'io fanakilasiana io. Mahatsapa izany izahay ary mitady lalan... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 10:05
hery ( 14/05/2007 08:49)
Tsy amin'ny maha mompera an'i P. Urfer indray no resahiko fa amin'ny maha Frantsay azy. Vao voaroaka izy dia mitsaingotsaingoka ery ny Ambassadeur Frantsay any Dago manontany hoe nahoana no noroahina ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 20:43
Jeankely ( 14/05/2007 02:54)
Dia tena gaga sy talanjona aho mahare tenin'olona mipetraka andafy sasany, averiko ihany sasany, fa tsy tokony handeha mafy ary alefa miadana fa hazakazaka be loatra ary tsy araka. Ka raha izao tokoa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 03:38
bazylou ( 13/05/2007 18:20)
L'objet "qui tue" : cette semaine, la crevette d'élevage Par Terra Economica dim 13 mai, 17h59 La culture de la crevette a fait un bond prodigieux en dix ans. 1,5 million de tonn... tohiny
novalian'i agoago ny 14/05/2007 11:50
bazylou ( 13/05/2007 10:51)
La gloutonnerie du groupe TIKO SA ne connaît pas de limite De sources bien informées, l’on apprend que le groupe appartenant à Marc Ravalomanana veut se lancer dans des activités touchant ... tohiny
Jeankely ( 13/05/2007 05:15)
Hazakazaky ny mpitondra mifandimby no mahalasa ny firenena. Ka raha ataontsiaka hoe soloiana izao tokoa ireo Mpitondra ireo tena mety hisy ahavita ny firenena tsy ho PMA ao anatin'ny dimy taona tokoa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 06:03
Jeankely ( 13/05/2007 03:05)
Misy ny mahalafo T-shirt tsara-be sy mahafatifaty misy soratra hoe "Mora Mora". Ao ny mitarika ny "touristes" mba ho any Madagasikara fa "Mora Mora" ny fianana any. Saingy misy kosa ny milaza hoe ireo... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 08:41
bazylou ( 12/05/2007 19:19)
Tena hilaina maika mihitsy io vazaha iray io fa tena mijaly ny vahoaka ! Dia tsy hisy vazaha iray ve any ho any mba mety ho hantsoina conseiller spécial anti-délestage ! Dia asio conseiller ... tohiny
novalian'i hery ny 14/05/2007 08:53
bazylou ( 12/05/2007 12:33)
ihany aloha izao no klasinao e!! ny trosa miavos aaza tsy voaloa!!:wink:... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3592