Politika

Jeankely ( 02/05/2007 10:20)
Hita miharihary amin'ny soratra soratan'ireo tarik'i Bazylou fa tsy izay rehetra mivoaka andafy dia afaka miresaka ny fitondrana firenena. Ny olona dia mahafantatra fa ny sangany any andafy tsy miteny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 13:55
bazylou ( 02/05/2007 00:32)
marary mafy miditra any amin'ny hopitaly daholo rehefa tenenina io nefa izany anie no klasy misy e!! jereo fa na ny mpitondra nany hoentina dia izay daholo, mihazakazaka misambotra vola , mihazakazak... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 06:41
fafabe ( 01/05/2007 16:38)
Ben'ny Tanana Marovoay ambony vohitra nahiditra amponja nohon'ny tsy rariny.Fahavitana asa mialohan'ny fotoana no anton'izany.Ka izahay miaradia aminy (Fikambanana miisa 16) dia maneho etoana fa miara... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:07
bazylou ( 01/05/2007 10:26)
""Toa midingin-drambo ny president gasy fa hoe accordée ny dette be sans précédent 5 milliards de dolars.Fa mba misaina ary ve tony prezda gasy tony sa dia mitovy amin'ny africains samy arrierés f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 03:27
ronaldo09 ( 30/04/2007 20:11)
O ry vahoakan'ny Toamasina a!Tsy rariny mihitsy izao fa fanitsakitsahana anareo !Mihetseha ary aza manaiky!Raha mafy ianareo kitiho i LAHINIRIKO hahitanareo izany atao hoe Toliara izany. Zao fotsin... tohiny
novalian'i fafabe ny 20/05/2007 06:27
bazylou ( 30/04/2007 17:26)
""VOTRE cher prezida(en posture de 4mi international) vient de rentrer au pays avec un gros voan-dalana :des millions de ces euros , il a meme dit avoir trouve 5 milliards de dollars pour son MAP.... ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:42
cristal ( 30/04/2007 08:00)
(l)(l)(l)Foko tsara fanahy loatra ny eto anivon-tany mitandro ny maha iray ny Malagasy,nefa fantatra ankehitriny fa nody ireo pila ravinahitra tany Toliary;malalaka ny eto itoerany fa ny tsy takantsik... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 04:11
Jeankely ( 30/04/2007 02:47)
Aleo asiana resaka fihomehezana kely. Ny mpihiragasy moa nihira ny "mpamosavy sy makorely" fa izao izany vao hita fa resaky ny "Mpamosavy sy Mpamaky fasana" izy ity. Samy ratsy ireo ry tanora na samy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 11:25
bazylou ( 29/04/2007 22:59)
raha izao ve no mitohy tsy aleo i deba ihany !! alika sy mpifonda i deba , marina izany fa ity raika lahy ity dia mbola pire noho i lery !!! ary nany tikoboys aza dia tsy menatra intsony mampiseho ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:36
Jeankely ( 29/04/2007 07:09)
Ity fitenenana ity dia tsarointsika tsara hoe olona sahala ny ahoana no nampiasa azy. Ny resaka politika izany amindry zareo midika fa rehefa nisy soa na kely vitany dia izy no mihinana an'iny ary pot... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:32
bazylou ( 28/04/2007 22:39)
sy maharitra amin'ny kibo noana lava izao sy ny fiainana miakatra ??? ny securitè tsy misy, i le8 no manana ny 80%n'ny orinasa, ary manarak'izay zavatra tsara inona no ataonao satria efa ny vazaha iz... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 06:37
bazylou ( 28/04/2007 18:12)
Pour Tuléar, l'envoi de deux hélicopters plein de commandos pour calmer (ou animer) le jeu et "intelligent" comme reaction, ... avec ceux qui ont été envoyé à Tamatave ... et ceux qui vont gere... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2007 05:47
salmo1 ( 28/04/2007 17:55)
Efa manana harenarena sy fivelomana tsaratsara @ fiainana ndray ny pokona aty ivelany de manakiana ny any atoerana fôna oe: ratsy, ratsy... ny politika mintsy no ratsy, ny fitondrana mihintsy no tsa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 12:59
bazylou ( 28/04/2007 11:43)
Manif’ : le chaos règne dans la capitale du Sud La manifestation politique d’hier a dégénéré. Les armes ont parlé et les blessés se comptent par dizaine. Des pogroms anti-étrangers se ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 03:43
xxx ( 28/04/2007 11:33)
Mahalasa saina ihany rey olona raha efa @ izao taon-jato vaovao izao ary ny fandrosoana dia efa mbà azo atao hoe tonga ao @ tanàna ihany , fa dia NAHOANA RE no dia ampijaliana toy izao ny vahoaka @... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 03:44
Jeankely ( 28/04/2007 04:19)
Io teny nindramina tamin'ny baiboly io dia tena faran'izay manandanja fa ny fanitarana no tsy ampy na koa hoe mijery ampotomoto. Raha mpanao fanatanjahantena ianao ohatra ny Boxe, ny Martial Art dia m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 11:23
pimaso ( 27/04/2007 08:31)
Oui ou Non ? ;-) ;-) ;-)... tohiny
novalian'i pimaso ny 30/04/2007 13:32
Jeankely ( 27/04/2007 06:27)
Matoa nivoatra ny firenena izay hipetrahanao io dia mifaninana amin'ny tsara sy mahasoa ny rehetra. Na misy aza ny mpangalatra tsy misakana ny mpikaroka tsy hikaroka na koa ny fisian'ny mpamngalatra s... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2007 03:01
toovs ( 27/04/2007 00:22)
http://www.dailymotion.com/video/xq7zy_sarkozy-lhongrois-chez-les-gaulois... tohiny
novalian'i rakaroka ny 27/04/2007 18:04
bazylou ( 26/04/2007 22:23)
amin'ny mandat 2 ve ny prezda gasy sa....25 taona ??? ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 12:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4493