Politika
lapino
(
06/04/2007 16:03)
http://www.tv5.org/TV5Site/info/article-Referendum_a_Madagascar__le_oui_mene_largement__moitie_des_bureaux_.htm?idrub=6&xml=070406121238.2c7dtcjr.xml
Dia io indray ilay tsy azo hadino mihitsy amin'...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 10/04/2007 07:32
lamie
(
06/04/2007 14:01)
Votre Excellence,
Nous, FANDROTRARANA, ont lancé un appel pour l’abstention au referendum du 04 avril 2007 non pas par ambitions politiques déplacées mais parce que nous sommes conscients quâ...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 12:53
ravatorano
(
06/04/2007 11:48)
Efa zatra mijery an ity site an 'ny ministeran ny atitany ity iska fa mba fanamafisana ihany ny ahy e
http://www.mira.gov.mg/election/resultrefelection.php
http://www.mira.gov.mg/election/
Mazotoa ...
tohiny
novalian'i lamie ny 06/04/2007 20:46
xxx
(
06/04/2007 05:55)
Mampanontany tena lalina io referendum io: na handresy aza ny ENY, na resy ny TSIA: inona no dikan'izany raha olona iray no nifidy azy amin'ny efatra tokony nifidy nefa tsy nifidy noho ny antony maro....
tohiny
novalian'i Vahinala ny 06/04/2007 10:37
bazylou
(
05/04/2007 12:03)
Le « Non au Référendum » a gagné
Échec cuisant du régime. C'est le moins qu'on puisse dire pour l'instant car le taux de participation au scrutin référendaire a été médiocre. Sur 50 09...
tohiny
novalian'i hasy72 ny 06/04/2007 06:30
pimaso
(
05/04/2007 11:48)
Aleo ve maimaika manao fifidianana mba hihinanana mofomamy haingana,
sa mihinana mofo mamy aloa dia mandamina tsara ny fifidianana avy eo?
"eny" sa "tsia"?...
tohiny
novalian'i HectorBlood ny 06/04/2007 07:08
naritsimba
(
05/04/2007 06:52)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Niarahantsika niaina sy nahita ny fizotry ny fifidianana omaly 4 Avril 2007.
Raha ny tsapa @ ankapobeny dia tsy ankasitrahan\'ny mpifidy malagasy io fanovana lala...
tohiny
novalian'i fafabe ny 01/05/2007 16:32
bazylou
(
04/04/2007 23:18)
Référendum
80 % d’abstention • Tana vote oui, Toliara dit non
Les électeurs ont boudé le référendum constitutionnel. Le taux d’abstention avoisine les 80 % un peu partout dans l’ïle...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2007 20:25
ainaheri
(
04/04/2007 17:59)
D gaga iany aho fa natao alarobia ny ref fa tsy natao alahady otran'ny fifidianana mahazatra!!
noho inona ny antony"avy @ fanapahankevitry ny FFKM hono fa ny alahady atao fivavahana"
D nanontany ten...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2007 20:39
raerband
(
04/04/2007 13:24)
Dia vita ihany iny ny datin'ny 04 Avril izay notononin'ny Fanja fa hanaovana ny fifidianana.
Tsy dia hita mazava anefa ny foto-kevitra t@ ny fifidianana natao satria betsaka ny sakana natao mba tsy h...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2007 20:39
ronaldo09
(
03/04/2007 14:38)
Tahaka ny ho raharaha ratsy izy ity, rey olona ! Mananontanona antsika indray ny rivo-doza vaovao ka raha ny fandiniky ry zareo mpamantatra ny toetr’andro ny fandehany dia mety ho amin’ny talata h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 07:12
saho
(
30/03/2007 13:27)
Mahagaga fa tena mangataka vola foana ny mpitondra any mada kanefa ny vahoaka madinika tsy mahatsapa izany hoe misy fanampiana izany fa midangana foana ny vidim-piainana...
Be dia be ny olona mandr...
tohiny
novalian'i vale ny 02/04/2007 07:54
bazylou
(
29/03/2007 12:57)
izay traboina ery!! ny azy ny 4 avril no ao antsainy!! ianao aty indray no tangosany vola , fa ny am pelatanany tsy omeny amonjena ireo olona tra boina!!
izahay tsy hanome ary tsy hanao telethon any ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 30/03/2007 19:49
hery
(
28/03/2007 08:42)
Mety betsaka no misalasala manoloana an'ity fitsapakevibahoaka ho avy ity. Hanao Eny sa hanao Tsia.
Ny zavatra tokony ho fantatra fotsiny dia fitsapankevibahoaka momba ny lalam-panorenana io. Izany...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2007 21:19
bazylou
(
27/03/2007 21:16)
le8 a!! ts na efa alikainy aza dia mbola mandadilady any aminy ihany, ary ny traboinanao raha tsy omeny saosy ianao tsy avotrao ireo , ( ilay nifidy anao ireo),pauvre gasy...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2007 21:37
bazylou
(
27/03/2007 14:56)
dia ry le8 mianakavy manambady vazaha ireo ve dia handovan'ny fitondran'ilay 8 iry??
Na ny fiancén'ny zanak'i lery aza vazaha ka ahoana izany no andovany ny fitondrany e??:wink::wink:...
tohiny
novalian'i vahatra22 ny 02/04/2007 05:37
bazylou
(
26/03/2007 22:42)
varo boba ary anataony opa i Madagasikara iray vohitra ary nataony ambongadiny daholo ny fananan'ny olona ka lafony 16 000 0000 000 ar i Madagsikara sy ny mponiny, ilay confirmation fotsiny sisa no a...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 20:42
salopard
(
26/03/2007 11:30)
Ny metisy merina sy metisy côtier (tsy côtier pur sy tsy merina pur ) dia tsy mahazo milataka ho fidiana koa.
Ny antananarivo metisy karana sy sinoa,sy vazaha sy comorien sy italiana, sy... dia h...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2007 22:53
salmo1
(
23/03/2007 12:17)
http://www.dailymotion.com/visited/search/sareraka/video/x14a5s_sareraka-dera-sy-laza ^:^...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 18:28
