Politika

bazylou ( 07/03/2007 23:27)
Les grands amendements Article premier : Le Peuple Malagasy constitue une Nation organisée en Etat souverain et laïc, fondé sur un système de provinces autonomes dont les compétences et... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:29
ronaldo09 ( 07/03/2007 11:23)
Io fitsapakevibahoaka amin'ny 04 /04 io dia tetika maizina hanomanana ny 3em mandat fa tsy hitako mihitsy no hanovanana ny lalana fototra eo amin'ny firenena raha toa ka ,tsy manohintohina ny firaisa... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 24/03/2007 12:44
bemalaza ( 06/03/2007 11:17)
manotania hono rehefa tsy mahay, hita sy heno ombieny ombieny tokoa ny resaka sy ny momba an'ity antoko ity gaga tokoa zahay fa tsy tena maharaka ny momba ity antoko ity sy ny tanjonany ary koa ny vo... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2007 00:47
bazylou ( 05/03/2007 23:05)
* tsy nilaza ny secretny i Fidy * Gros titre ; violences, la jeunesse gangrenee * un nettoyage de la gendarmerie à Marovoay, 20 no maty , mitaraina i pastera fa ts rariny ilay izy satria ny zandary... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:10
ilanto ( 05/03/2007 15:37)
Maha lasa saina ihany indraindray ny zava-nisy iainatsika Malagasy hatramin'ny nahazoana ny fahaleovan-tena. Be no milaza ho tia Tanindrazana, nefa na ny faritany na tany niaviana aza tsy heveriny ako... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:13
Robert ( 05/03/2007 05:45)
L’anglais pourrait devenir une langue officielle A l’article 4 du projet de révision de la Constitution à soumettre au référendum du 04 avril, un amendement a été introduit avec un alinéa ... tohiny
novalian'i lakoly ny 16/03/2007 06:49
ilanto ( 04/03/2007 16:14)
Ahoana ny hevitrareo, tena fanovàna ve ity fanitsiana ny lalàmpanorenana ity? Inona no soa mety ho entiny ary inona no lesoka ilna fahamalinana?... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:17
ilanto ( 04/03/2007 12:44)
Ahoana ry zareo ny hevitrareo a; tena fanovàna ve no ho entin'ity Lalàmpanorenana hasiana fanavaozana ity? Inona no soa mety ho entiny ary inona no lesoka mila fahamailoana?... tohiny
bazylou ( 03/03/2007 14:27)
indray ny vary stok tampo!! avy eo izao misy tsaky pop mitsangana indray jereo tsar anie... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 16:46
bazylou ( 03/03/2007 00:43)
Misy olona tsy mahita hafa tsy fotsy ary manery ny manodidina azy hahita fotsy!! Misy olona manenjika satria tsy tia ho fotsy ohatra azy ny manodidina azy! Misy fotsy mamotsifotsy rora sy soratra sa... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:19
fijo ( 02/03/2007 22:26)
vao namaky tribune androany ao,dia gaga fa nisy fanampiana nomen'ny amrikanina,ka dia voalaza fa ONG amerikanina no hiandraikitra izany.tsy misy kianina.fa ny mahagaga ahy dia ny filazan'io gazety io,... tohiny
bazylou ( 02/03/2007 18:51)
Projet de révision de la Constitution - Les grandes lignes Mis en ligne le 2/03/2007 Le projet de révision de la Constitution à soumettre au référendum du 04 avril est sorti en annexe du d... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:20
salmo1 ( 01/03/2007 09:37)
Fiangarana no betsaka sady tsy misy fifanajahana @ finoany hafa. Ny fiangonana METM izany ôtrany oe: tsy misy any Mscar. :-D:°):-P... tohiny
novalian'i salopard ny 01/03/2007 12:44
Solitikabe ( 01/03/2007 03:32)
Salama daholo eh Misy olona mainty fijery, ka tsy mahita noho ny jamba. Fa mirary loza noho ny varatra ary miantso atambo noho ny havandra. Ka mampifendrofendro fahavaratra. Nefa tsy mahailika taian-... tohiny
novalian'i Robert ny 01/03/2007 22:37
bazylou ( 01/03/2007 02:31)
""Fa nahoana no association vahiny daholo no mikarakara ny malagasy sahirana? Ny kere izao vao hita tamin'ny tf1 nandefa gonim-bary ny aty france isaky ny fianakaviana.Tsy anjaran'i Ravalomanana ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:36
salmo1 ( 28/02/2007 13:54)
Raha niheno vao2 tao @ mbs izaho de naheno any ingahy mpitondra nilaza fa oe: na Chelsea, na FC Barcelone, na O. Lyon tsy mbola mahay milalao ôtrany Mscar. Nefa Mscar resy 4-0 vao aingana kely teo. :... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:21
xl ( 28/02/2007 07:57)
Vue la situation actuelle dans le pays, Une simple requette : "Que demande le peuple?" - la diminution de prix du riz; - aide aux sinistrés; - sensibilisation des régions aux contenus de la con... tohiny
salmo1 ( 27/02/2007 13:58)
Mihamahantra sa mihamanakarena ny tanindrazana Malagasy?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:27
rabaradaka ( 27/02/2007 13:18)
Mibaribary rey olona ny bontolon-dRavalomanana : ambaraky ny efa difotry ny rano sady miakatra ny vidim-bary dia ny 4 avril havaovana referandôma ihany. Manahy aho fa tsy hisy hifidy ny vahoaka, fa n... tohiny
salmo1 ( 27/02/2007 13:05)
Ary hoy izy taminy: Hisy firenena hintsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hintsangana hamely fanjakana. (Misy hiraisany ve ny lohahevitra sy hevitra?) ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0606