Politika

salmo1 ( 27/02/2007 11:36)
[quote=xxx] expulsion de salmo Ravalomanana responsable hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny. Depuis quand les policiens no afaka manao izan... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:32
newyork2007 ( 27/02/2007 08:03)
Taorian'ny fanazavan'ny arsevekan'Antananarivo, Odon Razanakolona, ny faran'ny herinandro teo, ny fomba fahitany ny fiainam-pirenena, dia hita fa nahazo vahana indray ny mpanohitra eto amintsika rehef... tohiny
novalian'i potsikely ny 30/11/2007 11:44
ronaldo09 ( 27/02/2007 07:42)
Gaga ny mpanara-baovao politika eran-tany amizao toe-javamisy ao Dago izao!Izay rehetra tonga eo dia manova ,raha tsy diso ny fitadidiako dia i-5 na in-6 izay no niova ny lalam-panorenana nefa vao ma... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:39
bazylou ( 25/02/2007 13:11)
sahady ny 40% ,y lalalna vita e!!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol::lol:... tohiny
bazylou ( 24/02/2007 22:14)
Deux avant-projets de révision constitutionnelle - Exit les provinces autonomes, le Sénat dans l’expectative ! Mis en ligne le 23/02/2007 Le Comité préparatoire de la révision de la Cons... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:42
jefra ( 24/02/2007 20:28)
[b]Madagasikara fijery vaovao[/b], tsy resaka MAP fa fampisehoana ny harena voajanahary ananantsika sy ny kalitao fampiasa. Rakitra vita malagasy (2004). Mety efa betsaka no nahita, fa atolotra ire... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2007 00:00
bazylou ( 24/02/2007 20:02)
RAZOARIMIHAJA lance une enquête MIDI Magasikara faha 25.01.2007 RAZOARIMIHAJA lance une enquête Le compte-rendu de la visite de courtoisie du TIM-Allemagne avec les révélations sur l... tohiny
salopard ( 23/02/2007 12:56)
[b]mila sorona hovonoina hanamasina azy hono sy ho lafikin'ny lapa hisandratany ambony[/b]1)voalohany c pas un poisson d'avril sinon natao t@ 01/04, ary 04/04 satria hanana 4x4 ny gasy, izay no tan... tohiny
novalian'i Robert ny 26/02/2007 16:07
hery ( 22/02/2007 16:54)
Ho an'ireo izay mbola tsy nahita tany ho any dia misy an'io tahirinkevitry ny MAP io ihany koa azonao alaina ato. http://malagasy.it/?rub=pages/page&page_id=p45d7aa4a8ed5c ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:47
ravatorano ( 21/02/2007 10:50)
Araky ny filankevitry ny goverinemanta omaly izany dia tapaka fa amin ny 04 Avrily izao no hanaovana ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny fanitsiana ny lalampanorenana ny repoblika fahatelo. Hatramizao ... tohiny
novalian'i liva5 ny 25/02/2007 12:12
xl ( 20/02/2007 14:22)
izay maika vadin'i vondea... tohiny
novalian'i pimaso ny 26/02/2007 08:03
bazylou ( 17/02/2007 17:17)
PLUS PROSPERE QUE LE PAYS "" hoy la gazette!! kobo e!!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2007 00:05
Fiffi ( 17/02/2007 07:33)
Efa vita vakisiny........ Tsara raha mba atsahatra amin’izay ny anganonganom-baovao foronin’eritreritra mifono endrika fanosoram-potaka tsotra izao. Efa vita vakisiny amin’izay lafiny izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:09
bazylou ( 16/02/2007 23:17)
SOMMET FRANCE – AFRIQUE. Intervention hier, en commission, du président malgache devant ses pairs africains à Cannes. Ravalomanana veut un plan Marshall en TIC ---------------------... tohiny
novalian'i vydal ny 18/02/2007 12:23
fijo ( 16/02/2007 22:47)
za izay miresaka dia hainareo ihany ny firehana hironako. raha ny resaka ekonomia aloha,tsy hiteny be aho satria tsy misy zavatra haiko loatra ao. fa raha ny momba ny fitsarana ao mada koa.dia te ha... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:24
bazylou ( 16/02/2007 10:00)
ny anareo!! koa raha tsy poma ny fotsy hoditra ka anome an'ireo maizina any canne an'io!!! tsy misy hazon-damosina marina fa miao miao foana ohatran'ny saka!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:49
bazylou ( 15/02/2007 21:18)
interiptera hanapiana sy andrehetana ny jiro ao aminy e!!!! Asa inona angaha no hain'ny fokontany hitantana izay jiro nefa ny prezdany aza tsy mahay mamaky teny sy maniratra!!:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2007 11:14
ronaldo09 ( 15/02/2007 11:35)
Raha ny hevitry ny depiote Zakahely Boniface izay hanolotra ny tolo-keviny eny amin’ny Komitin’ny fanitsiana ny Lalàmpanorenana anio maraina amin’ny 10 ora, dia tokony hovàna ho Repoblika F... tohiny
novalian'i jefra ny 27/02/2007 23:30
ronaldo09 ( 15/02/2007 10:14)
Any Frantsa ny filohanareo !Ry fiffi sy ny tariny ve mba nifampidinika aminy ?Nareo manko manohana fotsiny fa tssss!!!Raha i Lahiniriko aloha tonga aty dia izaho no voalohany mitsena azy eny amin'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:57
salopard ( 14/02/2007 16:06)
MAP
lazao anay inona no ao @ MAP ary ahoana no hilazana fa tsara io. tohananareo le izy nefa tsy voahazavanareo. LAZALAZAO anay AZAFADY TOMPOKO, i kitjo izay nahazo ny 1er edition , no any @ tany t... tohiny
novalian'i jefra ny 16/02/2007 23:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.1522