Politika

Jeankely ( 12/05/2007 05:12)
Fa ny olona mipetraka andafy indray ve no tsy mahalala izany "Standard" izany e. Etsy ankilany milaza hoe tsy mivoatra mihintsy io Madagasikara io, avy atsy ambadika indray isaky ny misy "mesures" rai... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 08:01
Jeankely ( 12/05/2007 03:51)
Izaho araka ny filazako tany aloha dia tsy TIM ary tsy fantany akory. Saingy tarika (TEAM) manohoana ny fampandrosoana an'i Madagasikara kosa aho. Ny famotehana zavatra mijoro amiko tsy tsara satria n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:36
bazylou ( 11/05/2007 21:12)
tsy mila mamaly akory aho fa ireo ny olona dia hitanao ny valiny , izay provocation keli'ny mpampiady akoho lahy ve no idiranao eto !! tssss akombony fa efa lany andro e!! ereto aho koa fa ianao ihany... tohiny
Jeankely ( 11/05/2007 10:38)
Raha ny zavatra fanao mahazatra no tohizana dia tsy misy fandrosoana izany. Ianareo rehetra aty andafy dia samy mahita ny resaka Taxi fotsiny ohatra. Raha asaina manarapenitra ve ny Taxi any Madagasik... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/05/2007 09:27
Jeankely ( 11/05/2007 08:52)
Ary toa vizana i Bazylouzotra ka tsy hita intsony ilay mangalatra kely e. Averina milay amin'inay ny resaka fa rehefa mangaltra leitia dia tsy izy e=))... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:41
Jeankely ( 11/05/2007 06:45)
Ialahy aloha ry Bazylou Mpamosavy ity isaky ny mandray ondana hatory dia marary andoha mitady loha-hevitra sy dinika Politika Vendrana. Izao ny dinika Politika simba tsisy mpijery intsony. Vasoka be M... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 02:47
Jeankely ( 11/05/2007 03:29)
Raha hanao fanadihadihana dia misy lalanany. Dia mihevitra ny sasany ho donto tokoa ny eto ka aseho daholo izao resaka votany izao. "Echantillonage" sahala ny ahoana ary taiza ny olona 20 hilazana fa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 08:21
zandikely ( 10/05/2007 23:49)
Le père Sylvain Urfer, ancien curé de la paroisse catholique d’Anosibe et membre du Sefafi, vient d’être frappé d’une mesure d’annulation de visa de séjour et d’interdiction d’entrée... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 03:39
bazylou ( 10/05/2007 23:18)
MIASA MAFY , MIASA MAINA , .......ET TOUT CA DANS LE NOIR!!!!!!:-D:-D=))=))=))... tohiny
novalian'i lamie ny 13/05/2007 15:12
bazylou ( 10/05/2007 15:30)
amin'ny serasera ireo tia ho deraina isany,..beurrrrrk:b:b:miam::miam::miam:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 03:14
pimaso ( 10/05/2007 11:51)
hoy ny Fiangonana Katôlika... izany ra7 + 1 ;-) ;-) ;-)... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 03:10
bazylou ( 10/05/2007 11:14)
Ataovy anglisy ranoray raha izay no revenao fa tsy raharahinay e, !!! izaho tsy hamaky raha tsy japonay na alemana, na koa Zoulou ,ireo izaho ny aho no reveko!! Eo no mizesta amin'ny anglisina 6e eo!... tohiny
Jeankely ( 10/05/2007 07:49)
Remember the three R's: Respect for self; Respect for others; and responsibility for all your actions. Tsy ny fanopana olona no hanehoana ny tsy fankasitrahana fa mahaiza manaja satria na hitondra az... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:24
Jeankely ( 10/05/2007 06:03)
Matoa mivoaka sy mianatra andafy dia miezaka ny hivoatra ary mampita ihany koa ny fomba fisainana mivoatra sy mahay manadihady. Mba hanitarana ny saintsiaka tanora dia mba ampitahao amin'ny hita amin'... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 09:06
Jeankely ( 10/05/2007 03:23)
Anisany tena olana amin'ny asam-panjakana ny resaka "Politika". Ny Mpiasam-panjakana dia anisany mandray anjara ary nandray anjara lehibe tokoa amin'ny fihetsiketsehana "Politika" isan-karazany. Demok... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 03:12
Jeankely ( 09/05/2007 05:29)
Ny zavatra atao rehetra dia misy "Opportunity Cost". Raha mianatra ny mpianatra dia tsy afaka mijery fampisehoana, tsy afaka mampiaraka, tsy afaka mamonjy fivorian'ny fikambanana samihafa ary tsy afa-... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2007 03:03
maditra ( 08/05/2007 17:26)
Lisany ve tsy leo e? ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:27
Jeankely ( 08/05/2007 09:25)
Vao kely ny zaza dia ampianarina fa mitady vao mahita ary mikaroka vao mahazo. Raha zatra ny omena dia mamono amin'ny manaraka. Politikan'ny zarazarao hanjakana hoy ny fiteny talohaloha no tianareo ha... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2007 03:07
bazylou ( 08/05/2007 09:16)
hono i pety , fa tsy viatn'ilay8 intsony. ka iza no tia hana-karena tampoka ???:-D:-D:-P:-P... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 08:56
Jeankely ( 08/05/2007 06:53)
Dia hita fa tena fandaniana andro tokoa ity resaka ity. Ny maha-FOHY ilay olona no hilazandr'i VENDRANA fa tsy mahalasa ny zavatra. Dia tena lava sy manja tokoa ve ianareo sa mba ataon'ny vazaha GIDRO... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/05/2007 05:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5836