indrisy fa tonga eto
1. bazylou
(
10/05/2007 15:30)
amin'ny serasera ireo tia ho deraina isany,..beurrrrrk:b:b:miam::miam::miam:
répondu par Jeankely le 12/05/2007 03:14
2. bazylou
(
10/05/2007 15:38)
O rajeankely be; manas anao hiditra ao amin'ny wanadoo.mg forum na koa sobika nany forum tim fa tery kely ny sehatra eto!!
Ao isika afaka mampihatra ilayteny anglisy!! tongava rah asahy e!! rehefa marivo sanosana dia miforeta eto.:wink::wink:
Ao isika afaka mampihatra ilayteny anglisy!! tongava rah asahy e!! rehefa marivo sanosana dia miforeta eto.:wink::wink:
6. bazylou
(
10/05/2007 21:04)
rehafa omena sehatra ilay rajeankely dia miafina , ts , hita be hoe v...ny be ialahy!!:-D:-D:-P
7. fijo
(
10/05/2007 21:52)
bazy an,marivo salosana daholo ngah any eto?????nefa eto no mahatamana an'ise?
sao dia tena lo fototra marina aza ise ity?
sao dia tena lo fototra marina aza ise ity?
9. bazylou
(
10/05/2007 23:19)
nisy tatran'ny bala sahady ao marina!! ntsooooo aza manam-be!!:b:b:b:-$
10. sipagasy
(
10/05/2007 23:26)
hihih kay ve!!!!
izay bala rora ve dia mba ho aiza
ogééééé ogééé ogéééé....
bala rora tsy mankaiza
ogééééé ô ry sakaiza ....
:-D:-P
izay bala rora ve dia mba ho aiza
ogééééé ogééé ogéééé....
bala rora tsy mankaiza
ogééééé ô ry sakaiza ....
:-D:-P
12. Jeankely
(
11/05/2007 04:41)
Tokony asiana sehatra na dinika vaovao TAIMBAVA ary ao daholo izay tia hanao izany. Fa samy misoavaly ny dinika Politika ka dia samy mirefarefa eto isiaka e. Izay iray tsy mahavita ny zavatra ataony eto.=))
14. Jeankely
(
12/05/2007 03:14)
Bazylou Mpamosavy mihintsy no tena manimba ity resaka Pilitiky ity ry havako malalako o. Izaho milaza hoe dia avela tsy hanana Mpitsabo sy Mpampianatra mihintsy izany ny any ambanivoatra dia avaliny hoe dia TOKONY HIPATALOHA VE JEANKELY. Pilitiky inona ity?
