Aza atao fitaovana pôlitika intsony ny fiangonana...

1. pimaso ( 10/05/2007 11:51)
hoy ny Fiangonana Katôlika...
izany ra7 + 1
;-)
;-)
;-)
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 03:10
2. hery ( 10/05/2007 13:50)
Hoy koa ny Fiangonana
- Meloka izay manala zaza
- Tsy ekeny ny fampiasana kapaoty
- Tsy fianakaviana ny lehilahy sy lehilahy mivady


Inoako fa ekenao daholo koa izany ireo :-)
3. pimaso ( 10/05/2007 13:57)
le pôlitika no tsy ekeko,
fa ireto roa voalohany toa lalina loatra
aleo hovalian-dry mopera ihany angamba le fanontaniana aloa Mister hery,

fa le farany inoako fa tsy ekeko aloa e!
;-)
;-)
;-)

4. hery ( 10/05/2007 16:46)
Tsy azon'i pimaso ny tiana hambara... tsy maintsy hazavaina indray izany

"Aza atao fitaovana politika intsony ny Fiangonana"

Ny Fiangonana dia manana hevitra maro... ka fanaovana fitaovana politika ny Fiangonana ny fanekena ny hevitra iray izay mifanaraka @ firehana politika ekenao kanefa tsy fanekena ny hevitra hafa... tahaka izao ataonao izao.

Ny toa izao indrindra izany no ilazany hoe aza atao fitaovana politika ny Fiangonana.

(mbola hazavaina ihany)

Izao mantsy :-)

Sendra nitontona tao amin'ny zavatra nahafinaritra anao (ilay resaka politika io) ilay hevitry ny Fiangonana dia maimay ery ianao nilaza an'izany. Satria noheverinao hoe manohana ny firehanao izy. Dia ianao koa izany anisan'ny Opportuniste izay manao fitaovana politika ny Fiangonana (ou plutot izay lazain'ny Fiangonana)
5. fijo ( 10/05/2007 21:54)
mazava be rahery fa aoka sao mitsaoka eo io an
6. ds ( 10/05/2007 22:22)
Tsy misy ifandraisany kanefa...
Olona 3 (Mompera 2 sy lahika 1) izao no nilaza tamiko an-tariby fa horoahana (Expulsé) i
Mompera Sylvain Urfer s.j. mpanara-maso akaiky ny raharaham-politika malagasy (40 taona niainana tao Madagasikara).
Lasa ihany ny saiko hoe nahoana ?
8. bazylou ( 10/05/2007 23:21)
satria katolika sy nahita ny faiblessen'ilay 8!! izay rehetra miseho eo dia gadraina daholo e!! izay izao no malaza hoy le mpitery ronono antavinareo!!
9. Jeankely ( 11/05/2007 04:04)
F'angaha ialahy KATOLIKA fa tsy "Mpamosavy"? Aleo gadraina izay mitapy. Mbola anjaran'ialahy ny manaraka fa ompay ihany ny olona. =))
10. pimaso ( 11/05/2007 08:40)
fijo >Samy nosorandreniny menaka leisy fa tsisy mitsaoka @ là eo a!
expulsé ny chèr "Mompera Sylvain Urfer" satria nanaraka akaiky ny fizotrin'ny fifidiana indrindra ny référendum,
tohizo ihany ny valifaty @ katolika fa zay mahatanty e!
hoy :
"Dia ianao koa izany anisan'ny Opportuniste izay manao fitaovana politika ny Fiangonana (ou plutot izay lazain'ny Fiangonana)"

Inona no hirarahiako izay fiangonana hafa any fa katolika ny ahy no fantatro, matoa zay mitsipaka zavatra iray dia fantatray fa tsy mifanaraka @ mahasoa ny daholobe le izy,
Vao alina lesy Pape no niteny tany bresil fa contre ireo zavatra ireo ka raha mbola tsy mahafaly anareo dia miantsoa any roma a,

11. Jeankely ( 11/05/2007 08:48)
Pimaso vs fijo and jeankely vs Bazylou. Vizaniko io Bazylou ary tsy dia mahita atokona firy intsony Bazylou Mpas hahahhaha=))
12. pimaso ( 11/05/2007 09:06)
jeankely >
Za tsy vs n'iza n'iza fa disobe ingahy!
ny hevitro ny zava-misy @ zao fotoana no lazaiko;

mba henoy ihany ny hafa indraindray fa lasa routine be sy stérile le discussion

"ra7+1 up your ass"
;-)
;-)
;-)
13. pimaso ( 11/05/2007 09:16)
jeankely >
Za tsy vs n'iza n'iza fa disobe ingahy!
ny hevitro ny zava-misy @ zao fotoana no lazaiko;

mba henoy ihany ny hafa indraindray fa lasa routine be sy stérile le discussion

"ra7+1 up your ass"
;-)
;-)
;-)
14. Jeankely ( 11/05/2007 09:31)
Fa resaka inona no mampiasa ity: "fijo >Samy nosorandreniny menaka leisy fa tsisy mitsaoka @ là eo a!". pimaso ila ve dia tsy hita?
15. bozyboleta ( 11/05/2007 11:41)
Ka ny an'ny pretra katolika sasany zao ny maha-pitondra fiangonana azy mitsy no hanafenany ny pôlitika ratsy ataony.
Io de sal@ le parlemantera mihevitra fa manana le fahefana tsimatimanota (immunité)de manararaotra manao asa ratsy e! Avy eo tratra de mitady hamadika resaka ho pôlitika fôna.

Ireo vahiny rehetra mipetraka eto Mcar de manao déclaration sur l'honneur fa hanaja ny lalàna sy ny fomba amam-panao eto @ firenena. Mendrika expulsion refa tsy mahay manaja. Otran'izany koa any @ firenena hafa.
Meloka io môpr io matoa noroahina na efa 100 taona teto Mcar aza. Refa tsy mahay miaina de aleo alefa mody any aminy fa tsy fialokalofan'ny jiolahy akory ny tanànanay!
Ny asan'ny mpitondra fiangonana de ny miadry sy mitarika ny ondry tsy hivoaka ny vala fa tsy manakorontana ny saim-bahoaka.
Mino aho fa t@ alalan'ny fiangonana no nahazoan'io môpr io visa hijanona eto nefa tsy izany no nataony nony teto fa nilaozany nanao pôlitika ndray. Ka any @ Sarko izy no tokony hitady toerana fa tsy mila azy ny gasy. Mpanao pôlitika eto feno ka atao inona expatriate?
16. Arimanana ( 11/05/2007 15:09)
Ny fijeriko de samy politika ny hoe " aza atao fitaovana politika intsony ny Fiangonana" sy ny hoe " fampandrosoana ny firenena ny fiaraha-miasan'ny Fanjakana sy ny Fiangonana". De samy mijery ny mahasoa azy ao e!
Hadalan'ny Fiangonana ny manaiky hataon'ny mpanao politika fitaovana hiantohana na hanoherana fitondrana iray ary hadalan'ny mpanao politika ny tsy mampiasa ny Fiangonana mihanahana tsy miorina tsara @ andraikiny ka azo entina hanohitra na hanohana régime iray! Tsy misy ifanerena io fa samy mitady vahoaka hanohana azy! de zay
17. fijo ( 11/05/2007 21:16)
mpimaso an,za kely sandry ka tsy miady fa ise no sao mitsaoka raha alefan'i hery eo aby ny ambangovangony.

le mopera voaroaka aloha ,amiko tsy olana fa toa ny gasy voaroaka avy aty koa e.samy miala io zanako
18. Jeankely ( 12/05/2007 03:10)
Mopera vaky Damozana.=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2564