Politika
tezitra
(
08/06/2007 18:46)
C 5 millions d'euro,ils vont blanchir, cacher vite ça,et donc direction suisse:
3 effet:
[b]1)effet direct:[/b]L'offre de devise à Madagascar va diminuer par rapport au demande.chutte de Monna...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2007 03:06
bazylou
(
07/06/2007 23:27)
ry jeankely be:roll::roll::roll:...
tohiny
novalian'i ranitse ny 29/06/2007 10:18
marozevo
(
07/06/2007 16:04)
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana.
Jereo eto
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/06/2007 09:33
saho
(
07/06/2007 14:33)
tena zava-dehibe ho an'ny firenena afrikana tokoa izao fihaonana ao Heiligendamm izao satria resahana ao koa ny fampandrosoana an'ny continent africain
misy isankarazany ny fomba filaza ataon'ireo ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/06/2007 02:46
tezitra
(
07/06/2007 11:16)
1) ANTANANARIVO TSY TIA FARITANY,[b][u] C FAUX[/u][/b] : izy no nifidy an’ny Monja jaona (député), RATSIRAKA , ZAFY, Tsiranana
2) FARITANY TSY TIA MERINA, [u][b]C FAUX :[/b][/u] Izy no n...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/06/2007 10:08
bazylou
(
06/06/2007 12:07)
tonga ny tary e!! rehefa avy nanao vokansa tany s...sse...
tohiny
novalian'i vale ny 07/06/2007 11:49
ronaldo09
(
05/06/2007 10:21)
Raha atao ny fandinihana dia tsy nateraka hanao politika ny malagasy ,ary tsy mahay politika! Be ihany izay revolution natao tao Dago izay ,ny grevy tao ny ra latsaka nefa tsy hita hoe aiza ho aiza...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/06/2007 03:28
Jeankely
(
05/06/2007 07:35)
Na manampahaizana tahaka ny inona aza ireo efa nitondra sy mpanao Politika tranainy ireo dia tsy maintsy ho vizana noho izany ny tanora dieny izao dia mila mahay mifanaja ary mizaha ny lalana tsara hi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/06/2007 02:14
ainaheri
(
04/06/2007 10:15)
Efa ela zay nahenoana an'i Ariel Sharron oe ds le coma,tsy nisy tohiny intsony na maty na velona?...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 04/06/2007 11:15
Jeankely
(
04/06/2007 03:03)
Samy miezaka ny miresaka ny fahoriana sy ny fahantrana mianjady ny Malagasy ny tariky ny milaza ho mahay Politika sy Toekarena rehetra. Raha ny zava-bita sy ny dingana vitan'ireo Firenena hafa no jere...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 02:03
tezitra
(
02/06/2007 16:46)
Cette question est bête, idiote, en plus c une insulte à l’encontre des malgaches :
1)Tu as un président mpivarotra ronono (vendeur à la sauvette d’yaourt), et tu trouves pas un succes...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 07:42
ronaldo09
(
31/05/2007 13:16)
Tsy fantatra mihintsy anie ny resaka politika atao eto fa toa fitadiavana ny fon'ny olona hikomy fotsiny e. Tsy manazava ary tsy mihevitra ny hanome fanazavana fa izay ahatratrarana ny fo fotsiny no a...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 01:44
pimaso
(
31/05/2007 07:44)
Ry Mpitondra Malagasy sy ny vahoaka
Raha tiantsika ny hiaraka hampandroso an'i Madagasikara ,dia aoka isika samy hanokatra ny ady hevitra, mianatra mihaino ny hevitrin'ny hafa,
Ajanony ny hevitra bo...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 08:52
Jeankely
(
31/05/2007 05:04)
Samy mahalala isiaka fa efa lasa lavitra i France ary ireo Malagasy mipetraka any koa mitanisa fatratra ny karama kely any Madagasikara, ny fijaliana sy ny fahorian'ny Malagasy. Mety hisy ve hevitra h...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 03:25
nororavel
(
30/05/2007 19:28)
Tsy misy izany democratie izany any Madagasikara na kely aza fa ireo depiote Tim ireo no tena mpangalatra gaigy lahy manao kely tsy mba mamindro ary olona lehiben'ny jiolahy eto @ FIRENENA MALAGASY NO...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 07:40
SARERAKA2
(
30/05/2007 15:43)
Dia voatery tsy maintsy hiverina indray i SARERAKA satria .........
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/06/2007 02:28
tezitra
(
30/05/2007 11:29)
1) La domaine de définition : C une personnage internationale :
- C le Vatican qui l’a envoyé à Madagascar, il y travaillait pour le Vatican, le Vatican a
une représentant diplomatiqu...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/06/2007 10:31
tezitra
(
29/05/2007 16:38)
de tout temps et en tout lieu (dans n'importe kel pays ) y des dahalos, des mercenaires, des saboteurs, des profiteurs, et chaque pays grand ou petit a ses propres ennemis; c pas une excuse, on t'a do...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/06/2007 06:18
ronaldo09
(
29/05/2007 13:02)
Zavatra 3 no miandry ny governemanta tarihan'ny Praiminisitra Rabemananjara dia ireto avy:Fisamborana ireo depute sy senat tany Toliara,penurie d’huile alimentaire et expulsion du pere Sylvain Urfe...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 02:30
Pao
(
28/05/2007 20:21)
Ho an'ny mpanao gazety miteny frantsay no asian-teny eto.
Mahay ary mahay loatra ary ny sasany hany ka indraidray efa tsy fantatra intsony izay tiany ho lazaina. Mazava fa matoa manoratra @teny frant...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2007 09:49
