Politika

Jeankely ( 06/07/2007 01:05)
Somary nijanona tsy nazoto nanoratra aho satria mba tonga saina amin'ny hanatry ny akama ary mahita koa fa "discussion stérile" ka aleo miala. Kanefa dia averimberin'i"vetsoko" hatrana ny solon'anara... tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 04:26
bazylou ( 05/07/2007 13:46)
mba misy sahy milaza ve eto fa ireo tanora gasy amin'izao fotoana izao, ny 20 ans et+ , dia tsy nahita ny arema sy deba??? Ary ilay zanak'arema tsy tianareo anie ka zanak'areo ihany ary tamin'ny andr... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2007 00:50
tezitra ( 05/07/2007 11:28)
Mort de quintuplé à Tuléar : Les 4 enfants nés d’une seule mère à ankililoaka au début du mois de juin sont décédé un à un , à intervalle de 3 jours, et ça ne choque personne, D... tohiny
novalian'i kanota ny 10/07/2007 08:44
tezitra ( 04/07/2007 15:21)
(Mpandika teny Her: raha matahotra dika diso dia ataovy teny gasy) Mazava ho azy, fanontaniana tsara fipetraka: [b]1)Rainilita izay mifoha amin'ny 4 maraina any Andoharanofotsy[/b], mandeha anto... tohiny
novalian'i kanota ny 06/07/2007 09:23
bazylou ( 04/07/2007 10:42)
Fianarantsoa Le bureau de la Région cible de cocktails molotov Alors que l'incendie de l'amphithéâtre d'Andrainjato n'est pas encore élucidé, voilà que le bâtiment abritant la Région... tohiny
kanota ( 04/07/2007 01:25)
Misy ny fahasahiranana ary tsy misy azo mora foana. Ny forongon'AREMA izay avy nanimba tsy afaka miteny izay tsy mety. Raha olona hafa izay iharan'ny fahantrana sy ny risorison'Arema hatrizay no milaz... tohiny
novalian'i ranitse ny 04/07/2007 09:51
Zazala ( 04/07/2007 01:20)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=9003... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/07/2007 08:52
silamo5 ( 03/07/2007 13:52)
efa tokony avoaka amin'izay couttiti fa tsy misy ilana azy ity fanjakana ity.... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:51
Zazala ( 03/07/2007 07:14)
[img]http://www.les-nouvelles.com/image_du_jour/img/2_7_2007/img_183_g.gif[/img]... tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 01:22
Jeankely ( 03/07/2007 02:06)
Hatramin'izay dia samy nanana ny teknisianiny daholo ny mpitondra nifanesy. Raha ny t@ andron'ny Revolisiona Sosialista Malagasy dia ataoko fa nisy manampahaizana avy any ivelany nanazava sy nampiantr... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:33
mandrak ( 02/07/2007 20:28)
Tsy zany mantsy fa ny jery any Rossy za t@ Sabotsy de zao ny afatrinedala oé: "de mampamangy any @ Ra8 lesy annnn" http://www.dailymotion.com/relevance/search/rossy/video/xs1di_rossy-madagasikara-ma... tohiny
novalian'i tsoraka ny 11/07/2007 06:01
tsoraka ( 02/07/2007 09:35)
Amin'izao fotoana izao dia mbola misy ny Ampanjaka any amin'ny Faritany isankarazany ary izay mikasa ny hirotsaka ho solombavambahoaka na Filoha dia misy ny maka tsodrano any amin'ireo Ray amandreny i... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:39
rahiratra ( 02/07/2007 09:07)
Raha tsy fidiana izy dia rahoviana no hisy fotoana hifidianana AREMA. hihihihibazylou. tsy miverina intsony dadatoa=))=))... tohiny
novalian'i rahiratra ny 03/07/2007 06:51
bazylou ( 01/07/2007 23:31)
"""fayot de la classe a décroché le bonnet d’âne : Amnistie fiscale ou comment « karchériser » les 2.000 milliards d’ariary d’arriérés fiscaux du groupe TIKO SA""" « Grosse comme une m... tohiny
novalian'i kanota ny 06/07/2007 01:17
bazylou ( 01/07/2007 18:31)
""LES MEMBRES DU TIM RECONNAISSENT QUE RAVALOMANANA N'EST PAS UN HOMME D'ETAT ET QU'ILS ONT VOLONTAIREMENT AVOUE (MANIFESTE) LEUR DECEPTION."" "TELONOHOREFY" DU 15 JUIN 2007.:wink::wink:... tohiny
novalian'i tsoraka ny 08/07/2007 05:42
rahiratra ( 01/07/2007 02:25)
Ahelin'ialahy eran'ny rehetra fa TIM niala ialahy. Raha leo ny vahoaka ka hanova tsy midika izany fa TIM niala no asisika andoha. Mandroso ary mitady vaovao ny vahoaka raha tsy azonao ny dikany. Manas... tohiny
novalian'i kanota ny 07/07/2007 05:16
bazylou ( 30/06/2007 12:09)
ny arema anie ry zareo ka efa tsy teo amin'ny fitondranaintsony vao nizara izatsy sy zaroa e!! ity koa; antokon'ingahy preda mitondra mihitsy no mizara roa!! tsy mbola nisy an'io teto an-tany!!! ... tohiny
novalian'i rahiratra ny 02/07/2007 05:53
rahiratra ( 30/06/2007 01:25)
Zava-mpiseho amin'ny antoko politika Malagasy ny fisarahana ka inona no mahagaga ny zanak'AREMA nefa hatramin'izao aza ny Arema misy izany hoe atsy manana fomba fijery mivoatra tarihin-DRAHARIJAONA, a... tohiny
novalian'i rahiratra ny 02/07/2007 05:57
bazylou ( 29/06/2007 23:54)
eny fa na dia ny antokony aza dia hizara roa!!! beeurkkkkkkkk ""Politique Le spectre de la scission guette le Tim La réunion du bureau politique du Tiako i Madagasikara (Tim) d'hier, qui devait... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/07/2007 02:48
tsoraka ( 29/06/2007 02:26)
Mba hampandroso haingana dia tsara raha i Tezitra tsak tsak zato arivo no atao President manaraka fa izy mbola tia Madagasikara fa tsy sahala ilay bazylou. Tsy maintsy io ariary io no ataony Franc sad... tohiny
novalian'i ranitse ny 29/06/2007 10:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6943