Ny ahy Tezitra tsak tsak zato arivo no ataoko President

1. tsoraka ( 29/06/2007 02:26)
Mba hampandroso haingana dia tsara raha i Tezitra tsak tsak zato arivo no atao President manaraka fa izy mbola tia Madagasikara fa tsy sahala ilay bazylou. Tsy maintsy io ariary io no ataony Franc sady tsy mahay teny Malagasy fa tsak tsak zato arivo
novalian'i ranitse ny 29/06/2007 10:28
2. ranitse ( 29/06/2007 04:05)
Tsy atakaloko an'i bazy io fa tsak tsak zato arivo ko
3. tsoraka ( 29/06/2007 05:22)
Mbola variana any amin'ny fasan'i Tsak tsak zato arivo angamba dia tsy hita i Tezitra. Fahaleovantena e, Dadabe-ko e, hihihi Tsak tsak zato arivo eeee. Miandry izahay fa aiza ianao ry Tezitra a?
4. ranitse ( 29/06/2007 10:28)
Tezitra be izy fa matin'ny F R S ianao fa tandremo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.129