Politika
mandrak
(
16/07/2007 21:08)
mba asivo maso kely ty filoha dizna be ty, zao kosa ve de ho ray verra tsony
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&search=
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&sea...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 18/07/2007 13:06
Jeankely
(
16/07/2007 11:06)
Noho ny lesona izay hita sy napetraky ny mpitondra nifanesy dia tsy rototra firy @ tompon'andraikitra isan-tokony ny vahoaka. Ny fandraisan'ny vahoaka izany Politika izany dia zava-dratsy ary resaka f...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 07:56
Jeankely
(
15/07/2007 02:45)
Izany tokoa ny hoe izay ahitana hirika dia idirana na mifanohitra amin'ny resaka nataony aza. Jereo fa nilaza mazava i bazylou sy ny namany fa tsy tokony hiantehitra @'ireo FMI sy Banque Mondiale ireo...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 02:03
bazylou
(
14/07/2007 00:15)
""voici une translation de ce qui est écrit sur le paragraphe 1 du dernier rapport du FMI (IMF Country Report No. 07/236
Madagascar est parmis les pays les plus pauvres en Afrique Sub-Saharienne ...
tohiny
novalian'i kanota ny 22/07/2007 04:06
tsoraka
(
13/07/2007 06:51)
Anay vozaky amin' Zanak'Arema. Avy nangorona sy nanao rapadango ny fananan'i Madagasikara avy eo mitsikera tsy misy vokany. Inona no vtanao ary tonganao taiza i Madagasikara fa tsy ianao no faly miant...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 17/07/2007 08:52
kanota
(
13/07/2007 02:15)
Milaza ny sasany voazanaka aratsaina nefa tsy makaizany zanak'Arema. Mitady ny olona hanampy azy satria tsy mahavita inoninona. Tampidalakaleha koa aiza no tsy ho fanina. Vavan'amboa mivoavoa=))=))sis...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 02:11
Jeankely
(
13/07/2007 01:31)
Omena ny olana nefa tsisy vahaolana fa mijanona ho olana ka inona no dikany. Zero manatody tsy mahafaty baolina fa mivezivezy manerana ny kianja ary hiomehezan'ny mpijery...
tohiny
novalian'i kanota ny 14/07/2007 02:48
bazylou
(
12/07/2007 23:29)
=))=))amin'ny olona voazanaka ara-tsaina ka tsy mahita hafa tsy ny izao tim mpiady antrano lava izao!!Be zity amin'ny halatra ataoamin'ny hafa fotsiny nef atsy alehany , tsy matanty fifaninanana akory...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/07/2007 04:48
rabaradaka
(
12/07/2007 08:13)
Vao voafidy hitarika indray ny TIM io razoky io dia efa niteny aho hoe tsy vitany io TIM io. Dia hoy nareo menakavy tamin'izay hoe io ndray Rabaradaka. De zao hitatsika zao ny fisavorotahana. I Zohari...
tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 13:40
ronaldo09
(
11/07/2007 19:56)
O ry mpiray tanindrazana malala fa inona ity mifamely fantsy ity e?hevitra ange no miady fa tsy olonasa izao no tonga amin'ny hiran' i ROSSY hoe:
Tsy hevitra intsony fa ny olona izao no miadyn
...
tohiny
novalian'i kanota ny 13/07/2007 02:22
Jeankely
(
11/07/2007 11:11)
Manompa President, manao ela Filoha, maniratsira Malagasy, mitanisa ny PMA ataon'i bazylou ary milaza izy fa mbola milalao baolina nefa nony nahazo ny hoe aiza ny baolina matinao vao kepoka manontany ...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 17/07/2007 06:07
bazylou
(
11/07/2007 10:09)
tianao ve rajeankely v.... ny hisian'ny mpitondra 2 ao Madagasikara??RAha tianao dia zaraitsika ro I mada , dia samy manao ny azy. Ny asan'ny mpanohitra dia ny manozongozona ny olona toheriny!! rehefa...
tohiny
Jeankely
(
11/07/2007 01:31)
bazylou ve sa vetsoko sa tezitra sa zazala no butteur? Tanisana ny fiparitahan'ny antokon'ny mpitondra, ka raha raisina sahala ny baolina rehefa mivoaka mahazo karatra mena betsaka ary miparitaka ny t...
tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 04:25
tezitra
(
10/07/2007 12:04)
Eh oui , y’ a pas que Got, Turbo, Gager’s, Lotybe,…notre président aussi a du talent.
[b]Le titre : Sous développement de Mada, La faute à la culture.[/b]
Le truc c simple, La faute ...
tohiny
novalian'i kanota ny 14/07/2007 02:53
Zazala
(
10/07/2007 01:50)
le ministère de la justice dégraisse les prisons.
http://www.aody.mg/tribune.php?id=1638...
tohiny
novalian'i kanota ny 11/07/2007 08:17
ktsif
(
09/07/2007 14:16)
:^:^=))=))na inona fanazavana atao dia hitm-poko hitam-pirenena fa miady an-trano ny TIM. misy ny manao inTIMidation amin'ny anaran'ny TIMocratie. Dia sanatria ve... efa niala ny AVI, niala ny RPSD, n...
tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 08:55
DadaRabe
(
09/07/2007 14:03)
Miarahaba,
Rehfa nijery ny zava-misy tany ho any aho ry akama isany dia izao no mba hitako : Miasa, miasa ihany no ilaina. Mampiasa saina, mampiasa vatana. Miasa é !
DadaRabe
MIASA ! MIASA IHA...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/07/2007 02:21
Jeankely
(
08/07/2007 07:44)
Dia tena jendana ny tena raha olona nandrato fianarana andafy na mipetraka andafy no manabosesika antsain'ny olona ny hiandry sy hanantena ny Fanjakana. Asa inona loatra no mijery amindreo na andafy a...
tohiny
novalian'i kanota ny 14/07/2007 02:54
tsoraka
(
08/07/2007 05:45)
Rehefa tsy manao copy and paste dia mikorontana bazylou mitady hamelezana ny Malagasy. Mikorontana fa SESIKIDORO. Izay koa anaran'ilay bazylou SESIKIDORO oooo=))=))=))...
tohiny
novalian'i kanota ny 10/07/2007 08:26
bazylou
(
07/07/2007 22:10)
*Izany izao no azo hanafohezan fohy sy mazava an'ilay 8 io!!
Mahazo amnistie rehefa aoa anatin'ny club.
Ary tadiaviny ho azy daholo na ny alika na ny kisoa.
Ny an'ilay pety rakotoniana aza moa ,di...
tohiny
