Bonne ou mauvaise nouvelle

1. Zazala ( 10/07/2007 01:50)
le ministère de la justice dégraisse les prisons.
http://www.aody.mg/tribune.php?id=1638
novalian'i kanota ny 11/07/2007 08:17
2. tamberina ( 10/07/2007 05:56)
ka inona ary no tena tadiavina e?amiko madagasikara tany andalampandrosoana ity anie ka sarotra ny manodina ny mpamono olona hiverin-dalana @ tsara, sy ireo mpangalatra gaigy lahy koa e!tsy matoky ni "insertion" eto amitsika aho,tsy mbola nisy tafita mantsy t@ io nefa ny instructeurs manana bdb sy mahay isika .Isika koa tsy mety mionona fa zay atao rehetra kianina daholo,be ny migadra:menomenona,avoaka ny gadra menomenona fa matahotra!8-)8-)
3. kanota ( 10/07/2007 07:59)
Na hiakatra ianao na hidina, na hatory na handeha, na hanatsara sy hikaroka tsy miay afatsy ny fitsikerana no asandreo. Ny zavatra ilainy dia ny handandy sy lelaka vodiny ny mpitondra na miala ary izy no hitondra. Bazylou, Zazala, Vetsoko, Tezitra mitady hamerina ny AREMA ka izay ahavoazany alefany daholo. Ny ataondreo dia miandry izay mesures mivoaka ary mitady ny lafiratsin'iny. Samy mahalala fa ilaina ny SWOT ny zavatra rehetra ka asakasak'izay tsy mahita afatsy ny WT.
4. Jeankely ( 10/07/2007 08:53)
:*:*
5. kanota ( 10/07/2007 09:22)
Ireo ambony ireo ve no horanareo???Manoroka vavan'amboa angaha??
6. Jeankely ( 10/07/2007 09:27)
Tsy mijery tsara ty fa mpamely kanota loatra=))
7. ktsif ( 11/07/2007 08:07)
tsy misy fika io fa ny hidin-trano fotsiny hamafisina dia miompia aliaka be dia be e.
8. kanota ( 11/07/2007 08:17)
Fa iza no naniraka anao hanao TIM? Maivana mandroso, maivana miverina=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0424