pacte satanique de notre president

1. lehilahy ( 17/05/2007 20:18)
Andriamanjato Richard : Un coup de tonnerre



Restant fidèle à son image de vieux loup de la politique et surtout de faiseur d’opinion, Andrimanjato Richard a refait son entrée dans le débat politique nationale avec fracas. Deux révélations de tailles, mettant en cause la sincérité du slogan de « justice et sainteté » de Ravalomanana et fustigeant aussi bien l’intégrité que l’honnêteté des chefs d’églises de la fédération malgaches des églises chrétiennes ou FFKM, ont été lancé sans ambages par le Pasteur …suite
http://www.assidu-madagascar.org/izao/

rubrique info et news / Flash et Divers /
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 06:51
2. xxx ( 17/05/2007 20:26)
lien direct:

http://www.assidu-madagascar.org/izao/html/satan.htm
3. fijo ( 17/05/2007 21:17)
resaka adala ny an'andriamanjato
4. Fiffi ( 17/05/2007 21:56)
efa tsy hitan'lery intsony zay afitsoka....maninona koa aza no manao an'zao le olona eh ?
5. bazylou ( 18/05/2007 00:39)
Aza atao hitan'i rajeankely io fa ho tapaka indray ny lalandrany!!
6. malalatinasoa ( 18/05/2007 03:19)
Ary raha tena izy, maninona no tsy misy sonian'i Ra8, na ny rany?? Dia natao authentification mihintsy na test ADN.
Ny resaka Satan sy Dieu zany efa domaine hafa mihintsy fa tsy hoe nanao certificat ohatriny manala fanadinana akory. Na za aza afaka mamorona ohatr'io raha hanao. Ny an-dra8 sy ny finoany dia azy sy i Andriamanitra zany, toy izany koa ny an'i Andriamanjato, tsy misy idirako mihintsy.
Dia aza minomino foana fa ny mpanenjika tsy maintsy any afara. Raha za klou ra8 dia tena toriko io e, efa diffamation be zao ve. Anjaran'ny fitsarana avy eo no manapaka na ande hifampitady @ io rangahy nanao sonia io aza.
7. diamondra27 ( 18/05/2007 06:46)
:-w:-w:-w
8. ravatorano ( 18/05/2007 06:59)
za manko mba gaga
raha i ndrema v no nanaovana ohatran io mba nanao ahona re eeeeee
ary efa ela ange io no hitako fa zao vao tena voizin ny assidu koa e d izay no hitan i lehilahy fa za efa ela no nahalala ny fisdina io tamin ilay conference de presse hihihihihi
ntsss asa izay mbola ho voafitak izany amizao andro mazava b zao !
9. jefra ( 18/05/2007 07:57)
Resaka vie privee ilay izy amiko fa lany bala ny sasany. Tsy ny finoany na ny ataony any ampandriana no zava-dehibe!

Nandresy ny eny = fampandrosoana haingana amin'ny alalan'ny MAP. Ahoana ny tohiny fa nandroso ny fotoana.

Toa tsy ampiasaina ilay USD 4 miliara hoe efa azo nodradradradraina tany Nice sy Allemagne. Izany amiko no tena resaka fa izay fiainany manokana any tsy raharahako.
10. pimaso ( 18/05/2007 08:06)
Film efa nandeha t@ pré-éléction 2001;
fa tsy nandaitra teto io!
ra ny Pape no nandefa an'io dia mety nino aho,
fa ze i ndrema kely ve?
alahelon-toerana fotsiny
mitadiava fika tsaratsara fa tsy miconvaincre mihitsy le izy,
dia ny sarin'ny nedala manao sonia sy misotro ra mihitsy aseho izay vao crédible le izy
;-)
;-)
;-)
11. bozyboleta ( 18/05/2007 09:57)
Hita hoa fa disk vinyl efa tonta be ny sujet-n'i Lehilahy.
Ndana klou matory de ze nofy eo ndray tantaraina fa lany sujet.
12. kelly13 ( 18/05/2007 10:37)
sshhh nareo kosa e, za klou misaotra an'i lehilahy sy xxx nandefa ireo fa tsy mba nahalala e! hay v ka nisy an'izany e, hihihi!!! marina fa oe resak'adala le izy ms n'empeche, mba nahalala aho oe kay i ndrema tsy mbola gli fa mbola miteniteny fôna fôna
13. xxx ( 18/05/2007 13:09)
raha milaza mazava i drema fa anisan'ireo manao an'io dia miaraka ao izy roalahy de mety mba hino ihany aho. Lery iny koa mantsy ohatran'izay raha resaka lainga sy fitaka. Ny halatra no tsy fantatro.
14. bazylou ( 18/05/2007 18:55)
tratra indray ireto dia miwawawa eo !!:-P:-P:-P
15. Fiffi ( 18/05/2007 20:42)
ary f'anga lery tsy efa misotro ronono efa tokony atao aiza re eh ! de lozany mirediredy fotsiny sisa ! humm.....ahazaon'ny paké-ny lery io fa andraso kely aloha....
pimaso: ka tsy misy hafitsoka le olona de mirediredy sisa .....tsy misy afats'io no handrebirebena ny saim-bahoaka fa tsy adala akory ny olona no andeha ihino an'zao katsaka , tsaramaso , voanjobory rehetra zao.....
16. lehilahy ( 19/05/2007 07:29)
:?::?::?:tsy azoko mintsy ny mahatonga anareo himenomenona sy hanenjika ahy, fa inona no nataoko??? nahita fotsiny aho dia mba nampahalala vaovao dia izay, kanefa toa tonga dia misy miraparapa sy b kiana fotsiny tsotra izao....;-) aza de mora entimpo e, io ny vaovao de iadio hevitra fa tsy avy de faly hanenjik olona fotsiny...
17. agoago ( 19/05/2007 10:38)
Da tsy haiko aloha ny fahamarinan'izany!
Mbola samy ho tsaraina daholo isika rehetra, zay no zavatra inoako.
18. lamie ( 19/05/2007 16:23)
ny tena mampalahelo dia nandritra ny crise 2002 dia efa namoaka an'io ty pasitera efa retraité ty,niaraka t@ pasitera hafa sy mpanohitra izy,tsy nisy nanisy sira satria lainga marivo lanitra ty nolazainy,ny malagasy moa mora taomina @ fivavahana,nampiseho taratasy tokoa izy t@ zay,fa tsy nisy nahita akaiky io taratasy io na iza na iza,dia mba efa pasitera ihany ny tena , sady nidongy ny fiangonana ambohitantely hivoriana,mahamenatra, ny filoha dia mpandray ny fanasan'ny Tompo,ka sarotiny Andriamanitra raha misy olombelona mampivady Azy @ satana ry namana isany,asa raha tadidinareo ty nanjo an'ilay vehivavy iray, nidera sy nihoby no nibahana t@ fiainany,asa ty nanitikitika ny sainy fa niova ary nivavaka tany @ secte,lasa adala io vehivavy io ary tsy re intsony zay nalehany,ary pasitera Razafitrimo koa zany iray tsikomba @ ny filoha raha izany ve?
19. daomania ( 19/05/2007 17:46)
Décidemment, les assidus (assidu en quoi d'ailleurs) font flèche de tout bois. Mais je rappelle ici un dicton énoncé en son temps (fahagola) par Ratsiraka : "les chiens aboient, la caravane passe !". Seriez-vous capables de trouver des arguments sérieux un jour ? j'en doute !
20. Fiffi ( 19/05/2007 18:25)
daomania: :-w:-w:-w ary enao ve hono mba manana arguments afatsy ny mitsara tahak'zao ?
"daomania":
Seriez-vous capables de trouver des arguments sérieux un jour ? j'en doute !
nga hono misy compte à te rendre eto ? :roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508