pacte satanique de notre president

21. lamie ( 19/05/2007 19:02)
izay tsy manaiky fa hifandimbiasana ny fitondrana dia mivovoa foana, asa mandrapaha-raoviana!ny taloha efa lasa alavitra any @ tsy hita maso,ny assidus toa tsy misy fa ny mpanaratsy no maro! ,
22. lagoon ( 20/05/2007 10:43)
Ity resaka ity efa t@ 2003 nefa tsy nahahongana ny Filoha Ravalomanana akory.
23. Zazala ( 03/06/2007 21:10)
Olondehibe anie i Ndrema, matoa sahy mamoaka io iz tsy lainga zany. Mba jereo anie io site_na satana io

http://f.s.f.free.fr/
24. Jeankely ( 05/06/2007 06:51)
Ialahisany koa no tena satana mahalala ny site_na satana. Samy satana izany. Mampihomehy satria rehefa tia ho filoha dia tsy maintsy Baiboly ary avieo avadika resaka satana. Loza ihany ity resaka fandaniana andro ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9634