Le Pére Sylvain vend la mêche,bravo et merci!!!
1. lagoon
(
16/05/2007 15:37)
http://jt.france3.fr/regions/popup.php?id=b67a_1920
Henoy tsara ny teniny.
Mazava izany fa namany ireto mpanohitra,ary mazava koa fa dia tena mbola PADESM MPIVAROTRA TANINDRAZANA ireto mpanohitra eto amintsika.
Aza taitra fa ho haparitaka io vidéo mba ho hitan'ny be sy ny maro ny tena karazan'olona miaraka @ ity Urfer ity.
Nahay ni-confesse ianao ry Urfer a.
:-D:-D:-D:-D:-D

novalian'i bozyboleta ny 18/05/2007 09:32
2. Imahaka
(
16/05/2007 15:49)
tena tsaingo leiry!pharse iray dia efa ampy ahafantarana ny aminy :twisted:
3. Fiffi
(
16/05/2007 15:54)
hummm......kay ve "refoulement" fa tsy "expulsion" eh ! :-w:-w:-w de ahoana zany pretra en désacord am gouvernement zany ? sady manao politika ? "force opposant ny cato am gouvernement ? :-w:-w:-w:-w hafa kely indray ity tantara ity an !
Fa nahay nikonfesy izy kah ! :{:{:{
Fa nahay nikonfesy izy kah ! :{:{:{
4. xxx
(
16/05/2007 17:11)
Ataoko samy mba nihaino daholo isika fa aza mandray tapany ny ohatr'io fa manimba zavatra. Mazava fa élement genant ho an'ny Gvnt izy satria nahasahy ni-critique, ka inona ny olana. Izany angah tsy azo atao. Sa rehefa mitsikera dia naman'ny mpanohitra.
Aza ahodikondina ny resaka fa efa Fitondrana manakaiky ny hirodana ny anareo satria efa manaonao foana. Vao mainka aza miharihary ho hitan'izao tontolo izao ny faiblesse-ny.

5. Fiffi
(
16/05/2007 17:31)
xxx:heu.....tsy mba henonao ve le nanjoa ny mpihira gasy iray iny ? niasa tao am hopital teto paris izy de mba nanotrona ny manif koh...de inona no nitranga avy eo ? avy de nalefa nody....mbola tao am-piasany mihintsy no niraisina de naterina teny CDG....inona ny antony ? satria hoe fa nahoana vahiny ve enao de ande anao an'zany ?
Ataoko samy mba nihaino daholo isika fa aza mandray tapany ny ohatr'io fa manimba zavatra. Mazava fa élement genant ho an'ny Gvnt izy satria nahasahy ni-critique, ka inona ny olana.
Ka raha ataon'ny olona tahak'zany ny gasy , nahoana no tsy ataon'gasy ohatran'zany koh ny vahiny ? samy manana ny lalànany ny firenena ka tsy hitako zay olana am fandraiketana azy......
6. xxx
(
16/05/2007 19:26)
Tsy nahafantatra an'izany tantara izany alona aho ka tsy manan-kambara mmba izany. Fa na tiantsika na tsy tiantsika dia vao mainka mibaribary eo @ izao tontolo izao ny intolérance asehon'ity Fitondrana @ izao ity. Satria ny mpanohitra gadraina ary ny vahiny roahina.
7. Fiffi
(
16/05/2007 19:52)
xxx:heu....de ozy ve enao hoe @ tsy misy antony ny nanaovany an'io ? :roll:
Satria ny mpanohitra gadraina ary ny vahiny roahina.
8. fijo
(
16/05/2007 20:01)
ny zavatra nolazainy farany no henoy tsara"ny namana tonga eo amin'ny fitondrana amin'izay fotoan aizay ,no hanafoana io fanapahankevitra io"hoy izy.
raha adika izany dia mikotrika fanonganampanjakana ry zalahy sy ny "namany" ary tratra ka aza gaga raha voatsipy e.tsy asanao izany

9. jefra
(
16/05/2007 22:59)
Mba nijery sy nihaino tsara ilay video aho fa dia tahaka ny baiboly angamba izy ity ka samy manana ny famakiny azy.
Ny SEFAFI sy Justice et Paix no antoko misy azy. Rehefa manohitra sy mitsikera hay moa izany dia Padesm mpivarotra tanindrazana! Dia efa tokony hioman-komana koa ve izany Madeleine Ramaholimiaso? Mahita zavatra ianareo leiretsy.

10. jentilisa
(
17/05/2007 08:19)
Tena tsy reko mihitsy!!!fa teo amin\'ny miniotra fahafiry teo no nisian\'ny resaka?
11. xxx
(
17/05/2007 09:51)
Sady amiko tsy olana ny fanonganana ny fitondrana jadona iray. Tahaka ny namonoana ny hitler ihany io.
12. jefra
(
17/05/2007 10:32)
jentilisa> France3 Alsace no nanao ny interview. 19/20h du mardi 15/05.
Ito ny video : http://jt.france3.fr/regions/popup.php?id=b67a_1920&video_number=1 Sujet faharoa ny interview Urfer.
Ito ny resumé texte fr3: http://filinfo.france3.fr/popup_afp.php?nameRegion=alsace&id=070515115517.v4aywbwl (izay efa nalefan'i ds tary amin'ny Hoy ny Gazety ihany koa, mbola naveriko ery ambany.)
Misy passage ary amin'ny farany ilazan'i Mopera hoe:
"J'espere bien revenir, j'espere que ce sera en douceur,et que les amis qui seront au pouvoir a ce moment la, abrogeront cette decision"
Tsoahina ao anaty contexte ny fehezan-teny dia azonao ilazana izay tianao rehetra. Fa Ramaholimiaso no mpiray tsikombakomba aminy raha mitombina ny maha padesm sy mpivarotra tanindrazana azy.
Manana zo hino fotsiny ny tsirairay, fa mba tsara eritreretina ihany angamba hoy aho ny zavatra soratana.
-----------------------------------------
STRASBOURG, 15 mai 2007 (AFP) - 13h55
Le jésuite expulsé de Madagascar met en cause le président Ravalomanana
Le père jésuite français Sylvain Urfer qui a été expulsé vendredi de Madagascar a accusé mardi le président malgache Marc Ravalomanana d'être à l'origine de son expulsion, dans un entretien téléphonique à l'AFP. "C'est une décision qui remonte très haut et qui émane du président de la République comme me l'ont confirmé l'ambassade de France et le nonce apostolique. Personne ne s'attendait à ce qu'on me jette dehors", a déclaré Sylvain Urfer qui vit depuis à Pulversheim dans le Haut-Rhin. Arrivé à Madagascar en 1974, cet ecclésiastique de 66 ans avait vu jeudi son visa de séjour permanent annulé par le ministère de l'Intérieur, assorti d'une interdiction d'entrée sur le territoire malgache, sans qu'on lui explique les raisons de cette décision. Il avait 48 heures pour quitter le pays. Il a quitté Madagascar dans la nuit de vendredi à samedi pour la France. "Le roi est nu, il doit s'en douter : mon expulsion a été pour le président l'occasion d'affirmer son autorité, mais elle n'a fait que renforcer sa fragilisation", a estimé le père Urfer. Interrogé sur les raisons possibles de son expulsion, il a évoqué son activité au sein de l'Observatoire de la vie publique (Sefafi) qui publie des rapports sur la situation politique, économique et sociale de Madagascar, souvent critiques envers l'action du gouvernement ainsi que son rôle dans l'Eglise qu'il a qualifié de "facteur déterminant". "L'observatoire gênait certainement car on mettait le pouvoir en contradiction avec lui-même entre son langage affiché, sa législation soi-disant libérale et ses pratiques réelles", a-t-il expliqué. "Comme j'étais un étranger, j'étais le maillon faible", a-t-il ajouté. Selon plusieurs observateurs, les relations actuelles tendues entre l'Eglise catholique et le régime malgache pourraient être l'une des raisons de l'annulation du visa du religieux. Le président malgache, Marc Ravalomanana, est vice-président de l'Eglise réformée de Madagascar. "Je n'avais jamais encensé le précédent régime de Didier Ratsiraka, mais lui n'est jamais allé jusqu'à m'expulser", a-t-il conclu.

13. fijo
(
17/05/2007 21:25)
ny namana izay lazainy eo dia izay miketrika fanonganana.ary na iza na iza mpitondra tsy misy hanaiky an'izany,indrindra fa vahiny eano no be resaka
14. bozyboleta
(
18/05/2007 09:32)
"Le roi est nu, il doit s'en douter : mon expulsion a été pour le président l'occasion d'affirmer son autorité, mais elle n'a fait que renforcer sa fragilisation", a estimé le père Urfer.
Efa voaroaka mbola bevava ihany. Normaly tsara be raha voaroaka tany io ary tsy ho tafaverina eto zany ntsony io fa ny gasy manana ambom-po tsy hanaiky izany.