Chirac sy Sarko

1. lost ( 16/05/2007 08:08)
Androany no anome fahefana an'ny Sarko i Chirac,kanefa d indrisy fa efa misy iany ko androany eny andalambè ny antisarko,amiko ilay hevitra tsy dia masaka loatra satria tsy any Afrika akory ka refa tsy revinao na lanimbahoaka t@ fomba malalaka d tokony hajaina ny safidimbahoaka,ny tena marina d tokony ny ry zareo droite no tokony hietsika hanohatra an'io fihetsiketsehana io fa manimba ny partindry zareo io tsy we akory tsy reveko i radidy fa lany d ialahatra aho, na i ra8 na i mouboutou na i Bagbo toetsaina afrikanina zany!!Tsy hampiova ny vato efa voahisa ny filaharambe en+ avelao alou izy hiasa fa refa tsy mamely d mety anatevindaharana aho:lol::lol:
2. xxx ( 16/05/2007 09:04)
Ho an'izay te hijery mivantana kanefa tsy eo ambody télé fa eo ambody internet dia http://video-direct.france2.fr/player.php?id=38
3. sipagasy ( 16/05/2007 10:06)
misaotraaaaaaa, tena saika tara aho fa aty am-piasana tsinona eh;-)
4. xxx ( 16/05/2007 10:07)
ha ha ha aleo hilahatra ze tsy faly e! ngah moa tsy izany indray ilay demokrasia?
5. salmo1 ( 16/05/2007 10:17)
Haleo Politique Droite no hitondrany France, amzay mihavitsy ny mpanakorotana ny Firenena Fitambarany Union Europeane.

Hevitro manokana de zay alou...

Fa na iza na iza ti hipetraka tsara am aradalana; tokony hanaraka ny fitsipikiny Firenena fa tsy hamotika ny fitaovam-pirenena.
6. sipagasy ( 16/05/2007 10:35)
mmhhh tena mba faly @ hevitr'i salmo1 injay aho t@ ity annnn, tena mahafinaritra fa tohizo ny ezaka e!


izay tsy faly mibontsina e! ary raha vahiny dia mmhhh mahay manaja tena mody any @ niaviany avy kouuuhhhh, izay ny demokrasia;-)
7. salmo1 ( 16/05/2007 10:48)
sipagasy =D=D=D:-*
8. rush ( 16/05/2007 11:18)
sipagasy:
mmhhh tena mba faly @ hevitr'i salmo1 injay aho t@ ity annnn, tena mahafinaritra fa tohizo ny ezaka e!
ka lery rehefa mba miheritreritra tsara ny zavatra tokony lazainy dia mahavoaka hevitra tsara hiany e!fa rehefa hirediredy izay a!tena tsy ao mintsy e!


9. xxx ( 16/05/2007 11:21)
rush:
ka lery rehefa mba miheritreritra tsara ny zavatra tokony lazainy dia mahavoaka hevitra tsara hiany e!fa rehefa hirediredy izay a!tena tsy ao mintsy e!
ary mba manao ahoana aloha ny firesaky rush?
10. rush ( 16/05/2007 11:44)
xxx:
ary mba manao ahoana aloha ny firesaky rush?
ny firesako v?avy dia milaza!ary mivoà tao aloha raxxx a!!!
Lohateny : Re : Iza no mahay? Ny fosty sa ny Mainty?
Hoy i salmo1:

Ny fotsy misy mahay de misy vendrana be, ary ny mainty koa torakizany...

midika zany fa raha manao fitsapahana loko tahak'izao ny olona anakiray... azo hatao oe: olona voambanimbany am faharatsiany na ny lokony na azo lazaina koa oe: raciste lay olona nanoratra sy nieritreritra nandinika an'ity dinika ity




salmo1 dia faly manankiana ny hafa foana Mahay kosa lesy ela raha anankiana eeee
tsy atao mahagaga io e!



11. xxx ( 16/05/2007 12:23)
i rush ihany zao no tena magaga!

ary maninona moa ra avelany rush @ fiadanana i salmo1:?: d aza valiana fotsiny zay soratany
12. booboo ( 16/05/2007 12:27)
"avela @ fiadanana" ....:-D:-D:-D:-D azoko ndray zay fomba fiteny zay :-D:-D:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 16/05/2007 14:01)
"avela @ fiadanana" hummm.....azon'booboo indray zany io an ! miaraka am "eka ouz" ! :-D:-D:-D
14. booboo ( 16/05/2007 14:31)
Fiffi > eka ouz efa hatr@ mbola kely kah ! :°)...avelao @ fiadanana moa ny eka ouz-ko ê :-D:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 16/05/2007 14:36)
:-D:-D:-D:-D eka ouz....:-D:-D:-D:-D
16. salmo1 ( 16/05/2007 14:37)
Fa misy inn ato @ politika:?:
17. Fiffi ( 16/05/2007 14:39)
misy politika....:-D:-D:-D
18. salmo1 ( 16/05/2007 16:31)
Fa inn no mapmé fa tsy azoko mintsy:?: azonareo lazaina ve:?:
19. mandrindra ( 16/05/2007 17:08)
eka ouz fa ho lazaiko anao ouz fa avelao amin'ny fiadanana ilay fihoemhezana ouz
20. fijo ( 16/05/2007 20:16)
za tsy nifidy sarko,fa za koa manohitra ny hoe hilahatra sy hanongana ,tsssssss.mangina de homano ny manaraka fa matoa tsy lany dia nisy lesoka tao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.192